discours presidentielle
1. ari.malala
(
25/03/2009 13:05)
Tsy haiko na zà no variana fa toa tsy nahare mitnsy hoa zà t@ ilay tao Mahamasina hoe hatsangana ny haute cours de la justice e! nefa izany no nitabatabàna teny am 13 mai? sa rehefa azo ny fahefana dia izay fa adino dool ny promesse rehetra nambaboana fon'olona?
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:15
2. Andribe
(
25/03/2009 13:08)
nen i lery efa governemasaka kosa ko rehefa governemanta anie no mùanao demagozia fa rehefa masaka izy mihinambola eeeee =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. xxx
(
25/03/2009 13:20)
hadino daholo e ... efa hadino tanteraka izao ireo maty t@ " tolona " sa mba misy resadresaka ... Misy fanafaody mampanadino anie io seza io e :-)
7. fijo
(
25/03/2009 22:15)
ari malala an,ny fitadiavana fahefana dia ny filazana izay tiann'y vahoaka hoenoina.fa rehefa azo le fahefana ,dia io vahoaka io no atahoranao voalohany.aiza izao le fampiharana lalana notakiana?aiza ny fanajana ny teny hoe tsy ilaina ny fihaonam be afrikanina,sy hoe nandaniana vola ny hotely sns,nefa izao toa eny ivato no kasaina hoatao ny fihaonambe hiraisan'ny rehetra???
