andao indray hitafatafa ry zavavy a!

61. mamzelkely ( 17/10/2005 14:08)
akamatina< eeeeee.. ra zany fakizitinana zany ao de efa sefo za e...:-D tena trop be mits... aleo fa reveko manja eto izy e...:-D
62. menakely ( 17/10/2005 14:19)
salut!

hitako sambatra be anreo zay manana fotoana hanaovana zao rehetra zao isan'andro;
ny hy vao mifoa de mi-brosse nify,manasa tarehy kely,petite déjeuner,mikanjo(io aza efa voahomana t@ alina),miogo volo sy menaka kely @ tarehy tsy indray2 de lasa zao fa efa ho 7h sahady;sabotsy cours+ menge antrano;lahady repassage+mikarakara
63. pitchou ( 17/10/2005 14:33)
zà ndray alou d maka fotôna mintsy e! aleoko mifoha maraina be! zany no mahatongfa ahy we ndraindray mbola tafatohy any anaty baignoire le torimaso :-D:-D:-D
64. hesham ( 17/10/2005 15:16)
:-D:-D:-D:-D za indray vo mifoha de mi pi pi , misasa , mandro .
65. cutie ( 17/10/2005 15:29)
za ndray vo mifoha tonga de mandefa cd aloha , vo mandro.
66. hesham ( 17/10/2005 15:47)
cutie:

za ndray vo mifoha tonga de mandefa cd aloha , vo mandro.



inn ny cd alefanji aki .Njainjay adinoko satria maika ny ande hiasa . Njainjai koa variana mi chat de adino ny mandefa radio na cd .:-D:-D
67. fasaly ( 17/10/2005 16:00)
ny ahy kou klou vao mifoha de mandefa radio na cd kou! efa automatik be iny ny maso mbola miketrona iny tonga de direktio radio...de mande wc kely mi se vide kely! de misasa, izany hoe mila 1h aho alohan'nny handeha, 15mn voalohany, misasa zay azo sasàna rehetra, 15mn manaraka mi se maquille kely mihogo volo misolo ankanjo mijery fitaratra, ny 15 mn fahatelo mihinankanina, ny 15mn ambiny GO! satria 15 mn ny trajet mandeha miasa de tena 1h mintsy.
de zay foana sauf ny andro tsy fiasàna grace matinée.
fa ny rahraha ato antrano kosa klou de mandeha miadana ny ahy e! rehefa tsa vitako anio de andro hafa kou!
68. akamatiana ( 17/10/2005 16:16)
mamzelkely de reveo manja marina sisa akia fa tsitako tsony zany kou hihiihh:-D
69. pitchou ( 17/10/2005 17:34)
zà njay tsy mila ma,defa cd na radio fa alou ny hatory d mametraka cd mp3 iray d matory anaty hirahira! na mandefa mbs non stop
70. cutie ( 17/10/2005 18:39)
hesham , cd gasy na vaza , de refa avy eo mandihy @ zay lol
71. Veloo ( 17/10/2005 20:19)
cutie a njy zany mbola manana fotoana mandy kle :-D:-D:-D:-D
72. Herimiafina ( 17/10/2005 20:59)
De zah njay vao mifoha maraina de miverina matory de tsy mifoha raha tsy atoandro, hehehhe:-D:-D:-D:-D
73. akamatiana ( 17/10/2005 21:23)
Herimiafina tkoutrany kay mou vevavy :-D:-D
74. Herimiafina ( 17/10/2005 21:28)
Ie, zah vevavy be fa zah fotsiny mipipi mitsangana fa tsy otsanareo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
75. akamatiana ( 17/10/2005 21:31)
:-D:-D:-D:-D zah kou ianatsa itsangana lol
76. Herimiafina ( 17/10/2005 21:32)
Feno mikorisa be manaraka ny fe sy ranjo raha tsy manana anlé tuyaux naturel otsan'ny anah zay njy. hehehehe :-D:-D:-D:-D
77. akamatiana ( 17/10/2005 21:34)
kay njy misy anzany herimiafina , sô de sampona njy sa zah ???:-D:-D:-D
78. Herimiafina ( 17/10/2005 21:39)
Angaha nareo tsy mba misy an'izany, eeeeeh, mampanaelo zany, voahozona hipepe refa mipisy, hehehe:-D:-D:-D:-D:-D
79. cutie ( 17/10/2005 23:30)
Veloo [ Valio ] 17-10-2005 22:19:42
Lohateny : Re : andao indray hitafatafa ry zavavy a!
cutie a njy zany mbola manana fotoana mandy kle

ka tsy taitra tsara , raha tsy mandihy hihihihi
80. Herimiafina ( 18/10/2005 00:13)
Kotsaina amin'ny rano mangatsiaka eran'ny seau kou de taitsa tsara kah, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082