andao indray hitafatafa ry zavavy a!

121. pitchou ( 23/10/2005 15:37)
:-D:-D:-D:-D:-D
122. Herimiafina ( 23/10/2005 17:00)
De mba tiko alana kou le volotongotro ato fa efa azo aranjana mahintsiny klé. hehehehe:-D:roll::-D
123. akamatiana ( 23/10/2005 22:16)
aza alana zany lolotongotsa fa manjary miroborobo lol:-D:-D eo atao difsesy amizay tsy manenlingelina lol
124. Herimiafina ( 24/10/2005 04:45)
Eliminer-na tanteraka kah, dorana, asina menakosy de vita hetreo ny aminy de tsy miroborobo tsony, hehehehe:-D:-D:-D:-D
125. akamatiana ( 24/10/2005 04:55)
:-D :-D kozy ve kle
126. Herimiafina ( 24/10/2005 05:03)
Fa manjary ratsy be kanefa, maibo ranjo maimbo fe njay raha izay, sady tsy tinareo tsony fa tsy mba misy volovolo otsan'i Brad Pitt. hehehehe:-D:-D
127. akamatiana ( 24/10/2005 05:24)
mdrrrrrrrrr kle
128. Herimiafina ( 24/10/2005 05:30)
Asio sary mba hazava tsara ry akamatiana an. hehehe:-D:-D:-D
129. akamatiana ( 24/10/2005 06:21)
aiza no asina sary?? fa nga maizina kle lol
130. Herimiafina ( 24/10/2005 06:34)
le mdrrrrrrr kle tokony soloina hoe =))=)) kle. de respecter-o tsra ny elanelana eo amin'ny soratra, hehehe=))=))
131. fasaly ( 24/10/2005 06:37)
hay tena paille de fer be mintsy ny ranjonjy ao ry hery an! aleo ihany manao épilation njy raha izany.
132. akamatiana ( 24/10/2005 06:38)
:-D:-D:-D:-D:-P:-P:-P:-P=))=)) ôtsan'zaoooooo??:-D
133. Herimiafina ( 24/10/2005 06:51)
fasaly, mba taovy moa eeee. de meko bisous njy avy eo.

akamatiana, de atao chiffre paire le isan'ilay smiley farany io, za tsy tia chiffre impaire.
134. akamatiana ( 24/10/2005 07:00)
:-D:-D:-P:-P zaooo?? ôtsany manao z tin'làh kou kle , :-D:-P:-D zao no favouu
135. Herimiafina ( 24/10/2005 07:06)
Io farany io kou nefa milay satria na de tsy paire aza le mavomavo de ny chiffre 1 ihany no mba reveko ny impaire, hehehehe:-D
136. akamatiana ( 24/10/2005 07:10)
:-D:-D:-D:-D lol be kle
137. majakely ( 24/10/2005 08:50)
ny ahy indray de ny crème io de teena tsy aritro mihitsy ny mandalo eo tsy hanao !nany tarehy na ny tongotra na ny tanana nany volo na ny ..... !!tout é!!hihihi!looza mihitsy!
138. fasaly ( 24/10/2005 09:15)
eisss! tena ao amin'ny club iray zany tsika sy njiko ry majakely a! menaka menaka ihany ary menaka hatrany.... l'oréal paské je le vaut bien lol!:wink:
139. bichette ( 24/10/2005 09:29)
herimiafina > rehefa we kosa no mba afaka manao beauté
140. majakely ( 24/10/2005 10:30)
hi hi hi ! nous le vallons bien zany fasaly !! sady zah zao vao hi -déclarer la gera contra ny chevé kassant ! hahahaha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0747