andao indray hitafatafa ry zavavy a!
82. estine
(
18/10/2005 07:53)
mangaladia kely ry ranabavay isany nena sy hery mitovy ny kibo mitombo fona olanabe 'za tsy tia kibo be nefa za tsy mibebeksa,mitsy ftsy kibo taina alou e! fa mé matavy koa angamba aho.de mijery anio eo @fitaratra isa-mraina/ isaky ny miditra ao antrano.blem be ko ty kibo 8O
ory xxx an manjoho ny anabavy rehetra manambady io fa ny fahaiza mandamina tsara no hoeti-miady de belle enao.tandremo an§ mila mijajika toi 8O
ory xxx an manjoho ny anabavy rehetra manambady io fa ny fahaiza mandamina tsara no hoeti-miady de belle enao.tandremo an§ mila mijajika toi 8O
83. xxx
(
18/10/2005 09:34)
za vao mifoha dia mivavaka kely misaotra an'Atra dé mifoha dia mijery meteo
85. mamzelkely
(
18/10/2005 11:44)
za njay vô mifoha de mandefa télé de eo alo pdt 30mn eo de aveo amizany makany am douche ao ko pdt 30mn eo fa alohan'izay alo miogo volo de aveo mekanjo no sady mihaino hira mihetsiketsika de amizay courazy be de aveo manambôtra tare za alo ts mi se maquiller de aveo misakafo maraina de aveo mibrousy nify de aveo mande amizay de evidemment touzour en retard maamzelkely..:-D
86. fasaly
(
18/10/2005 12:11)
de tsy vogel ve rehefa tjrs en retard zany ry mamzel
sady njy anie tsy ngeza akory e! raha zay kibo njay iny misy kely aza ny tsara coussin d'amour kely iny hiondanan-dry zalahy rehefa mi relax iny izy.
nareo zany toa mbola manana fotoana hijerena tv sy hi dance kely zany ka! ny ahy ndray de manokatra pc alony sao de misy mssgs de mijery fourm kely alou!...de mamaly kely no misotro kawatry...

87. mamzelkely
(
18/10/2005 12:19)
ka zay anie no mampilay ny asako e ts de misy heure fixe be zany mande miasa fa entre 8h30 sy 9h30 no hatongavana ato apesana...
fasaly< sur ve njy fa ts de ngeza za... zay kosa alo miadana mits lery mahazo an'io kibo io fa saingy indrisy....:-D
fasaly< sur ve njy fa ts de ngeza za... zay kosa alo miadana mits lery mahazo an'io kibo io fa saingy indrisy....:-D
88. Herimiafina
(
18/10/2005 12:21)
Hay ve mamzelkely efa misa e, averiko fa mbola any amin'ny CEG ndriko, hehehehehehheeh:-D:-D:-D
89. mamzelkely
(
18/10/2005 12:42)
=)) enao ty ry herimiafina... eny efa nandalo tao ihany alo... fa inn fôna alo ty mihaino resa-bevavy ty e..:-w :-D:-D
90. Herimiafina
(
18/10/2005 13:18)
Mijery inspiration akia an , mihaina ze mba resahin'ireny vevavy ireny entina mi-frappy azy avy eo, fa ahoana, te-ho frapper-na ngah i toi? hehehehehehehehe :-D:-D:-D:-D
91. fasaly
(
18/10/2005 14:59)
aleo re izy eo ry mamzel fa lahitokantsika anie i hery e! tsoooo mignon ery izy manara-body antsika etsy sy eroa zany mou hery o!
92. fasaly
(
18/10/2005 15:01)
mamzl: tena kozy zany ka!
tsy ngeza zany no fahitako anjy am sary, zay no tsikera ko zany e! tokony hatao ary amy sary ary...
tsy ngeza zany no fahitako anjy am sary, zay no tsikera ko zany e! tokony hatao ary amy sary ary...
93. chipie1
(
18/10/2005 15:11)
fa aona ny ngeza am mamzelkely e ?
ay tia mihaino mozika daolo ny ankamaroany sipa ato !
otrany mitovitovy daolo kou nge ny zavatra fanao (fahazarana )refa vao mifoha e ?
ay tia mihaino mozika daolo ny ankamaroany sipa ato !
otrany mitovitovy daolo kou nge ny zavatra fanao (fahazarana )refa vao mifoha e ?
96. fasaly
(
18/10/2005 17:51)
mamzel: zay mintsy psycho zany, tsy mety ny saina fa de hoe ngeza foana zà!
chipie: ié mitovitovy dooly fa zà kosa tsyt midozina be anaty baignoire zany otsan'ny an'i pitchou, hoe mitohy ao njay ny torimaso:-D:-D:-D
chipie: ié mitovitovy dooly fa zà kosa tsyt midozina be anaty baignoire zany otsan'ny an'i pitchou, hoe mitohy ao njay ny torimaso:-D:-D:-D
97. pitchou
(
18/10/2005 18:21)
fasaly> andramo ange fa milay be e! :-D:-D:-D:-D:-D fa aza mba maneno ihany ny tél ary ambadika ary ....
98. Herimiafina
(
18/10/2005 20:42)
Avadiho ho hozatra zany tavikena be any aminao izany, manaova muscu otsanah. :-D:-D:-D:-D
99. fasaly
(
19/10/2005 05:37)
ratsy be zany ry hery a! efa tavy be njay ve de avadika hozatsa! de ny eo ihany no eo, fa aleo aloh hi fondre mintsy ny jabora zay vao mi muscle e! za ahoaoana ozy njy....
100. mamzelkely
(
19/10/2005 07:12)
zay mits aky ry fasaly a... leo hii fondre alo fa ratsy be ko anie le sipa musclée be reny e..