andao indray hitafatafa ry zavavy a!

101. pitchou ( 19/10/2005 13:25)
f'hita wa kou!
102. Herimiafina ( 19/10/2005 14:12)
Fa raha mince kely de aza manao muscu fa mivadika tôlana njay le hany mba tavikena tao. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
103. fasaly ( 19/10/2005 18:19)
atao kely fotsiny ka! juste lay lazain'i toi hoe abdo sy fesse iny ihany sinon.....
104. pitchou ( 20/10/2005 03:11)
mila atao ngezangeza mou le adbo fefesss samila atao fisaka?
105. Herimiafina ( 20/10/2005 03:55)
Le abdo fisaka de le fefess ngodangoda fa manjary otsan'ny planche, hehehehehehehe:-D:-D:-D
106. mamzelkely ( 20/10/2005 08:39)
107. Herimiafina ( 20/10/2005 16:27)
De zah tsy tia matory ambonina plancha fa aleoko ihany vitafoama favy be, hehehehhee:-D:-D:-D:-D
108. pitchou ( 20/10/2005 18:53)
ngah plancha ny fandrinan'i toi ao? mampalahelo kou toi zany!:wink:
109. fasaly ( 20/10/2005 20:33)
hihihihi
pitchou! plancha marina angamba e!
tsy aleo aza raha izany ry hery maka an'ilay lit à eau njay. refa tonga ny tsy mety de tondraka rano be ao ampandriana ao.
110. pitchou ( 21/10/2005 12:05)
:-D:-D:-D:-D:-D fasaly kou :-D:-D:-D:-D:-D
d @zay na misy aksidà aza i heri tsy hisy hahafantatra fa heverin'ny oul fa le fandriana ihany io
111. xxx ( 21/10/2005 13:09)
nena zao no tena hataoko wa ry zareo de refa vao mifouh za de mijery ny endroit intime ko we mbola tsy simba ve apres cette nuit torride !
112. fasaly ( 21/10/2005 16:39)
ié! na latsaka pipi aza de le hoe ny kidoro no vaky rano e! tsy hay tsony.


xxx: tena toriide be mintsy ngah nenareo ny alina!
de refa simba le izy de manakory ny poziny, somary hogoina kou ve????:lol:
113. Herimiafina ( 21/10/2005 16:48)
Tena mahay zavatra mintsy le fasaly ty, de le pitchou io kou de tena mananihany anah fotsiny, de misy xxx mipoitra tampoka izany de mpijery fika hono no ataony refa vao maraina, hehehehhee:-D:-D:-D
114. fasaly ( 21/10/2005 18:11)
ary ilay hery izay de tena manara-drenirano ny resa-behivavy eny foana......eny e! aleo alou mbam isy anlà less amzay zay tsy mangina be loatra a!
115. pitchou ( 21/10/2005 19:31)
fa tandremo sao d tantaraina any ze resakay mande eto an! tsy ifanarahana! :-D:-D:-D
116. Herimiafina ( 21/10/2005 20:21)
Zah kou afaka manafana raha mangatsika nareo. De raha maina kou de afaka...hummmm (censuré)...hehehe hehehe :-D:-D:-D:-D
117. Herimiafina ( 22/10/2005 15:14)
Sabotsy njay ny andro marina, any amin'ny coiffure daholo njay zao le vevavy be resaka tato ireny, hehehe hehehehe :-D:-D:-D:-D
118. fasaly ( 22/10/2005 17:05)
njyyyyyy! nanirery tao i hery marina fa naninona less là raha mba manao lèche vitrine kely mandrintra
ny vehivavy manao volo a!
119. Herimiafina ( 22/10/2005 17:15)
Hay mbola misy an'izany kou, za zao manao manucure sy pedicure amzao sady manao serasera, sambatsa be an. hehehehehehe:-D:-D:-D
120. fasaly ( 23/10/2005 09:09)
amby aty amiko fa talentako io manicure sy pedicure io! lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0446