Manina an'i Ra8 sahady aho

1. xxx ( 25/03/2009 04:43)
Tena vao tsy nisy 1 volana i Ra8 dia efa vizaka be ilay biznesinay ato. Ity tgvendrana ity tena mamono bizna mihintsy. Efa manina an'i Ra8 izahay mpanao bizna heroines ,haschiches ary cocaine aty Sheyshelles sy Maldive.Tsy tonga aty intsony le sambo gasy mpaka entana iny.
Raha tafaverina eo ve nama ny deba tsy ho rava tanteraka ity biznay ity. I lery mantsy tena tsy mamela mahazo mihintsy, tsy mba ouvert ohatran'i Ra8. I Ra8 mahay manaraka revy international. T@ andron'i Ra8 no mba nahazahoanay kalachnikov izany voalohany, asa le tgv ity raha mba hanaraka izany?
Etseho mafy ry tim ny hetsiaka fa tsy mandeha ny afera!!!!!
novalian'i pitchou ny 26/03/2009 03:08
2. xxx ( 25/03/2009 04:55)
Tsy mampihomehy
3. yuka ( 25/03/2009 04:57)
Refa miverina eo ny DEBAnareo vao maika mande ny biznao ra xxx reo anie no tena topony e!
Aza milaza zavatra mifanihatra hoa,fa mankaleo be lay fikana-fozaorana :roll:
4. xxx ( 25/03/2009 05:40)
Calma baina! mbola lasa naka ody mahery any swasiland i dada8 fa mbola hiverina tsy hoela. mbola hiverina ny bizna.
5. rataxx ( 25/03/2009 07:52)
Fa nanina ary baina ra nanaraka any R8 izy voa nanainga iny
sa tsy ampy ny frais aza de :lol: :lol: :lol: eo ry dada a!
6. essera ( 25/03/2009 08:43)
Nareo koa mora tezitra. Hay ve nisy an'izany bizna be izany dia naninona no notapahina ny tendan'ireo mpandraharaha teto amin'ny tanana.

Létié. Zahay asainareo manara-dalàna nefa nareo misonanika amin'ny ndao fa antsika.

Tara be loatra a r zalah.
7. fijo ( 25/03/2009 23:18)
ataovy ao ,fa 2 volana dia hiala eo e
8. pitchou ( 26/03/2009 03:08)
d ahoana zany le bizna vao novelomina raha 2 volana d hiala?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3759