Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
klitika ( 26/03/2009 10:42)
Izahay Malagasy tia filaminana
MALAGASY TIA FILAMINANA Izahay Malagasy tia filaminana Tsy mba mijery amin’ny maso mivilana Izahay Mlagasy tsy mpampihorohoro Tsy manambana basy, tsy manapoaka tafondro Ny anay ny her... tohiny
novalian'i Oay ny 26/03/2009 15:54
KALACK ( 26/03/2009 10:29)
Ho be lavitra amty ny TIM ho voatifitra noho ny TGV maty
Ref nanao fanadihadian tsotsotr ah de nahit fa ten ho be lavitr ny TIM ho votifitr amty noho n TGV efa vita hatramza ny anton:: --- Vao haingana loatra l Fitondrana vaovao --Ny CAPSAT mbol mafanafa... tohiny
novalian'i Oay ny 26/03/2009 16:32
Noue ( 26/03/2009 10:23)
google Malagasy
milay kosa ee ! http://www.google.mg/... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 13:04
Mirananirina ( 26/03/2009 10:18)
Madagascar : Le coût humanitaire de la crise
Les tensions internes à Madagascar ont attiré l’attention de la communauté internationale, mais ce bras de fer pour le pouvoir ne devrait pas faire oublier la flambée des prix des denrées ali... tohiny
mibalika ( 26/03/2009 10:05)
mankahery...........
mankahery ireo milahatra zay tsy manaiky ny eri-setra sy fanonganam-mpajakana an-keriny,ary tadidio ny fahendrena,aza mora sandaotra na mamaly ny eri-setra zay ataon'ireo tsy mankatoa izany:toy ny ten... tohiny
novalian'i mibalika ny 26/03/2009 11:11
essera ( 26/03/2009 09:00)
Fiverenan'i Ravalomanana hoe ??!!
Salama daholo e, Mba teneniko ihany kosa ry mpisera fa tsy nisy niteny mihitsy hoe tsy mahazo miverina Ra8. Fa dia miandry azy izahay amin'ny fiverenany mba hitafatafa raha sitrany fa tsy anaovany ... tohiny
novalian'i be1 ny 26/03/2009 20:23
Bazily ( 26/03/2009 08:46)
copier-coller hafahafa
Efa mahita atao mihitsy kah! :-D :-D :-D :-D http://namana.serasera.org/?rub=namana/namana&user=sohitika2008 ... tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 12:56
xxx ( 26/03/2009 08:41)
Maninona moa raha haverina eo ravalomanana:
Zavatra niadana be daholy ange ny malagasy tamin'ny ravalomanana teo e! Aleo izy hiverina ka! ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2009 04:04
karavasy ( 26/03/2009 07:01)
"Le Petit Nid" sy ny fanomezana fanampiana ireo naratra
Miseho amin'ny endrika association AMIE ry zalahy ary milaza ho malala-tanàna ka manolotra fanampiana ho an'ireo naratra teny Ambohitsirohitra hatrany. Dia be no tsy mahalala ary mihevitra fa asa soa... tohiny
novalian'i penguin ny 26/03/2009 12:34
penguin ( 26/03/2009 06:25)
Aza miala mihintsy ny mpanaraka ny ara-dàlana
Ho hitan'ny voamason'ny rehetra na eto an-toerana na ny an-dafy dia mila maneho hatrany isiaka fa maro ny tsy mankatoa izao fanerena miampy fampitahorana miaramila izao. Ampitahorina dia manao sonia s... tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2009 22:40
sitlo ( 26/03/2009 05:04)
vokatry ny coup d'Etat
Vokatr'izao coup d'Etat izao moa izany dia tsy misy vola andoavana ny karaman'ny mpiasam-panjakana. Mba tsy hilazana hoe efa lasa avokoa ny tao amin'ny banque centrale Tana sy Tamagah. Noho izan... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 09:03
sitlo ( 26/03/2009 04:40)
southpark sy ny politika
Nisy southpark vaovao tamin'ny eriny izany ry zareo, dia hoe superhero hanavotra ny tanàna dia nefa ilay ry zareo indray no lasa niady. Tapaka ery ny tsinaiko ilay nahita an'ilay iray nanome ultimat... tohiny
itaramasoandro ( 26/03/2009 01:42)
olon'ny radio sy serasera hoe ?!
ary hono ho'a' reroy, fomba amam-panao tahaka inona moa izato fandoroana ny HAREN-TSAINA SY VAKOKA MALAGASY- dia ny RADIOM-PIRENENA izany -notontosain'ny olona sy ny firongony izay milaza fa hoe olom-... tohiny
itaramasoandro ( 26/03/2009 01:39)
... zary finoana
afindrako etoana ny hafatra napetrako teo @ sehatry ny fiaraha monina satria karazan-kevitra afaka mandingana sehatra maro ny firaisankina, araky ny fihevitro. Izao korontana eto @ Nosy izao dia manal... tohiny
novalian'i rhina ny 23/09/2009 11:24
bazylou ( 26/03/2009 00:32)
fiompiana dj sy mpitery ronono
izao no mandeha !!! dia asiana jamba miandry azy!!! :^) :^) ... tohiny
bazylou ( 26/03/2009 00:27)
les cavaliers de l'apocalypse
na le 3 royaumes izao no favori amin'ity volana ity!! Iza no gasy sahy handray defi hoatr'ireny e?? na dia hoe ampiana sy sponsorizena aza?? iza?? :?: :?: ... tohiny
sohitika2008 ( 26/03/2009 00:26)
politikan-dRadomelina
Tena Gasy Vorika Tain-Gisa Vongany Ty Gona Votany :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 02/04/2009 20:18
bazylou ( 26/03/2009 00:17)
TSY NISY IZANY COUP D'ETAT IZANY!!!!!!!!!!!!!!!
Tsy nisy io na ny 1 aza satria ho an'ireo mahita s y mana maso ary misaina dia fitondrana nomena miaramila aary ny miaramila no nanome azy an'i tgv!!!! izay no niseho teto...fa tsy hoe coup d'etat!!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2009 22:37
fijo ( 25/03/2009 23:47)
inona ihany no tena izy e?????a
vao itako tamin'ny gazety"le figaro" androany ity:"sida:le vatican reconnait l'efficacite du preservatif en ouganda"ka izy iona enao mihaiky nyasa dia mamela azy na tsia,fa aza manao resaka manakoront... tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:43
sadeky ( 25/03/2009 23:24)
petition contre tgv
http://www.ipetitions.com/petition/dago-fitakiana09/... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/03/2009 00:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6961