Fiverenan'i Ravalomanana hoe ??!!

1. essera ( 26/03/2009 09:00)
Salama daholo e,

Mba teneniko ihany kosa ry mpisera fa tsy nisy niteny mihitsy hoe tsy mahazo miverina Ra8. Fa dia miandry azy izahay amin'ny fiverenany mba hitafatafa raha sitrany fa tsy anaovany fita-bitro ohatran'ny teny amin'ny Le Hintsy indray hoe tsy tonga aho dia tezitra nareo, dia rehefa tonga aho dia nareo efa tezitra ka tsy tonga. Dia hanao eson-teny sy teny tsy voahevitra indray.

Vonona mihitsy izahay handray azy an-tanandroa satria dia averinay hatrany amin'ny zéro ny resaka. Efa aty aminay indray mantsy izao ilay sabatra volamena tsy foin'i Dada iny mihitsy dia ts'inona fa : "Contrôle fiscal". Anontaniana anao daholo izany ry Dada ny fanontaniana napetrakao taminay taloha ary ireo efa tratran'ny tsindry hazolena rehetra no anisan'ny hanao vavolombelona.

Ka dia tongava soa dada fa dia aza ela loatra e.

Sasa-miandry izahay ankizy aty.

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

PS : aza adino ny voan-dàlana fa lé tao Iavoloha efa nodoran'ny mpiandry daholo.
novalian'i be1 ny 26/03/2009 20:23
2. xxx ( 26/03/2009 09:20)
miverena fa very fihinanana zahay raha tsy eo enao!
3. Mirananirina ( 26/03/2009 09:35)
Miandry ny fifidianana izahay o,maika be
4. essera ( 26/03/2009 09:40)
Ka dia aza maika tsy faingana fa misy fandaharam-potoana ity.

Gongler-o zalah ny kodiaran'ny Air force Two dia mba asaivo maka an'i Dada fa efa sasa-miandry na Ambohijatovo na 13 mai.

Ny fifidiananan dia azo antoka fa hisy fa ny ho tapa-tenda no betsaka.

ay ay ay aya
5. xxx ( 26/03/2009 10:08)
essera:

Salama daholo e,

Mba teneniko ihany kosa ry mpisera fa tsy nisy niteny mihitsy hoe tsy mahazo miverina Ra8. Fa dia miandry azy izahay amin'ny fiverenany mba hitafatafa raha sitrany fa tsy anaovany fita-bitro ohatran'ny teny amin'ny Le Hintsy indray hoe tsy tonga aho dia tezitra nareo, dia rehefa tonga aho dia nareo efa tezitra ka tsy tonga. Dia hanao eson-teny sy teny tsy voahevitra indray.

Vonona mihitsy izahay handray azy an-tanandroa satria dia averinay hatrany amin'ny zéro ny resaka. Efa aty aminay indray mantsy izao ilay sabatra volamena tsy foin'i Dada iny mihitsy dia ts'inona fa : "Contrôle fiscal". Anontaniana anao daholo izany ry Dada ny fanontaniana napetrakao taminay taloha ary ireo efa tratran'ny tsindry hazolena rehetra no anisan'ny hanao vavolombelona.

Ka dia tongava soa dada fa dia aza ela loatra e.

Sasa-miandry izahay ankizy aty.

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

PS : aza adino ny voan-dàlana fa lé tao Iavoloha efa nodoran'ny mpiandry daholo.




Ao fa tsy averina izy fa i ODON n'ise no atao eo e :-D :-D
6. KALACK ( 26/03/2009 10:52)
Raha ny controles fisk zany ry essera no mbol teneninlah eto de lasa ts mivern eto zan iny fa ampangino aloh fa aleo ref tratra izy vao teneninn a; aleo les atao secret zan a, vao mahit anio teninlah io zao Ravalo de ozy oe iz ko no hivern any tson , hihinana 20taona any , de tsy ho avy ndray iz nef ny ol sy n fitondran ef miandry azy
7. ralevazou ( 26/03/2009 10:53)
Dada ô :miam: refa tongénao de aza atao ela loatra fa tsy andrinay ze ahitana Tézévéndrana mi dérail sady tsy efa apy ve zay ry dada ny halatra nataony teto am tanindrazantsika â? Banky centralle Tamatave zao androany 36/03/09 efa nakany 300 000 000 ar, de refa lany io de banky centrale aiza ndray satria aiza tsony no ahitany vola eo re ry dada ô? :-$ :-$ :-w :-w :-w
8. KALACK ( 26/03/2009 10:56)
Ny dadanlah mbol mitomany
9. ratavao ( 26/03/2009 11:37)
Aza manahy fa efa ho avy zao Dada no sady hitondra miaramila be de be avy any ivelany any hiaro antsika e
10. essera ( 26/03/2009 11:44)
ralevazou:

Dada ô :miam: refa tongénao de aza atao ela loatra fa tsy andrinay ze ahitana Tézévéndrana mi dérail sady tsy efa apy ve zay ry dada ny halatra nataony teto am tanindrazantsika â? Banky centralle Tamatave zao androany 36/03/09 efa nakany 300 000 000 ar, de refa lany io de banky centrale aiza ndray satria aiza tsony no ahitany vola eo re ry dada ô? :-$ :-$ :-w :-w :-w



Nareo koa d efa zatra mandainga loatra. Taiza ry se no mbola nisy 36 mars hatram'zay niainana. Dia efa zatra milalao miliara koa moa teo aloha ka zao refa tsy manana dia ataon'ny vola midélira.

ay ay aya. Miakatra be ny hafanan'sé zan fa maka mits alou dokotera
11. ifiona ( 26/03/2009 12:29)
:miam: :miam: :miam:

Dada ô miverena engana mou fa misy oul mapataotsa be ne iny nivoaka avy any am-ponja iny, avereno ao malaky fa sao mamoa-doza Dada ôôôôôô :-* :-* :-* :-*

mapalaelo fotsiny lé oul ry Dada fa vao tafavoaka kwel dia averena miditsa ao njay :snif: :snif: :snif:
ay ay ay :lol:
12. essera ( 26/03/2009 12:52)
ifiona:

:miam: :miam: :miam:

Dada ô miverena engana mou fa misy oul mapataotsa be ne iny nivoaka avy any am-ponja iny, avereno ao malaky fa sao mamoa-doza Dada ôôôôôô :-* :-* :-* :-*

mapalaelo fotsiny lé oul ry Dada fa vao tafavoaka kwel dia averena miditsa ao njay :snif: :snif: :snif:
ay ay ay :lol:


Bonjour Ifiona, andray akia fa angaha dia tsy fantatry ndry hoe Dadanareo ange nanao sarotava d bogôsy fa vao miala lé izy d io mampatahotra be andry io e.

hi hi hiiiiiiiiii

:-D :-D :-D :-D
13. ifiona ( 26/03/2009 13:02)
bezoro essera! njy kou ououou!!!
:-* :-*
Dada ôôô! aiza neny!!!!!!
14. jodasy2009 ( 26/03/2009 13:20)
Dada o! ifiona sy essera ange ka miady foana sananjosananjo e! nefa de nareo sy zoky no miady seza, de izy roa avy no mila............
15. ifiona ( 26/03/2009 13:28)
maninn a! essera aza tiko be kouuuu! kouny mou essera ooo :-*
16. essera ( 26/03/2009 13:31)
Ka hita Ifiona ihany io tsy manaiky io oe Dada ono tsy miodina zany nefa azany ny hitako foana izy manao aferana menaka. Manin dada ra mipetraka tsara am zay fa sao maratra no lé omal iny ny fon'ny dada e.
Sa aona ry Ifiona. Io ndray njyyyy fa mtady b klétaka. Mangina haingana.

:-* :-* :-*
17. essera ( 26/03/2009 14:31)
ifiona:

maninn a! essera aza tiko be kouuuu! kouny mou essera ooo :-*


Nnjyyy agéé mbola kely d tsy mahalala an lé varo-mikitroka be ataon-drabain e. Fa njyy tiko foana ka...
Njyy zao ts avelako mande miaraka am drabain manao vacances tampoka sao d définitives eo ko ny tsy hifankahitantsika sy njyyy
18. be1 ( 26/03/2009 20:23)
rehefa tonga indray dada dia soloina ny vola ohatra ny teo aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0622