inona ndray no tena paikan'i "dada"
1. diamondra27
(
25/03/2009 08:06)
miala am deba dia miditra amin'i dada, hay ve lasa hoe dada ndray zao Ra8 e, everiko fa hoe dadany
Aloha'ny hialan-dRavalo dia nampanatena ny mpanara-dia azy izy fa hoe tsy hial amin'ny fitondrana, dia hoy ny toky nomeny "minoa fotsiny ihany ", ts hiala aho ary tsy hamela anareo ho kamboty, zany hoe na miala amin'ny fitondrana aza izy dia tsy miala tanteraka fa mbola amperinasa ihany
Tena tsy nisy nanampo angamba izany tetika izany ô!
Ny ilazako izany dia noho izy any Switzland afrique io.
Mety hi-défendre ny fanjakana gasy iha&ny ngamba izy izao
Izay ange ilay natako anareo omaly tary ambadika hoe : manao vazaha mody miady ry zareo sy tgv fa aiza koa no hisy hoe olona toherina dia tsy hiteny fa manginadia miala amin'ny seza nefa avy eo mbola manao ny asany ihany plus ou moins. Ilay raprezy vaovao moa izany dia tena tsy hay hoe ahoana marina ny aminy na mandrapahoviana izy no eo na tsia fa toa mandeha singany ohatry ny kiraron'iza moa izy teo?
Dia samia mandinika isika malagasy wa fa milamina foana io naady tokatrano na ady fitondrandrana fanjakana
Rehefa ela ny ela dia tsy maintsy miresaka milamina foana izy roalahy
on peut choisir ses ami mais on ne choisit pas sa famille
de miandry ny paikan'i dada ndray zany zao koa

novalian'i pitchou ny 26/03/2009 03:32
3. diamondra27
(
25/03/2009 08:10)
dia ahoana koa ilay ultimatum nataon'i BANI e! mety hikorontana ko ve zao ny mpitandrfilaminana
4. xxx
(
25/03/2009 08:31)
diamondra27:Shay v diamondra27 namadika palitao e! nahita sary maro2 manko aho tao @ blaogy hoe TIM a TIM, m/car naturellement koa moa e?
on peut choisir ses ami mais on ne choisit pas sa famille
5. JR2
(
25/03/2009 08:55)
Misy zavatra tsara nataon'ny teo aloha dia jereo fa tsikeraina sy haratsiana, nefa ny mampandroso ny firenena matanjaka dia misy ny fifampidimbiasana fahefana.
Hatramin'izao aloha dia mbola tsy hita taratra fa hahavita mihoatran-dR8 i TGV ary ireo minisitra manodidina azy dia tsy crédibles eo @ négociation

6. diamondra27
(
25/03/2009 14:21)
Andribe : ty le izy http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=12635
7. pitchou
(
26/03/2009 03:32)
ko tsy maintsy miverina ny dadany fa atao ahoana ireo efa nampanantenaina hoe hahazo 4L daholo (fa tsy hoe hahazo makorelina), atao ahoana ireo nampanantenaina hoe hahazo 1 300 000 ha, atao ahoana ny vola rehetra efa nolaniana nanakaramana ny mpanakorontana (nefa lasa nanao freelance tampoka rizalahy) atao ahoana ireo orinasan'ny hafa efa mba natao fay rano ndrao ny an'ny tena indray no ampiharan-drizalahy ny tetika noforonin'ny tena ... atao ahoana ireto tim efa nampanantenaina fa izy no handova ny fanjakana TIKO ... atao ahoana ity rova namboarina mba hipetrahana rahatrizay lasa mpanjaka araka ny constitution ny prezida ndrao rizalahy indray no hiravaka ny vanginy nefa ny tena no namono ny voay ...
kay .... panne tampoka ny lohako d tapaka ilay feeling