Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ndrin
(
25/03/2009 10:24)
iza no sahy mitanisa ireo "sekta" ao tana sy ny tantarany ?
manahoana daholo isika,saika hanao fanadihadiana kely monba ny sekata eto antananarivo ny tenako,ka magataka ireo izay mba mahafantatra ,oviana no nisy sekta voalohany teto madagsikara?iza avy ireo fi...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/03/2009 11:22
DANATY
(
25/03/2009 10:01)
Mamelà ny Helokay
Miarahaba antsika rehetra!
Mba mitady ny tononkiran'i POOPY "Mamelà ny helokay".
Dia misaotra indrindra e!...
tohiny
hery
(
25/03/2009 09:46)
Ambohijatovo, mitombo hatrany
Nitady "vahoaka" ny TGV dia hahita ny tena "Vahoaka".
Miha-mitombo ny olona eny Ambohijatovo. Tsy matahotra intsony. Ary dia mandeha amin'ny sitrapo daholo. Amin'izao tsy misy ankizara 75.000 FMG o...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 10:20
xxx
(
25/03/2009 09:28)
Niady ny fasana hilevenany TGV, LERA A, LERA A, LERA A
Nanomboka t@ niarahany TGV taminy FATSORAHOMANA nampandany azy ho Président iny, no lelapangady voalohany nitsatoka ho @ fasany TGV, satria iny rangahy iny no atidoha foana nametraka any ra8 raha ,na...
tohiny
novalian'i Andribe ny 25/03/2009 13:26
JR2
(
25/03/2009 09:05)
Izahay Eto Antsirabe
Nanomboka nanao fanehoan-kevitra izahay mpiaro an-dRa8 eto Bira androany ary hita fa nahavory olona noho ireo roa tonta milaza fa mpandala ny demokrasia. Ny fandrom-bahana seza ataon-ndRamerci ao @ ka...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 23:03
bozyboleta
(
25/03/2009 08:55)
Iza no tena filoha e?
Nandeha nanao taratasy tany @ biraom-panjakana aho t@ maraina teo.
Vao teo am-pidirana ilay tranobe dia nanintona ny masoko avy hatrany lay sarin’ny filoham-pirenena Marc Ravalomanana nihantona teo...
tohiny
novalian'i Oay ny 26/03/2009 10:03
essera
(
25/03/2009 08:21)
Aiza koa ary zé Capsat sy Bani sy RFI teo.
Dia toy ny tantara tamin'ny afera fampisotroana maloto ihany izy ity. Dia hita fa nisy poids be ny fidiran'ny capsat tamin'ny fampiatoana ny emmonat.
Dia izao indray lazainy fa hifanafika. Dia nivo...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 23:21
diamondra27
(
25/03/2009 08:06)
inona ndray no tena paikan'i "dada"
miala am deba dia miditra amin'i dada, hay ve lasa hoe dada ndray zao Ra8 e, everiko fa hoe dadany
Aloha'ny hialan-dRavalo dia nampanatena ny mpanara-dia azy izy fa hoe tsy hial amin'ny fitondrana...
tohiny
novalian'i pitchou ny 26/03/2009 03:32
xxx
(
25/03/2009 07:43)
ry zareo merina....
Ry zareo merina........
tohiny
novalian'i elyzo ny 25/03/2009 11:29
fitahiana
(
25/03/2009 07:18)
andao hiaraka hanavotra an'i Madagasikara
Tsapanao ve ry malagasyzany hoe haasarobidin'ny maha olombelona izany! inona ary no andrasana tsy aleo ve hanatevina...
tohiny
novalian'i benasy ny 15/04/2009 10:32
linki
(
25/03/2009 07:16)
ny ho malalanao (zay)
mba mangataka io tononkira ny zay io ...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/03/2009 10:14
myari
(
25/03/2009 07:06)
izao no tena vahoaka!!
Nahatsiaro ilay tenin'i TGV aho hoe ny vahoaka no manaraka azy, ankehitriny anefa dia sady avy folo heny ny nanaraka azy no eny an-dalambe ary miha mitombo hatrany isan'andro , ary raha mitohy izao di...
tohiny
novalian'i rastafarai ny 25/03/2009 12:25
essera
(
25/03/2009 06:55)
Ny marina momba ilay fampisotroana maloto Pasitera
Herinandro mahery kely izay no nanoratako teto amin'ny forum hoe :
Izany hoe iray andro tao aorian'ny ny nanambaran'ny komity tao amin'ny FJKM [u][b]"nampisotroina maloto"[/b][/u] (au sens propre) ny...
tohiny
novalian'i pitchou ny 26/03/2009 03:23
penguin
(
25/03/2009 06:24)
Tsy navoakan'ny TVM ny Rodobe izay vahoaka marobe
Milaza ny naka lesona ny TVM nefa omaly dia nodiany tsy hita ary tsy navoakany ny hetsiky ny olona marobe avy teny Ambohijatovo ary nampiseho fa mbola misy ny manohana an-dRa8 hatramin'izao. Izay ilay...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 09:38
niryna
(
25/03/2009 05:23)
Vilany tany sarobidy
Nasain'ity lehibe nitondra rano teo an-tanana ireto olona roa ireto,ny iray vilany tany vaovao no nitondrany rano ary ny iray vilany tany efa tonta ,mitresatresaka sady mitete ,io no mba fananany ary...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/03/2009 04:41
xxx
(
25/03/2009 04:43)
Manina an'i Ra8 sahady aho
Tena vao tsy nisy 1 volana i Ra8 dia efa vizaka be ilay biznesinay ato. Ity tgvendrana ity tena mamono bizna mihintsy. Efa manina an'i Ra8 izahay mpanao bizna heroines ,haschiches ary cocaine aty Shey...
tohiny
novalian'i pitchou ny 26/03/2009 03:08
klitika
(
25/03/2009 02:47)
Ary ilay bainin'i TGV ve mbola miaramila am-perin'asa eh?
Tadidiko taloha mantsy tamin'ny andron'i Deba fa mbola Colonel i leiry...
tohiny
novalian'i manitinah ny 25/03/2009 02:50
sitlo
(
25/03/2009 02:33)
fanagasiana
Dia nofoanan'i TGV ilay fanagasiana!
Tsy nisy firaharahiana ny analyse natao, tsy nisy adihevitra tamin'iza tamin'iza, tsy nisy kabary akory. Didy jadona. Araka ny mahazatra moa izany dia izay iseh...
tohiny
novalian'i Andribe ny 25/03/2009 08:21
bazylou
(
25/03/2009 01:55)
mizara telo izany isika izao
ny andaniny manohana an'ilay le8 nitetika sy be fitetika ny hipetraka eo amndrakizay ary nifona tongotra aman-tanana ny loza sy heloka vitany.
Izy manokana aza any ivelany any amin'ny maizina no mit...
tohiny
novalian'i pitchou ny 26/03/2009 03:05
tafondro
(
25/03/2009 01:31)
Sao dia misy mahalala
Resaka momba ny karazan-tsakafo :
hono hoa , azo kilasiana aiza ny atodim-borona eo @ sakafo , produit animal sa tsia ? ...
tohiny
novalian'i rhina ny 03/09/2009 11:44
