Aiza koa ary zé Capsat sy Bani sy RFI teo.

1. essera ( 25/03/2009 08:21)
Dia toy ny tantara tamin'ny afera fampisotroana maloto ihany izy ity. Dia hita fa nisy poids be ny fidiran'ny capsat tamin'ny fampiatoana ny emmonat.

Dia izao indray lazainy fa hifanafika. Dia nivoaka tv omaly ny démenti nataon'ny cemgam. Sa sao dia ny tv nay no tsy mitovy amin'ny anareo.

Rehefa misy zavatra tsy mifanaraka amin'ny saina izany dia azo atao ny manao magie ka mamadika ny fotsy ho maintsy ary ny mainty fotsy tampoka.

Mba mihevera e.
novalian'i fijo ny 25/03/2009 23:21
2. ifiona ( 25/03/2009 08:43)
essera a! vakio ilay article ao @ v.o.a news vao t@ omaly nilaza an'io, omaly 24 mars, zay andro nanaovan'ny CEMGAM démenti rahateo koa! nefa dia io izy io!

"The barracks-based naval soldiers at Invato declared that the armed forces could never be divided by politics. They claimed that their CAPSAT colleagues had been paid hundreds of millions of Ariaries, the Madagascan currency, by Andry Rajoelina, saying that evidence was irrefutable. They demanded trials and punishment by martial law to those rebellious and uncontrollable military troops.

The naval soldiers propose holding a national conference as soon as possible and they have asked Rajoelina to leave power unconditionally within one week. They called on the international community not to interfere in affairs which they claim involve only Madagascans. The naval troops declared that they are ready and available to protect the nation by force, if necessary."


Aza maika enao ry essera fa misy fotoanany ny zava-drehetra ka! toy ny dinika tetsy ambany dia mety tsy faly ireo bani sy rfi ireo fa tsy nahazo vola! dia mbola sesefana vola aloha! fa tsy maintsy hipoaka io na ho ela na ho aingana
3. Mandefitra ( 25/03/2009 08:47)
Ary hono hoa ry essera : inona moa no tena paikan ireo jiolahy fahanana ao @ restogasy ireo? hiaro an i tgv ve sa hanomana paik'ady maloto hamonoana ny pro ra8 ndray?

4. essera ( 25/03/2009 09:00)
Efa ela aho no nahazo ny baiko hoe : "Aza matahotra, minoa fotsiny ihany..."

Ny nampalahelo kely ahy fotsiny dia andalan-teny ao amin'ny baiboly io nampatoriana ahy hatramin'ny taona maro io.

Tany aloha mantsy hoe hivoaka ny tonelina isika tamin'ny andron'ny deba fa E E EEEEEEEEEEEEEE. Izay ihany koa no fandehany.
5. essera ( 25/03/2009 09:05)
Ary hono hoa ry essera : inona moa no tena paikan ireo jiolahy fahanana ao @ restogasy ireo? hiaro an i tgv ve sa hanomana paik'ady maloto hamonoana ny pro ra8 ndray?


Nareo koa dia mapmé. Aza afangaro ny gadra politika sy ny jiolahy :

Gadra politika : ny hevitra naposany no manakorontana ny fitondrana sy ny filaminam-bahoaka.

Jiolahy : ny mpamono olona sy ny mpandroba.

Jiolahy mihaja : Tsy mandroba direct sy hita maso nefa dia mambotry firenena (oh : hoe ny entana hafaranao tsy misy taxe). Tsy mamono olona direct (mampaniraka olona hamono). Madio lalandava eo imasonao fa ianao no mivadika apondra mijery an'azy.
6. Mandefitra ( 25/03/2009 09:09)
Coutiti nga tsy namono olona?
Colonel Fidy nga tsy saika hanongam panjakana?
RY Pety sy ry voninahitsa ve mba madio?

Sao akaman'ilay jamba ary nareo ...
7. essera ( 25/03/2009 09:19)
Coutiti nga tsy namono olona?

Akaman'ilay jamba io. Dia io ilay nandravarava tam zany ka nohazain'ny ra8. ka na dia ankitrio aza dia sarotra ny hamoaka azy satria namono olona raha tsy diso aho faritry diana sy sava iny.

Colonel Fidy nga tsy saika hanongam panjakana?

Io no nanampy an'i ra8 tamin'izany fotoana izany niakarany teo amin'ny fitondrana fa nivadihan'i Ra8 tamin'ny antsipirihany dia tezitra ka nanao foana.


RY Pety sy ry voninahitsa ve mba madio?

Tsy poinsa tonga teo ra8 raha tsy nisy an'ireo. Ilay voalohany tany Fianar.


Sao akaman'ilay jamba ary nareo ...

Tsy manao solomaso aho sady mahita tsara ny mety sy ny tsy mety eto amin'ny tanana na ho an'ny tim io na ho an'ny tgv.



8. Mandefitra ( 25/03/2009 09:32)
misaotra @ le valiboraingina ... :lol:

Fahano ao tsara ny akamanareo sao misy ilana azy atsy ho atsy.
9. rabaradaka ( 25/03/2009 11:05)
Zao dadatoa a, hisy hifamono eto
10. fijo ( 25/03/2009 23:21)
essera ve izany vonon hiaraka hiray trano amin'i kotiti?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1143