andao indray hitafatafa ry zavavy a!

141. majakely ( 24/10/2005 12:06)
sady iny manimanitra iny mihitsy no tsy hahafoizako azy!!!
142. mamzelkely ( 24/10/2005 12:48)
cheuveu sec cassant et rrebel ko ky ry majakely a..:-D
143. Herimiafina ( 24/10/2005 18:12)
Nenah njay tairiko kely amin'ny labiera sy atody de fixer-ko amin'ny gel be avy eo de tena favy be mahintsiny, hehehehe:-D
144. estine ( 26/10/2005 07:56)
ary ahoana ny fanalana volotratra:?
mahatsikaiky ahy mitsy nareo reto milay ka=D
145. mamzelkely ( 26/10/2005 12:54)
raser-o ko ky a...:-D
146. pitchou ( 27/10/2005 18:00)
:-D:-D:-D:-D tsy aleo dorana? d @zay azo atao we may volo-tratra
147. pitchou ( 29/10/2005 03:48)
atao brulazy aky a! @zay raha misy manntany d atao we may volotratra e!:-D
148. majakely ( 29/10/2005 12:57)
de ho dorana ve rangah ko ??? tssss
149. majakely ( 29/10/2005 12:59)
Lasa ho toa an'ilay hiran'i Vola sy NOro manao hoe
>:-D:-D:-D
150. fasaly ( 29/10/2005 17:10)
" ity foko.....manireeery! nilaozanaouuuuu!.....
151. mamzelkely ( 02/11/2005 08:34)
:-D:-D ts haiko njay zany hira zany klé..:°)
152. pitchou ( 02/11/2005 14:56)
:-D:-D:-D inn njay zany hira zany?
153. fijo ( 03/11/2005 23:10)
sipa marina ireto le.tssssssss
154. pitchou ( 05/11/2005 03:40)
njy ngah fijo tsy sipa? sa srina sipa fotsiny?:-D:-D:-D
155. fasaly ( 05/11/2005 14:01)
mamzelkely:

:-D:-D ts haiko njay zany hira zany klé..:°)


mamzell:
hiran'ny vola sy noro aki a! :lol:
156. kiali ( 13/11/2005 15:59)
sexiste
157. hesham ( 13/11/2005 18:04)
:-D:-D:-D:-D: hihihihihi =))=))=))=))=))=))=))dorana ny volotratraa hahahahahahah
158. lilbon ( 17/11/2005 11:20)
sao de may amy zany akia le tratre njy an hihihi
159. fijo ( 18/11/2005 23:08)
nareo ry kala isany tena tsy mahita resahana marina an.
160. pitchou ( 02/12/2005 18:40)
ary elà ngah fijo tsy mahita atao d manongila-tsofina ato sa tsy mahita tory? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0461