Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
26/03/2009 22:48)
tsy ratsy kosa e
I Mialy kos aloha milay mihoatr'ilay akoho vavy vosotra be iry e!! :-D :-D :-P ...
tohiny
novalian'i vale ny 27/03/2009 14:49
bazylou
(
26/03/2009 22:47)
safidy
firenena hoentin'ny olona efa nigadra, zaza etsy sy eroa batard, sy mpanao fitaovana ny fivavahana ho propriete priveny dia mambotry vahoaka sa firenena entin'ny tanora vao misondrotra, tsy nigadra ...
tohiny
novalian'i soanja ny 27/03/2009 21:26
xxx
(
26/03/2009 22:32)
vita ra8 ny diabeta no naka ny toerany ny capstnikaravasy
niozongozona , nipararetra , omeo sucre omeo sucre , tonga indray ry capsaty sy ry mpanao rugby , miaraka @ karavasy sy ny kalaky sns 8) 8) 8)
tsy manana garde de corp ngà ra8 ?? efa bainina b...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 22:49
bazylou
(
26/03/2009 22:32)
hikombaka amin'ny maizina izany isika!!!
hita tao amin'ny top mada
""16:15 - Le ministre de la défense sud africain a déclaré que la “troïka” en charge de la sécurité, de la politique et de la défense de la SADC ferait une propos...
tohiny
novalian'i dofinois ny 26/03/2009 23:34
xxx
(
26/03/2009 22:20)
HAHARITRA ELA VE I ANDRY RAJOELINA SONDAGE AVY @ NEUTRE
JEREO NY SONDAGE DIA ANJARANAO NO MIJERY NY VALINY
8) 8) 8)
TSY AFAKA MITONONA ANARANA AHO FA NEUTRE
http://www.123votez.com/compte-sondages-styles.php?idsondage=55878&mode=creation...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:01
sadeky
(
26/03/2009 22:05)
Hoavy ny miaramilan'ny SADEC
araka ny zava niseho tany comore ny fanonganampanjakana nataon'ilay colonel mutin dia ultimatum 1mois hialana eo @ pouvoir ireto mutin nefa tsy niala ,tonga avy hatrany ny UA,toy izany no mety hitran...
tohiny
novalian'i yuka ny 27/03/2009 06:07
xxx
(
26/03/2009 21:20)
Ireo voafonja nafahana
La liste des détenus grâciés
- Jean Victor Rahitso - Hubert Maurice Balbine - Jean Paul - Fulgence Jocelyn - Marson Lemiasa - Andrianafidisoa - Jean Eugène Voninahitsy - Laurent Boto - Jean Bapti...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:59
diana
(
26/03/2009 21:17)
France ou pas France
http://www.facebook.com/ext/share.php?sid=150915990149&h=CG_Ja&u=xi7pL&ref=mf
http://www.topmada.com/2009/03/26/la-position-de-la-france-reste-ambigue/
De mino za fa malaza zavatra betsaka reny e!...
tohiny
novalian'i ralevazou ny 27/03/2009 07:16
dofinois
(
26/03/2009 20:59)
vahoaka 100.000 no handrasana ny dimenche 29mars eo mahamasi
raha izao fandehan'ny tolona izao dia ho maro tokoa ny ho tonga eny mahamasina ny samedi dimenche izao,no demostration de force mba handresena lahatra an'i sadec hanomeha pression ny lundi 30novembre...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:57
kalinou
(
26/03/2009 20:40)
ho anjarako
salama e!
iza no mba afaka manome ahy ny tononkiran'i Tovoj'hay hoe "ho anjarako" io?
misaotratompoko ô!...
tohiny
novalian'i sitlo ny 02/04/2009 16:45
rakaroka
(
26/03/2009 20:25)
Misy idiran'ny Frantsay ...ve ? (tohin-dresak'i SOANJA)
Raha tsy voatery hamaly "eny" na "tsia" avy hatrany aho, dia satria mahatsiaro ho [u]tompon'andraikitra[/u] @ resaka atoko sy ny "fiantraikan'izany" ho an'ireo fo misendaotra "ambony ihany tsy ampy f...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 28/03/2009 13:13
dofinois
(
26/03/2009 19:36)
ho avy ny menaka sy ny vary mora be
efa tany antsirabe ny capsaty nangalatra menaka tany tiko fa tsy nahita dia izao indray hanafatra vary nefa tsy misy saosy fa hoe hamidy angaha ny air force one , ...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:55
sitlo
(
26/03/2009 19:33)
Kristianina sa ody?
Raha ny statistika no jerena dia 45% eo ho eo no kristianina ny gasy. 50% eo ho eo ny mino ny finoan-drazana. Ny ambiny manaraka ny finoana hafa.
Miteniteny daholo hoe tsy kristianina Ravalo, ... N...
tohiny
novalian'i soanja ny 27/03/2009 20:16
xxx
(
26/03/2009 18:59)
zao ny vokany
21H05 : La République démocratique du Congo accueillera le sommet de la francophonie initialement prévu à Madagascar en 2010
...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 22:56
vilambava
(
26/03/2009 18:58)
Efa firy izay ny ultimatum?
Hahatratra ultimatum fahafiry indray ary ity fitondrana ity dia ho tapitra ny tantarany?
Ny teo aloha moa tsy voahisa fa efa hita talohan'ny fiafaran'ny tantara teo aloha fa hitsimbadika ny fandehan...
tohiny
novalian'i Andribe ny 26/03/2009 21:02
tsimatimanota
(
26/03/2009 18:17)
TONGA NY MENAKA SY VARY NAFARAN I TGV
KAY MENAKA GRESY LE IZY
DIA VARIMBITSIKA
HA HA HA...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 27/03/2009 04:30
KALACK
(
26/03/2009 17:45)
TS AZON FIRENN HAF IDIRAN NY RAH2 TOKATRN RAH TS MIS GENOCID
Genocide (famonoan'olona faobe) na ny mitovy2 amzay no mitranga am firenen iray mikorotn na miady atrano (basy, grenade , ...armes lourds) d ts azon'ny firenena haf itsabahana miiits na hidirany ny ra...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2009 20:52
Baovola2
(
26/03/2009 17:19)
sakafo omena zaza manomboka 6 mois
Miarahaba e :lol:
efa nikarokaroka ihany fa tsy nahita :oops: resaka momba an'io ka mba tehanontany aho hoe, inona no recette na sakafo tsotra omenareo na efa nomenareo ny zanakareo ? ny tena maha...
tohiny
novalian'i endriny ny 26/10/2016 06:01
Noue
(
26/03/2009 17:15)
Les évêques appellent Andry Rajoelina à ne pas être candidat
zany hono ee ! ka raha izany maninona no tsy atao aingana dia aingana ny election ??? tsisy mila an'zany "assise" zany eo fa avy dia election no haroso !!
[b]La conférence épiscopale des év...
tohiny
novalian'i moi ny 27/03/2009 11:16
tsimatimanota
(
26/03/2009 17:13)
L APOKALIPSE DE TGV APPROCHE, SADC RAMPE COMME LE TONNERE
# 16:15 - Le ministre de la défense sud africain a déclaré que la “troïka” en charge de la sécurité, de la politique et de la défense de la SADC ferait une proposition à la SADC pour qu’...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2009 20:55
