Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
shoooter ( 24/03/2009 04:40)
Tsy manaiky mitsy le pro ra8
TSy manaiky mitsy le pro ra8 na dia efa fantatra aza fa tsy possible, tsisy miaramila hanaraka anazy tsony eo sady ra8 nge ka nanipy gans fa tsy niatrika hatramin'ny farany araka ny lokalokany teny ia... tohiny
novalian'i kalovavy ny 24/03/2009 15:03
xxx ( 24/03/2009 02:08)
Tsy i TGV no tena fahavalo
O rey olona a, ny anarany aza antsoinareo hoe TGVendrana ka aoka tsy hiady @ vendrana fa ataovy sanatria ny miady amin'adala. I TGV dia saribakolin'ny mpanjanaka. Rehefa ny mpanjanaka no voatohitry... tohiny
xxx ( 24/03/2009 01:27)
Tsy mantsy hiafara @ ady an-trano
Raha ny fandehan'ny toe-javatra @ zao fotoana no jerena dia efa tena akaiky dia akaiky ilay ady an-trano eto M/car. Ny antony dia tsotra ihany. Samy tsy hanaiky na ny andaniny na ny ankilany. Tsy mi... tohiny
nancy ( 23/03/2009 23:48)
Inona no mba qualite hitanao amin'i tgv?
Ny zavatra rehetra nataon'i tgv mihitsy no tsy mbola nisy nahitako qualite na iray aza hatramin'ny nanombohany ilay tolony iny ka hatramin'izao. Ny zavatra hitako dia resaka sy fihetsika jiolahim-boto... tohiny
novalian'i moi ny 27/03/2009 11:16
xxx ( 23/03/2009 22:42)
miaklatsiny fa amin'ny teny mpanjanaka !!sady somary lavalav
TERRES DÉJÀ EXPLOITÉES M. Ravalomanana a donné son accord moyennant des contreparties. Selon une source proche du dossier, "Varun devait faire des dons auprès de sa fondation personnelle, ven... tohiny
novalian'i xxx ny 24/03/2009 15:35
Noue ( 23/03/2009 20:59)
Mitohy hatrany ny tena atao oe TOLONA
[URL=http://img25.imageshack.us/my.php?image=maniftimbig.jpg][IMG]http://img25.imageshack.us/img25/1763/maniftimbig.jpg[/IMG][/URL] [b] D’après Jean-Philippe Rémy envoyé spécial du quotidien ... tohiny
roxanaha ( 23/03/2009 20:09)
mitady clip gasy mp3
manahôna daholo Sao dia mba misy mahita site ahafahana mi télécharger fichier mp3 hira malagasy ranoray ianareo? ohatra hoe poopy mp3 intégral, ambondrona mp3, sns.... misaotra mialoha... tohiny
ifiona ( 23/03/2009 20:01)
Malagasy miray hina (video Ambohijatovo 23 martsa 2009)
http://www.youtube.com/watch?v=A61gTVqqr4Q :roll: ... tohiny
xxx ( 23/03/2009 19:36)
non aux expatriés francais
Cher Monsieur, J'ai bien lu votre demonstration sur ce que représente la France, on le sait sinon ce n'est pas la France. Il faut voir les choses en trois directions: l'histoire, le présent, et ... tohiny
satasol ( 23/03/2009 19:11)
FIANGONANA PROTESTANTA GASY AO CHENNAY( 78 )
Ho antsika mipetraka manodidina ny Chennay, Verssailles, Saint-Cloud,Vaucresson sy ny manodidina iny dia misy fiangonana vaovao Protestanta vao nisokatra ao Chennay eo amin'ny angle rue Sainte-Claire ... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/03/2009 23:11
felanasoa89 ( 23/03/2009 18:57)
28 Martsa 2009 TROCADERO TONGAVA MARO
Manasa antsika rehetra izay mipetraka aty andafin'ny rika mba ho tonga hamonjy ny hetsika fanoherana ny tsy rariny izay atao eo amin'ny Trocadero ny Asabotsy hoavy izao manomboka amin'ny 1 ora. Taomy... tohiny
novalian'i xxx ny 24/03/2009 21:24
xxx ( 23/03/2009 18:11)
CAPSAT MAFY BE ...... TSAKITSAKY ZATO ARIVO
Hatomboka amin'ilay mafàna fo be mivazavaza tsy misy fiafarany ato io , efa hoe fahandriampahalemana no tanjon'ny capsat koa ady saritaka no hafafin'ity eto Dia eto koa ilay solabe mpanao rugbi iny ... tohiny
pimaso ( 23/03/2009 17:58)
Fankaherezana ny Malagasy rehetra any Madagasikara
Hoantsika vahoaka tia filaminana manaja ny democratie sy miaro ny zon' ny mpiarabelona ary miandrandra fahafahana sy fampandrosoana haingana ary maharitra sy indrindra ihany koa miady amin' ny fampiho... tohiny
novalian'i pimaso ny 25/03/2009 18:03
sohitika2008 ( 23/03/2009 17:44)
ADN
Berlin, Allemagne - Deux jumeaux ont été libérés par la Cour de justice car celle-ci ne peut dire lequel des deux frères a commis le vol pour lequel ils ont été arrêtés. Les jumeaux de 27 ... tohiny
tsimatimanota ( 23/03/2009 17:35)
UNE SECONDE CHANCE POUR LE REGLEMENT DE COMPTE
AMBOHIJATOVO VIENT DE COMMENCER CE JOUR DEMAIN CE SERA 13 MAI APRES DEMAIN ANTANANARIVO DANS UNE SEMAINE MADAGASCAR ALORS N HESITER PLUS, C EST LA DERNIERE CHANCE SANS LES AIDES DES MILITAIRES ... tohiny
novalian'i xxx ny 24/03/2009 07:17
sohitika2008 ( 23/03/2009 17:28)
Andry Rajoelina atsimom-pianarana
Mbola olana goavana noho izany ny politika voretrana jiolahimboto [b]Natao ahoana zao ny lalàm-panorenana?[/b]... tohiny
novalian'i pitchou ny 24/03/2009 19:31
kekerama ( 23/03/2009 17:23)
seresere
mitady tonokira seresere ataon'ny Tearano... tohiny
novalian'i Ityah ny 27/03/2009 19:00
sohitika2008 ( 23/03/2009 17:21)
Jiolahimboto TGV
Mba fanabeazana tahaka ny inona loatra re no nitaizana an'ireny jiolahimboto tsy misaina ireny e? Mandrava ery, mangalatra etsy, mandoro eroa! Ireo mba olon-kendry koa dia tsy miteny tsy mihetsika... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/04/2009 22:17
Mirananirina ( 23/03/2009 17:14)
Andry Rajoelina, un ancien disc-jockey sans grande expérienc
Marina mihitsy izany.Tena tsy misy expérience mihitsy tvg,sady ny taona tsy miady amin'ilaina azy... tohiny
novalian'i pitchou ny 24/03/2009 19:24
lasa ( 23/03/2009 17:05)
Halatra taolana
Tsy dia ela loatra zay de nalaza tokoa ny fangalarana taolapaty teto Madagasikara.Lasa ihany ny saina hoe atao inona ary le taolana ary tsy mety ve raha taolan'omby?Sao mba misy mahalala.Misaotra mial... tohiny
novalian'i lasa ny 25/03/2009 09:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.3598