fanagasiana
1. sitlo
(
25/03/2009 02:33)
Dia nofoanan'i TGV ilay fanagasiana!
Tsy nisy firaharahiana ny analyse natao, tsy nisy adihevitra tamin'iza tamin'iza, tsy nisy kabary akory. Didy jadona. Araka ny mahazatra moa izany dia izay isehoana iadivana ihany no tena atao. Ady amin'ny didy jadona eh, nefa vavam-basy manambana etsy sy eroa. Demokrasia eh, nefa tsy nisy fifidiana fa tonga dia hoe izaho no mitondra. Tsy coup d'Etat eh, nefa ny olona rehetra nahita daholo fa coup d'Etat. Zon'olombelona eh, nefa filoham-piangonana avy lakona.
Satria ny katolika nanohitra ny fanagasiana hatramin'izay dia izay tiany ihany io eh. Izy irery kosa no teny Mahamasina koa.

novalian'i Andribe ny 25/03/2009 08:21
2. klitika
(
25/03/2009 02:49)
Nefa ny baiboly ataony amin'ny tenigasy mba anambakana ny vahoaka Malagasy an. ahahahahahhaahhahahhahahahhaha
Tsy mampandroso ange hono ry Stilo ny tenigasy, nefa ny fikambanan-dry zalahy mopera mandroso be amin'ny baiboly Malagasy
Tsy mampandroso ange hono ry Stilo ny tenigasy, nefa ny fikambanan-dry zalahy mopera mandroso be amin'ny baiboly Malagasy
3. zandikely
(
25/03/2009 04:58)
Ahoana foana kosa ity resaka katolika tsy misy farany ity. Inona mihitsy no tianareo protestanta ireto atao aminay katolika e?
4. Mandefitra
(
25/03/2009 05:34)
Mahagaga!
F'eto antanindrazako aho,
nefa tenin'olon-kafa
no baikona mba ho haiko vao mahazo anjara asa ...
Sady zay mitonantonana,
fa ny vary soako aza, nosoloiko ireo dipaina
vao mba mihevitra ny saiko fa olona miadan-tsaina
sy mba ampy fivelomana ...

6. Noue
(
25/03/2009 07:28)
sitlo:ka zay ilay atao oe fanjakan'baroa ee
Dia nofoanan'i TGV ilay fanagasiana!
Tsy nisy firaharahiana ny analyse natao, tsy nisy adihevitra tamin'iza tamin'iza, tsy nisy kabary akory. Didy jadona.
7. Andribe
(
25/03/2009 08:21)
manomboka ny mondialisation eee aleo vazaha mintsy rangaha no atao filoha na afrikana avy ao swaziland aaa lasa zao mety mahazo volabe anie raha izay ee :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D avy eo atao teny karana ny any ampianarana :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D