Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 28/03/2009 13:32)
Fa inona no zavatra mba nataon'i Marc e!
Betsaka ny milaza fa mba nahavita zavatra i Marc. Fa inona ny zavatra mba nataony ho an'ny vahoaka malagasy e???? Sa izà mihitsy no ratsy saina ka ny ratsy ihany no hitako. [i]Ary aoka tsy hi-com... tohiny
novalian'i moi ny 30/03/2009 05:30
news2dago ( 28/03/2009 12:32)
Tsy mahazaka demokrasia ny HAT
Vao herinandro no nitondra dia efa ny basy no mitatata etsy @ 13mai!!! aiza re izany e! izao ilay oe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina e! Ireto capsat ireto kay mpamono vahoaka fa tsy misy an'i... tohiny
novalian'i pink ny 28/03/2009 22:28
mibalika ( 28/03/2009 12:19)
hitanareo ve debat france24 omaly?
miarahaba, mba hitanareo ve ny debat tao am france24 omaly "debat sur mada avec reportage sns....mampalahelo ny toetsaina gasy sasany,seza fotsiny ihany ,mbola averiko eto fa zaho tsy momba an'izay t... tohiny
novalian'i xxx ny 28/03/2009 17:24
sitlo ( 28/03/2009 11:58)
Tsy nisy sahy ny mpiandry
Tsy nisy "mpiandry" sahy nanantona an'i Cotiti hanala devoly kanefa izy tsy mino an'i Jesosy. Ravalo ihany no imenomenonana! Tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka. Raha tsy hoe hifindra trano ang... tohiny
Noue ( 28/03/2009 10:31)
Hay ve re eee ! Mandrosoa ato @ palais eee!!!
hay ve re ka hatramy ireo gadra noraisina teny @ palais eee !!! [URL=http://img27.imageshack.us/my.php?image=1mplk.jpg][IMG]http://img27.imageshack.us/img27/786/1mplk.jpg[/IMG][/URL] dia ho a... tohiny
novalian'i molota ny 28/03/2009 17:16
eightman ( 28/03/2009 09:54)
Ny vokatry ny fidinan'ny vidin-javatra
"A partir du lundi 30 mars 2009, le prix de l’huile sera de 2 500 ariary le litre, la baguette de pain bâtard à 200 ariary la pièce, l’essence ordinaire à 2 450 ariary le litre et le gasoil à... tohiny
novalian'i xxx ny 28/03/2009 10:37
bozyboleta ( 28/03/2009 09:51)
Hiakatra tsy ho ela ny fari-piainan-dRamalagasy
Vaovao lehibe sy goavana no nambaran'i tgv omaly. - Hidina ho 12,500 fmg (mbola farantsa ihany angaha moa ny vola miasa???) ny litatry ny menaka. Fa miampy frais fotsiny =D> =D> Tsy mahagaga aloha ... tohiny
novalian'i yuka ny 28/03/2009 11:29
Zozoro ( 28/03/2009 08:45)
ANGAMBA
Mba mangataka ny tonon'ny hira : ANGAMBA - io no titre - (hirain'ny tarika Ramarson willson) Angamba ifaliko ny volana mitranga an-kabakaba-manga Kanefa mbola tiako ny masonao mijery Mibanjina... tohiny
novalian'i Zozoro ny 29/03/2009 16:41
ra8enforce ( 28/03/2009 08:15)
mpokina tsy mpokina eo ambohijatovo
nandalo teo izahay io maraina io fa dia efa maro be no eo ambohijatovo @ izao ora izao,ary mbola maro ihany koa ny en route hitanay ,efa misomebiseby ny vahoaka f'efa akaiky ny fandresena,efa atomotra... tohiny
novalian'i endrika01 ny 29/03/2009 13:47
ronaldo09 ( 28/03/2009 08:13)
Ambasadaoro 5 no nesorina !!!!!
Denis Andriamandroso, Ambassadeur en Afrique de Sud, Jeannot Rakotomalala, Ambassadeur siégé à Bruxelles, Narisoa Rajaonarivony, Ambassadeur en France, Jean-Pierre Rakotoarivony, Ambassadeur en Eth... tohiny
novalian'i sero ny 28/03/2009 15:00
rabingogilabanga ( 28/03/2009 08:00)
[b]AOKA IZAY NY ADY[/] NY SAMY MALAGASY
1)Tsy c o t i e r , tsy M e r i n a, aoka ho fantatrareo, fa hiaraka honina @ io gasikara io hatrany isika , na @ ankehitriny na @ ho avy, efa mihamaro aza ny avy any @ faritany sy ny ao Antanan... tohiny
novalian'i RACAILLE ny 28/03/2009 13:33
Noue ( 28/03/2009 07:37)
Nous peuple malgache levons nous contre cette nouvelle forme
[URL=http://img25.imageshack.us/my.php?image=cnrd350.jpg][IMG]http://img25.imageshack.us/img25/7364/cnrd350.jpg[/IMG][/URL] [b]Le retour de La Françafrique, le groupe Bolloré va reprendre le Gr... tohiny
novalian'i Oay ny 28/03/2009 09:21
Bazily ( 28/03/2009 05:33)
29 Mars eny Mahamasina
Miarahaba antsika jiaby. Hono ho aho, ny fotoana rahampitso izay atao eny Mahamasina ve fotoam-pivavahana hitondrana ambavaka ny fiainampirenena izay tanterahan'ny FJKM manerana an'i Mcar ve sa tolon... tohiny
novalian'i Bazily ny 28/03/2009 06:13
mazavajery ( 28/03/2009 04:31)
nahoana no ahilika sahady ny TIM @lay assise nationale?????
satria efa fantatra fatsy mbola misy mahazaka ny filoha RAVALOMANANA eto madagascar dia atao daholo ny hevitra mamohehitra anilihana azy. Inona no vitan'i 2éme république nandritra ny 20ans nitond... tohiny
novalian'i rajy ny 28/03/2009 19:11
nalison ( 28/03/2009 04:17)
resaka menaka tgv
Tsara ho fantra ihany ny toy itony La société SAIPOL , propriétaire de la marque Lesieur et grossiste en huile a acheté à vil prix un lot de 40.000 tonnes d'huile de tournesol ukrainienne. ... tohiny
xxx ( 28/03/2009 03:11)
Ekonomia
Ary ahoana ny momba an' i maintirano sy tsimiroro ary i bemolanga ? ambatondrazaka ,sy ny sisa ? :oops: :oops: ... tohiny
salopard ( 27/03/2009 21:31)
TSY GASY intsony aho. Vive DALAÏ LAMA
Fini ça suffit maintenant. Ariako ny nationalité malagasiko. Gasy tia ady , tia RAVALO, Mpamono olona. Je suis Tibétain maintenant. Boudhiste. Vive DALAÏ LAMA; FREE TIBET, De tou... tohiny
ra8enforce ( 27/03/2009 20:56)
efa madiova ho vita ny baolina
efa kely sisa dia hoavy dadanay, :-D :-D :-D ho lasanay ny 13mai handihizanay place democratie ,higrevy izahay mandra piala an'i tgv :-D :-D :-D :-D tohizo ny lalantsika ry tim (l) (l) (l) ... tohiny
novalian'i pimaso ny 28/03/2009 16:56
rtcflora ( 27/03/2009 20:34)
fanotaniana de mba volio re tompoko o!
javascript:emoticon('8O')manaoana jiaby inona kay no dikany hoe (lol) javascript:emoticon(':?:')fa tara be za misaotra mamalyjavascript:emoticon('8O')... tohiny
novalian'i Lejoba ny 30/03/2009 14:17
Noue ( 27/03/2009 20:25)
Dia ho sahy hitsi-paritra ve io tgv io ??
asa re eee ! fa mba lasa ny saiko oe mba sahy andeha hitsidi-paritra ve io tgv io ee ??? mino aho fa tsy sahy io !! jereo fotsiny aza ity, vao minisitra miseho oe manao ny asany nefa >>>>>> [b]En... tohiny
novalian'i zandikely ny 28/03/2009 04:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3537