andao indray hitafatafa ry zavavy a!

21. pitchou ( 14/10/2005 19:00)
nenà zany vao misokatra ny maso d lasa mitari-tongotra mankany @ dosy! d maka toerana tsara ao anaty benouara! d ndraindray mitohy ao le torimaso!
d rehefa tafala tao d akanjo! mila efa ho adiny 1! andramana daolo ny akanjo rehetra vô tafavôka ny trano
22. fasaly ( 14/10/2005 20:48)
:-D:-D:-D:-D
23. Herimiafina ( 15/10/2005 00:22)
Nenah njay zao ny kiboko me ngoza no manahirana ny saiko, de nande nanao abdom fessier za mba ho henjakenjana nefa tena tsisy vokany fa vô maika mitombo ihany de nanao gen njay de refa afaka le gen de otsan,ny mengeda be zany njay. tsssss Toroy hevitra zah ry reto an. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
24. cutie ( 15/10/2005 05:27)
25. cutie ( 15/10/2005 05:28)
herimiafina nga vhv :-D
26. fasaly ( 15/10/2005 09:39)
hery ny ahy kou tena tiko io exercice fessier sy abdo io ka! fahazarandratsy ny ny mitsapa iny endroit iny isan'andro hoe henjana sa malemy, de refa miakatra ny totohatsa handeha hatory za de ataoko enjakenjana tsara ny fiakarana totohatsa au niveau de fesse.
27. Herimiafina ( 15/10/2005 12:08)
cutie: zah sady vavy no lahy no hahafahako miditra eto fa sao de bedin'i fasaly.

fasaly: eeeeeeh, ratsy ne ty bebeks ty refa trop lotsa e.
28. cutie ( 15/10/2005 12:40)
in mou zany bebeks??
29. Herimiafina ( 15/10/2005 12:47)
Molson dry, Molson Ex, La Maudite, Milwakee, Coors light, Bavaria, sns.

Inn no tinao amin'ireo?
30. cutie ( 15/10/2005 19:14)
la maudite lol
31. Herimiafina ( 15/10/2005 19:32)
Efa haiko mintsy fa tsy maintsy io ny valiny, efa voa-étudié-ko ny momba anao rehetra, hehehehe:-D:-D
32. cutie ( 15/10/2005 19:36)
ka tsy misy haiko reo sasany reo tsinona ka lol
33. Herimiafina ( 15/10/2005 19:38)
Eeeeeeh, tsy mbola mahalala lahi-biera? eeeeh, mbola ho avy eo ny anjaranao e. hehehehe :-D:-D:-D:-D
34. cutie ( 15/10/2005 19:40)
za koa tsy tia ka :-D
35. Herimiafina ( 15/10/2005 19:44)
ie aza misotro an,ireny raha mbola minera.
36. cutie ( 15/10/2005 19:47)
sady za koa mbola minera rahateo lol
37. Herimiafina ( 15/10/2005 19:52)
Ka zay le tiko tenenina ry le boloky keliko ity an, hehehe (boloky kely cutie) :-D:-D:-D:-D
38. cutie ( 15/10/2005 19:57)
in kou ny dikan;io ?:-D
39. Herimiafina ( 15/10/2005 19:59)
point d'interrogation no dikan'io "?" io rha tsy hainao. hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
40. pitchou ( 16/10/2005 21:04)
ary inn ndray aza ty ataon'i hery mi squaty ny resakay ty!:evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008