Ratsirahonana satria aferan'ambany andro i Madagasikara an ?

1. penguin ( 25/03/2009 14:30)
Tenin'ny akama ity tanteriko ity hoe fa ahoana no Ra8valomanana dé Rajoelina dia Ratsirahonana fa manomboka @'ny RA ihany ngah no Malagasy nianatra sy mahatantana firenena ? Miala tsiny fa zava-misy koa no tanterina.
novalian'i fijo ny 25/03/2009 21:36
2. karavasy ( 25/03/2009 14:35)
Mbola nigadra ny tena atidoha avy any aminay ka ho avy masiaka amin'izay.
3. KALACK ( 25/03/2009 14:37)
Tsiranana ,zafy ,ratsiraka ts amban andr sad ts RA fa az miteniten foan mampiad foko ianao
4. karavasy ( 25/03/2009 14:41)
Ny foko ngah tsy miady mangingina sa milamina tsara ? Toa mifanondro molotra foana koaaaa!!!!
5. essera ( 25/03/2009 14:43)
Merci les Kalack. tokony ampianarina mamorona anarana i penguin.

Fa angaha ny ambaniandro ihany no manomboka amin'ny RA ny anarany :

RAtsiraka miatomboka amin'inona kay ry penguin ?

Ary ohatra hoe ANdriamanjato manomboka amin'inona kay ry penguin ?



6. karavasy ( 25/03/2009 14:46)
Marina zany fa tsy natomboka tamin'ny RA ny anaran'ilay alikan'i Zafy fa natao hoe merina.
7. fijo ( 25/03/2009 21:36)
mampalahelo isika ry zareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0676