AFINDRAO ny Capitale
1. salopard
(
25/03/2009 11:26)
Enkena fa betsaka ny mpanohana an-dravalo ao tana, PLUS ve ou MOINS ve ny mpanohana an'i TGV ao Tana, tsy any ny blèm, fa zavatra 2 no sûr:
- afaka mi-bloquer an'i TANA izy ireo (enkeko izany, izahay olona sportif, donc miaiky ny herin'ny sasany
- saingy tsy misy raha tsy zato , na tsy misy akory aza ao tamatave (fief ndratsiraka), ao tulear (fief ny lahiniriko), ao fianar (fief ny pety), ao diego (fief ny zafy), ao majunga(fief ny pierre tsiranana sy voninahitse)
CONCLUSION:
AFINDRAO NY CAPITALE NY MAAGASIKARA ,
@ izay antananarivo tsy maintsy hanaraka ny daholobe,
tsy resaka foko, fa resaka faritany

novalian'i tafondro ny 25/03/2009 23:53
2. Noue
(
25/03/2009 11:30)
capitale de madagascar est Antananarivo !! fa nahoana no afindra io ee ?? :^) :^) :^) aza manofy atoandro eo oa ee ! :^) :^) :^)
3. essera
(
25/03/2009 11:46)
Zah kosa manohana an'i Noue amin'iny maitsiny aloha.
Sa raha ohatra hoe atao firenena 6 Madagasikara no tianareo tenenina dia ny Commune urbaine matanjaka indrindra ao no atao capitale.
Dia ireo olona noteneninareo ireo no filohan'ny firenena tsirairay.
aleo andrasana siècle iray aloha iny resaka iny papa.

4. Oay
(
25/03/2009 12:22)
Noue:
capitale de madagascar est Antananarivo !! fa nahoana no afindra io ee ?? :^) :^) :^) aza manofy atoandro eo oa ee ! :^) :^) :^)
Fa angaha tsy Ivato no capitale an'i Madagasikara klé! mba azavao kely hoe fa misy tsy arako hihihi...
D ahoana ilay fikasana hanaovana ny matso tany Toamasina hihihi...
Efa tsy ny arivo lahy tsy maty indray andro intsony fa efa Antananarivo marivo salosana ozy i Rasa izay.
5. rasobakobako
(
25/03/2009 12:27)
hi! hi! hi! fausse vérité ny conclusion an'i Salopard. 80% n'ny malagasy dia TANTSAHA daholo, iza amin'ireo Tantsaha no tsy mankasitraka an-Ravalomanana ? zahay mandé mission lava any Ambanivohitra, na ny zone tena enclavée aza, fa Ravalomanana ihany no tian'ny olona any. Tsy ny renivohitra ihany akory no mifidy e!
6. Bazily
(
25/03/2009 12:42)

Manihana an'io aho aloha e! izany Andry TGV zany tsy hain-dreo na endrika na tarehy, anarana fotsiny aza zara raha misy mahafantatra kely.
7. vilambava
(
25/03/2009 12:54)
Sao dia diso ary io titre io ry salopard?
Sao dia izao no tokony holazainao: AFINDRAO SY AVERENO AMIN'NY TOMPONY NY FAHEFANA FA TSY ZAKANAO?
Ny Capital Antananarivo manko tsy azo afindra izany io raha tsy misy antony manokana sy goavana fa tsy izay coup d'Etat kely fopla.

8. xxx
(
25/03/2009 12:54)
Vao maika ary zahay mitehaka raha mifindra ny Capital ! Amin`izay tsy simba ohatran`izao nanaovan`i TGVendrana azy zao intsony Antananarivo !!! Ny orinasa voaroba sy may ..sns vokatry ny asan`leiry daolo !!! Tananarivien kentrina matoa mbola manohana an`iny ihany !!! Iza zao no hamelona ny vady amanjanak`ireny olona very asa ireny ? TGV ve ? Ny manque à gagner n`ny ETAT amin`ny hetra omen`ireny orinasa ireny , iza no hameno azy , paosin`i TGV ve ? Mieritrereta ry Antananarivo !!!
9. salopard
(
25/03/2009 13:03)
Ka miandry ary zahay hoe: MADAGASIKARA rehetra mihintsy ve no milahatra mitady ny hiverenan-dravalo: alefaso eto ny lien milaza izany.
T@ TGV dia partout, hatrany antsihanaka; ka hatrany bekoropoke
fa raha izay ANTANANARIVO, sy ANTSIRABE, renivohitra kosa, dia izay le hoe:
Ireo ihany izany no nahita tombotsoa t@ Ravalo.
normal raha mitady ny hiverenany

10. xxx
(
25/03/2009 13:13)
Angah !!! Swaziland hono no hatao capital fa nareo ve tsy manaraka vaovao e!
11. Andribe
(
25/03/2009 13:21)
aleo rangaha afindra i madagasikara aa atao zooo i madagasikara de afindra any amerika ny mponina =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. Oay
(
25/03/2009 13:45)
Andribe:
aleo rangaha afindra i madagasikara aa atao zooo i madagasikara de afindra any amerika ny mponina =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
Madagasikara 3, OK ndeso ary hojerena é!
14. fijo
(
25/03/2009 22:58)
ngah atsy ef amihetsika ny rehetra izao??sa tsy manaraka vaovao nareo fa sahiran amitady minisitra tsy misy mpaka.
15. tafondro
(
25/03/2009 23:53)
IMada iray manontolo no atao capital n 'ny ocean indien .
Tanjona tena tsara.
Tanjona tena tsara.