miala any miala any, i dada
1. diamondra27
(
25/03/2009 13:43)
iny i dada ô tondra gatô!
http://fr.news.yahoo.com/3/20090325/twl-madagascar-ravalomanana-1be00ca.html
hiaraka ami'ny malagasy foana hono wa izy na hiala aza ny ainy,zay no efa teniny avant izy niala
kay dada efa miketrketrika mafy mihntsy an

novalian'i ari.malala ny 26/03/2009 07:30
2. Andribe
(
25/03/2009 13:50)
hay ve i diamondra zanak i ra8 eee ary tara ko zay zany an ary aiza zao ianao io any londre sa any antsirabe sa any france
la gateau ato toa zarazarain ny tgv ko =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
la gateau ato toa zarazarain ny tgv ko =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. andrywui
(
25/03/2009 13:50)
Hitombo ndrayzany ny ho goaka V eto am tanana , fa misy hanampy isa zany ireo efa eo Ambohijatovo ireo ! sady aleo ho avy izy Diams fa miandry mafy azy koa ny Tribunal National a! ka na tonga de voapaingotra de tonga de higadra iDada ! na ho samborina etsy Soanierana aloh ho ampiresahana ze nalehany elabe zay !
4. Andribe
(
25/03/2009 13:56)
ary nga ze avy nilahatra goka v daholo zany hoe ra wiwi zany teo no niala efa goaka v t@ nilahatra niaraka t@ tgv =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. Oay
(
25/03/2009 14:00)
Ka za ary wa gaga we fa naninn i Marc Ravalomanana no nitsoaka any Swaziland fa raha araka ireny teniny ireny d efa hita mihintsy fa vonona ny hofaty izy satria mila alatsaka ny rà-ny mba hanavotana an'i Madagasikara ary efa vonona ny amin'izany izy
Kanefa d nampalahelo ireo olona efa tonga niaritory niandry ny lapa fa lasa tsy nanao veloma ilay efa vonona hanao sorona ny tenany.
i Oay tsy tia fakana fanjakana andalambe ity aloha d nalahelo rehefa nahita an'ilay rangahy tsy nety nino hoe ilay lapa andrasany anie ka efa lapa tsy misy mpanjaka é! hihihi...
D izao indray tahaka ny ataon-dry zalahy any Naples any sy ny any London ary ny any Frantsa d ny ataon'ny any Mbabane d hoe vonona hofaty ho anareo ny apostoly Marc fa d tairo aloha fa ho avy izy!
Moramora ny mampirisika é!fa raha tena mafy d tsy nitsoaka fa nangataka ny fiarovan'ny be kintana d nijanona teto Madagasikara.

7. andrywui
(
25/03/2009 14:01)
Samy namono olona 40à 60 pers ireo ry Penguin a! fa ny an'i coutiti efa nahavita 6 taona izy fa i dadan'i Diams no mbol tsy nihinana mits na iray andro aza ! ka aleo ho avy izy de hokarakaraina e !
8. diamondra27
(
25/03/2009 14:03)
Andribe: zanany ngah! ary ena kay tsy maharaka sa tsy manaraka fa ny mpanaradia ni R8 zao no manao azy an'io fa ny ahy dia mampita vaovao fotsiny
9. penguin
(
25/03/2009 14:07)
Tsy azon'elah io ry leitia fa elah aza no manao seza hafahafa eo dia manjavona.
10. andrywui
(
25/03/2009 14:09)
Kay tokoa mo izy lay oe te halatsa-drà eto amin'ny nahalatsahan'ny tavoniny te ho eto izy no vonona ny ho faty de aleo marina izy hiditra moramora ! de petahina tampoka amzay !!
11. naina3
(
25/03/2009 14:15)
aiza re izany ra andry e! mbola tsy misasak kory ireo Gv lazain'gah ireo ,sady angaha efa hoavy tsy ho ela ko ny mpitarika notadiavin'gah ,aleo fa ho hita eo ihany tohin'ny ,fanjakana m'lam no tadiavin'tsika fa tsy fanjakan'i baro
izay dia sur e! aza m'tsatsaka itsony fa tsy quoi io e!
izay dia sur e! aza m'tsatsaka itsony fa tsy quoi io e!
12. ari.malala
(
25/03/2009 14:15)
andrywui, fa raha efa nahavita 6taona d tokony havoaka amizay hanoy ny asa ratsiny??? mba misaina hoa!
13. KALACK
(
25/03/2009 14:19)
ari.malala a ,ef fay kos rah 6 taon zan ka , ze ts nanot tamnareo no aok hitora bat az , ianao io zao met nanot tamin'olkaf halina de ts fantatr n vadinao akor zan anef izao ,
14. diamondra27
(
25/03/2009 14:24)
ho any Andribe sy zay tsy naharaka dia ity ny lien am le dada
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=12635
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=12635
15. KALACK
(
25/03/2009 14:27)
Merci Diamondra aml gazet fa mis oe"" nahitana doany mbol mis rà fanaon'iRavalo sorona sy fanamasinana ten antendrombohitr ten Iavoloha ""
io no tena nanaitr ah f misaotr ry Dialondr a, alefas ian ref mis vaovao toy io an
io no tena nanaitr ah f misaotr ry Dialondr a, alefas ian ref mis vaovao toy io an
16. diamondra27
(
25/03/2009 14:29)
kalack: ye hitako koa iny fa tsy hay nge oe iza no manao an'io na koa ràn'inona ireo
17. diamondra27
(
25/03/2009 14:31)
kalack: ka efa nisy nanao forum ato hoe tena manao fanafody marina ve hono ra8 sa tsia fa za koa mbola tsy namaky le dinika aloha
18. KALACK
(
25/03/2009 14:32)
EFA HITA BE SY FANATR BE IO RY DIAMONDR A, efa el no nitadiavan an'io toeran fanaovandra8 fanamasinnn io , mbol misy ko eny Andranomanelatr Antsirab fa vao mitad az ko n ol zao , fa ra mahit otran 'io ko Diamondr de alefas et foan fa ten mahalian , indrindr le oe any Antsirab zay
20. essera
(
25/03/2009 15:04)
Diamondra27,
Na izy mbola teny Iavoloha aza ange d niteny hoe :
"Misy mieritreritra izany fa hoa aty ....."
A A A.
Tsy voalazan'i Dada intsony tamin'io ilay hoe "mieritreritra izany fa hoa aty Iavoloha"
Fa izao ange niala ihany izy e.
Ary iza no nanao hoe "Tsy hiala aho e". Ratsiraka.
Fa niala ihany e. Aza mba ratsiratsy toetra eo amin'ny fitondrana ihany fa kely mandoa be ange, tena ara-bakiteny io.