Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
penguin
(
25/03/2009 14:30)
Ratsirahonana satria aferan'ambany andro i Madagasikara an ?
Tenin'ny akama ity tanteriko ity hoe fa ahoana no Ra8valomanana dé Rajoelina dia Ratsirahonana fa manomboka @'ny RA ihany ngah no Malagasy nianatra sy mahatantana firenena ? Miala tsiny fa zava-misy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 21:36
xxx
(
25/03/2009 14:25)
ze l'aime et ze veux l'aime virtuellement ..........
ze l'aime et ze veux l'aime virtuellement ...........
tohiny
novalian'i xxx ny 09/04/2009 17:09
lemenakely
(
25/03/2009 14:19)
Politika hafa ,fivavahana hafa nefa dia ininana afangaro...
Anisan ny fahadisoana goavana eto @ firenena malagasy ny fampifangaroana ny fivavahana sy ny politika ary tsy mahamenatra ahy ny milàza izany
Ary antony iray nampihisatra ny fanampahan-kevitra ni...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 21:38
essera
(
25/03/2009 13:56)
Aza mifanendrikendrika rehefa voky ronono an-t...
[u][i][b]Tantara tena marina fa tsy noforonina na notaterina.[/b][/i][/u]
Mba nahatsikaiky ahy ilay hevitra natsipin\'ny am lé oé \"tsy mahatanty demokrasia ny tgv.\"
Tsy azo atao kosa angamba...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 21:43
diamondra27
(
25/03/2009 13:43)
miala any miala any, i dada
iny i dada ô tondra gatô!
http://fr.news.yahoo.com/3/20090325/twl-madagascar-ravalomanana-1be00ca.html
hiaraka ami'ny malagasy foana hono wa izy na hiala aza ny ainy,zay no efa teniny avant iz...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 26/03/2009 07:30
xxx
(
25/03/2009 13:39)
Andao e!
Andao hifamono indray e! samy manana basy amin'izay mantsy izao ka ho betsabetsaka ny ho faty amin'ity. Dia avy eo hifanilika hoe i ranona no diso, dia mody antsointsika indray ireto milaza ny tenany ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:27
badboy
(
25/03/2009 13:15)
Hotafihan'ny firenena afrikanina ny miaramila malagasy
Sanctions militaires
L'ancien président participera sans doute à cette réunion qui décidera si la SADC devra sanctionner Andry Rajoelina et ses compagnons.
Le 19 mars les représentants de l'org...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:24
ari.malala
(
25/03/2009 13:05)
discours presidentielle
Tsy haiko na zà no variana fa toa tsy nahare mitnsy hoa zà t@ ilay tao Mahamasina hoe hatsangana ny haute cours de la justice e! nefa izany no nitabatabàna teny am 13 mai? sa rehefa azo ny fahefana...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:15
penguin
(
25/03/2009 12:45)
Mbola nanao tifidanitra indray ny miaramila
Tsy mahatanty mihintsy ry TGVendrana nefa milaza handala ny fahafahana. Rehefa nidina avy Ambohijatovo ny tsy mankasitraka izao tetezamita kitoatoa izao dia nanirahana banikely hitoratoraka ka rehefa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:19
hery
(
25/03/2009 12:35)
Tsy mahatanty demokrasia ny TGV
Nandritra ny firy andro nilahatra teo @ 13 mai ry TGV tsy nisy nanembatsembana.
Amin'izao dia anirahana jiolahimboto indray handrava ny hetsi-bahoaka.
Tsy misy hanaiky intsony kosa eo....
tohiny
novalian'i mion ny 26/03/2009 09:39
xxx
(
25/03/2009 12:28)
Fandrobana
Re siho2 fa handroba ny banque central rehetra ny capsat ka mampandre ireo tomponandraikitra @ zany mba ho mailo fa sao de hoe...,
Toamasina moa no nanombohany azy iny de aiza ndray ny manaraka?
...
tohiny
novalian'i Andribe ny 25/03/2009 13:02
doudakel
(
25/03/2009 12:21)
Tia mitsikilo anaty jupen'ny vehivavy
Lisany v mba tia mitsikilo slip na sipa?...
tohiny
novalian'i max2 ny 18/07/2009 08:51
Dan
(
25/03/2009 12:17)
Gasikara sa Mbola hafa
Mangatak any tonon'ny hiran'i Njakatiana, tsy tadidiko ny lohateniny fa iray @ ireo nosoratako eo ambony ireo.
Ny fanombohany manao hoe : ô lahy e, lahy e, lahy e.......
tohiny
anatiko
(
25/03/2009 11:49)
vady sy rafozana, ahoana no ataoko?
bjr
hijanona aty France indray ilay rafozako (vacances 3 mois tao @y), nangataka taratasy hitsabo tena izy, mbola tsy sûr fa plus ou moins izany.
nanadany 600€ zahay t@ty volana ity fa nanao exam...
tohiny
novalian'i rasobakobako ny 14/04/2009 13:28
saranga
(
25/03/2009 11:48)
Vao herinandro dia efa be afera ny ministra
Zaho nama mahita fa tsy ampy herinandro no voatendry ministra ilay ramatoa be ao amin'ny Fitsarana dia efa 1.500.000 Fmg sahady ny mamoaka didy ataon'ny mpitsara ao Anosy. Misy porofo io ary lazain'it...
tohiny
novalian'i tafondro ny 25/03/2009 23:45
salopard
(
25/03/2009 11:26)
AFINDRAO ny Capitale
Enkena fa betsaka ny mpanohana an-dravalo ao tana, PLUS ve ou MOINS ve ny mpanohana an'i TGV ao Tana, tsy any ny blèm, fa zavatra 2 no sûr:
- afaka mi-bloquer an'i TANA izy ireo (enkeko izany, ...
tohiny
novalian'i tafondro ny 25/03/2009 23:53
essera
(
25/03/2009 11:21)
Tena ilaina kay ilay hoe Laïcité de l'Etat
Tamin'ny voalohany aho izao niteny hoe somary nisy antokom-pinoana iray tadiavina atao antokom-pinoanan'ny fanjakana.
Dia tadidio ity daty iray ity sy ny ora fa anontaniako anareo rehefa vita ny fi...
tohiny
rabaradaka
(
25/03/2009 10:56)
Mikasa hanaisotra an'i Andry TGV sahady i Ratsirahonana
Resaka mandeha ao Ambohitsorohitra ao fa dia efa miala any sahady ny hevitra hanonganan-dRatsirahonana an'i AndryTGV. Ny tena marina dia ity Ratsirahonana ity no mitady ny toeran'ny HAT. Tsy mandingan...
tohiny
novalian'i mion ny 26/03/2009 09:45
toki81
(
25/03/2009 10:37)
antsiva sy viva mpandainga,ary mada?ahoana ny hevitrao
ny hevitrao no andrasana...alefa a...
tohiny
novalian'i mion ny 26/03/2009 09:48
penguin
(
25/03/2009 10:24)
Atao inona ny Jeneraly ho baikon'ny ambaniny izany ?
Voalaza hoe voavidy vola daholo ny Jeneraly rehetra ary tsy nizara ka izay no tsy nankatoavan'ny ambaniny azy. Nampalahelo mihintsy aza satria hatramin'ny sous-officiers avy no maniraka ny Jeneraly mi...
tohiny
novalian'i Harinavalona ny 25/03/2009 19:47
