andao indray hitafatafa ry zavavy a!

41. Herimiafina ( 16/10/2005 21:06)
Tezitsa be enao an, zonao zany kah, ny tokony hataonao zao de memerina le resaka amin'ny laoniny fa tsy laozana midingindrambo be eo fotsiny, hehehehe:-D
42. pitchou ( 16/10/2005 21:12)
tssss! ndana enao ary ambadika ary fa tsisy hresahanay ka!
43. Herimiafina ( 16/10/2005 21:17)
Heeeeh, vinitsa be ranga tajiny ny ano ry lahy, eeeeh, tena otsan'izany teneninao zany mintsy le tenenin'ny vadiko refa miady izahay, hehehehe:-D:-D:-D
44. pitchou ( 16/10/2005 21:21)
:-D:-D:-D:-D:-D manimanina te-hiady mivady njay ngah no ato no manala vokona?
45. Herimiafina ( 16/10/2005 21:27)
Ie, tokony hiady foanfona ny mpivady amin'izay misaraka de be libra ho anay, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
46. akamatiana ( 17/10/2005 05:32)
ilay fahazàrana kelintsika vehivavy iny, inona kay ny anjy???
zah vo fouh an! de tonga de mekanjo manao sipôro klou , de avy any d manjo de mifidy akanjo anaovana, eo adiny folo , alana de soloina ôtsizay fôna , de bango volo eo am fitaratra fôna kou , de refa vita d mande amzay , d refa mandalo fitaratra de mijery bika fôna de amboarina kely volo hihiiih:-D:-D:-D:-D , d innn kou ree ee , aleo zay k lava lotsa :-D
47. Herimiafina ( 17/10/2005 05:55)
eeeeh, de lany eo alohan'ny fitaratra zany ny andronao klé, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
48. akamatiana ( 17/10/2005 07:20)
ie zay mba zavatsa tikouuu njinja nge :wink::-P:-D:-D:-D
49. xxx ( 17/10/2005 08:39)
célibataire daholo angaha nareo sa tsy misy ankizy ?

Sambatra nareo manam-potoana ho an'ny tenanareo isany avy. Ny ahy ny vady 1, ny zaza 2, ny trajet mandeha miasa lava dia lava ka dia izay kely azo atao sisa vita ... crème @ tarehy no tsy maintsy vita + volomaso mba jerena ... tsy manam-potoana manandrana akanjo maromaro fa tsy maintsy efa nijery méteo ny halina dia mamoaka ny akanjonay 4 mianaka . Ny maraina manomana gouter n'ny ankizy, casse croute nay 2 ... minitra no isaina fa raha vao diso kely dia taraiky daholo
50. xxx ( 17/10/2005 08:45)
tohiny kely ... tsy manana olana poids kosa anefa aho, tsy mba misy balance ao an-tranonay fa rehefa sendra marary dia manararaotra milanja any @ dokotera
51. mamzelkely ( 17/10/2005 08:48)
za klou de efa fantatro am alina ny ankanjo anaovako ny ampitso e... de refa ts tiko vô misolo za.. de ra resaka poids njay de misy misy fa ts rarahako fa avelao eo fa mihena ho azy refa mafy ny attak :-D
52. fasaly ( 17/10/2005 09:00)
xxx:
ntsoooooo! bonne courage aky a! be adidiy be marina njy zany a! nefa mbà manàna ihany fotoana ho an'i tena refa njainjay e!:wink:
njy zany sambatsa tsy mila mitandrina ami'ny pouids kou!:?
mamzel: ahoana zany rehefa mafy ny attak zany ky???
mba te hanana izany attak zany amzay mihena ho azy kou ny ahy hihihi:lol:
53. mamzelkely ( 17/10/2005 09:43)
fasaly< miasa mafy aky.. enfait za efa natavy be talo de nihena ho azy teny fa ts haiko mits we nanin niova ny rythme de vie vô ts nianatra tsony de lasa miasa saina de nihena ho azy fa le kibo tompoko de ts mety mihena nefa za de kamo manao sport...:°)
54. fasaly ( 17/10/2005 09:56)
io njay alou de efa aretintsika vevavy e! fa tsy bebeks otsan'ny an'i hery zany....hihihih
55. mamzelkely ( 17/10/2005 10:00)
zay mits efa atao dôly zao rht zao fa non ts mety miheny mits izy e..fa aôna marina e..
56. akamatiana ( 17/10/2005 10:25)
mikoutsàna fôna nareo isamaraina an , de zara ra minankanina d kelikely hihiihih , zay klou nenah e!:-D:-D asa ra mety aminareo
57. xxx ( 17/10/2005 10:48)
fasaly >>> misaotra @ ilay fampaherezana e. Tsy maintsy makamaka fotoana ho an\'ny tena tokoa rehefa indraindray ... rehefa mahita olona mba manjamanja any anaty train any aho dia mba tonga saina kely dia somary maka fotoana ho ahy

Mila manana activité régulière dia stable ny poids , tsy tian\'ny vatana mihintsy ny hoe indraindray mirotoroto dia indraindray matoritory , toy izany koa ny sakafo , tsy dia tsara hoe indraindray mihinana be dia indraindray tsy mihinana mihintsy .
58. fasaly ( 17/10/2005 11:29)
akamatina:
njy kou ve de mbola tsy hihinankanina eo efa kely io ve de.....kotsana ngah de hatao hitazomana ny ligne sy forme fa njy tsy hinakanina zany.....
xxx:melsi tam torohevitra e!
59. mamzelkely ( 17/10/2005 11:37)
akamatina< tsis zvt akôtsany kotsana nga fa za tena tsy manam-potoana amizany fa rythme be ny asa de le sakafo njay za efa ts de minana fa efa vahana ko angamba le ngeza de ts hivakina loha tsony fa le kibo ihany no bleme e..

xxx< de io ve no arahana de ts mila manao sport..:-D za alo ry reto le sport tena ts talentako mits a...:-D
60. akamatiana ( 17/10/2005 11:47)
fasaly , ny blem-ko nge tena tsy tia mikaly e, zay , de otsan'zao fona zah , asa any aorina vo hiova.

mamzelkely, euuhhh innn re e, tsy haiko k , manao kizitizitina njay ary e, so de zany kou mahakely anah manko :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0814