Vao herinandro dia efa be afera ny ministra

1. saranga ( 25/03/2009 11:48)
Zaho nama mahita fa tsy ampy herinandro no voatendry ministra ilay ramatoa be ao amin'ny Fitsarana dia efa 1.500.000 Fmg sahady ny mamoaka didy ataon'ny mpitsara ao Anosy. Misy porofo io ary lazain'ity mpitsara fa ramatoa ministra no niteny hoe manaova aera a isika tsy ho ela no eto amin'ity seza ity
novalian'i tafondro ny 25/03/2009 23:45
2. lasa ( 25/03/2009 12:05)
Miala tsiny indrindra tompoko,ifonana tsy hoe sanatria manelingelinany dinika ataonao fa ato no hita fa be mpiditra indrindra tato ho ato:sao dia mba misy mahalala ny rohy ahafahana mihaino ny radio RTA,naVIVA,...sns zay azo henoina eto @internet ianareo?MISAOTRA MIALOHA.
3. xxx ( 25/03/2009 12:30)
Dia na mamono olona aza dia avoaka o!
4. penguin ( 25/03/2009 12:38)
Avoaka hamono an'elah mitady hamaly.
5. andrywui ( 25/03/2009 13:05)
Zaho nama mahita fa tsy ampy herinandro no voatendry ministra ilay ramatoa be ao amin'ny Fitsarana dia efa 1.500.000 Fmg sahady ny mamoaka didy ataon'ny mpitsara ao Anosy. Misy porofo io ary lazain'ity mpitsara fa ramatoa ministra no niteny hoe manaova aera a isika tsy ho ela no eto amin'ity seza ity



manana porofo mitohoka ve ianao tompokolahy ? tandremo ihany ny fo sy ny entin'ny tsy fisainana fa sao ahita angano ry saranga a ! olona amanhetsiny maro no mahita irty forum ity ka diniho tsara ze tenenina sao de ho tadiavin'ny olona any am adresse nao any ianao !
6. Andribe ( 25/03/2009 13:06)
nde ho eny @ fitsarana ndray zany fa any volabe zao sa mbola misy hafa koa any :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =))
7. andrywui ( 25/03/2009 13:10)
Io le andribe sy ny fitiavambolany !! hangalatra elah io ny farany ! anona zao misy sosy be ra mitady elah manary fako eny andralanitra ! taterina amin'ny borety ! ahoana ? ihinana ve elah sa hiandry laoka ?
8. Andribe ( 25/03/2009 13:15)
aleo miandry laoka fa za tsy mihinana fako aloha fa efa maromaro ihany ny 4mi eto @ tanana raha hanampy isa ela de tongava etsy analakely nenay volambahoaka no hanina fa tsy volampako =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. andrywui ( 25/03/2009 13:44)
Ka elah ef may be io ve tsy ze zavatra lasa vola de idiranlah any daholo e !! za aza zany efa mba manampy anlah amin'ny sosy bojy ko ! raha mahatatitra folo borety mankeny Andralanitra ane zany elah defa 20.000fmg zay e !!
10. essera ( 25/03/2009 14:09)
Marina ny anao fa demokrasia izao ry saranga.

Manaova faramparany ry ao amin'ny fitsarana. Mba fanontaniana, herinandro ve Rtoa sy Atoa minisitra vaovao dia nahita ny trou-n'ilay bevolombava tao amin'ny tanana.

Mbola tsy hainareo ilay adklé hoe :
Rehefa misy olona tena kendrena teo aloha dia manao be midina ny BIANCO. Io no biby fatahorana, fa rehefa entan'i Dada ve no miala any tonga dia baiko amin'ny loha mihifika (douanier, etc...) d na hanao azafady aza atao mihitsy.

Betsaka no zavatra azo lazaina eto fa ho monamonaina ianareo raha hilazana azy amin'ny efa tsy nety teo aloha (ra8 io) ka averin'ny mpitantara eto fa ny sujet no ovaina. Raha première personne du singulier teo aloha dia izao mody avadika 3ème personne du singulier. Nareoko koa fatsora !!!!

Milay les



11. fijo ( 25/03/2009 22:39)
ka ita fa tsy aharitra kosa ve tsy mba ihinana e.sady izao.ny tena minisitra,na dia efa tsy izy intsony aza dia mbola antsoina foana hoe "mr le minisitra"fa ireto "milisitra"tgv ireto rah avao tsy eo ,dia tsy misy hiantso azy minisitra akory fa vongan.......;aoka lahy
12. tafondro ( 25/03/2009 23:45)
lasa:

Miala tsiny indrindra tompoko,ifonana tsy hoe sanatria manelingelinany dinika ataonao fa ato no hita fa be mpiditra indrindra tato ho ato:sao dia mba misy mahalala ny rohy ahafahana mihaino ny radio RTA,naVIVA,...sns zay azo henoina eto @internet ianareo?MISAOTRA MIALOHA.


http://www.news.madagascar.com (information)
http://radio.madadiscount.com (radio)
http://kantoradio.blogspot.com (radio)
http://www.canalmoza.info (clip video)
http://tvgasy.blogspot.com( tele)
ireo aloha no avy aty amiko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1564