Sao dia misy mahalala

1. tafondro ( 25/03/2009 01:31)
Resaka momba ny karazan-tsakafo :
hono hoa , azo kilasiana aiza ny atodim-borona eo @ sakafo , produit animal sa tsia ?
novalian'i rhina ny 03/09/2009 11:44
2. Lejoba ( 25/03/2009 13:35)
Miankina @ fisokajiana ataonao.
T@ izahay mbola kely dia nianatra ny atao hoe "karazan-tsakafo enina". T@ izany ny atody sy ny voamaina (tsaramaso, voanemba ets.) dia nampiarahina t@ hena, ny vorona ary ny hazan-drano. Source de protéine izy @ izay.
Ny végétariens, na dia tsy mihinana hena aza, dia mihinana kosa atody sy ronono na dia vokatry ny biby aza ireo.
Ny végétaliens kosa, ireo izay tsy mihinana afa-tsy zavamaniry (voankazo, légumes, haninkotrana isan-karazany, ny voamaina ets.) dia tsy mihinana mihitsy na atody na ronono.
Asa raha mahavaly ny fanontanianao
3. boubounezy ( 05/05/2009 23:53)
@ko alou animal lé izy é! :lol: avy eo samy manana ny fandraisany azy.
4. mketsa ( 09/06/2009 09:50)
slt
raha vorona be manan'elatra dia any @kilasin'i Samoela
5. rhina ( 03/09/2009 11:44)
tena animala mints le iz fa ny an'i mketsa kosa zavatra afa e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4282