iza no sahy mitanisa ireo "sekta" ao tana sy ny tantarany ?

1. ndrin ( 25/03/2009 10:24)
manahoana daholo isika,saika hanao fanadihadiana kely monba ny sekata eto antananarivo ny tenako,ka magataka ireo izay mba mahafantatra ,oviana no nisy sekta voalohany teto madagsikara?iza avy ireo fiangonana na communauté sokajian'ireo olona fa isan'ny sekta? MISAOTRA ANTSIKA MIALOHA.
2. sitlo ( 25/03/2009 17:17)
Jesosy Mamonjy aloha efa hatramin'ny vao nahatsiarovako saina dia efa teo eh. Efa tamin'ny andron'ny Cure.
3. sohitika2008 ( 26/03/2009 00:27)
TGV
4. ndrin ( 27/03/2009 09:58)
sitlo:

Jesosy Mamonjy aloha efa hatramin'ny vao nahatsiarovako saina dia efa teo eh. Efa tamin'ny andron'ny Cure.


iza i cure?
5. ni81 ( 27/03/2009 10:30)
iza i cure?.
Teo Ankorondrano taloha ny CUR e! dia avy eo noravĂ na dia nasiana ireo karazan'orinasa be dia be ilay toerana.
6. ikaretsaka ( 27/03/2009 11:22)
Ndrin> iny @ village des jeux sy gallerie zoom sy tour zital sns iny no natao hoe cur ankorondrano fahiny. Nisy ohatran'ny cite trano hazo ireny teny taloha.
Tsy haiko ny ankehittriny fa t@ faran'ny taona 90 tany rehefa mandeha bus mankany @ lycee technique iny ka any ny lalana ka na efa tsy teo intsony aza ireo trano ireo de hoe misy miala eo @ cur foana no lazain'ny goal...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2618