Andry Rajoelina atsimom-pianarana
1. sohitika2008
(
23/03/2009 17:28)
Mbola olana goavana noho izany ny politika voretrana jiolahimboto
Natao ahoana zao ny lalàm-panorenana?
Natao ahoana zao ny lalàm-panorenana?
novalian'i pitchou ny 24/03/2009 19:31
3. pikatti
(
23/03/2009 18:37)
ny tableau sarin-R8 koa namidy ao @ musée louvre ao nividianana bala ho an'ny capsat :-D :-D :-D :-D
4. Andribe
(
23/03/2009 18:51)
Kay lety lafo otrin iny sao de mba azo hamidy any koa ny sarin i deba :-D :-D :-D =)) =)) =))
5. pitchou
(
23/03/2009 20:44)
sohitika2008>> tsy aleo tsy miresaka lalam-panorenana? io ihany no rangory fototry ny afo! izay tonga eo manova azy antsokosoko @ izay mahametimety azy @ fiainany!!! ny niafarany lasa lalam-panorenana hanompo olon-tokana ilay izy (mba diniho ange e!) raha naharitra kely aza isika d ho nahita tampoka hoe niova ho "monarchie constitutionnelle" indray ny fitondrana ka izay tsy miankohoka eo anoloan'ny mpanjaka (voafidy araka ny fomba "demokratika") dia tapahin-doha satria nanao fihetsika anti-constitutionnel!
tsy sanatria hevitra vaovao niporitsaka avy tao an-tsaiko izany fa nisy nahasahy nanao izany fanambarana izany, ary raha mody atao hoe ilay fahendrena malagasy no tokony hajaina sns dia misy andininy maromaro ao @ code des 305 articles fotsiny atao copier-coller d vita!
raha izaho aloha tsy hitako loatra izay naharatsy ilay lalam-panorenana niainga avy t@ vahoaka t@ 1991 e! enga anie tsy hisy hahita hevitra eo hoe ampidino ny fetra-taona ahafahana milatsaka ho fidiana filoham-pirenena! olona efa 50 taona aza manondrana (e! irony nataony) ko maika latsaka ny 40 taona!

6. taralila09
(
24/03/2009 07:30)
HO TONGA NY 29 MARSA 2009.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
62 taona izao ny MDRM … … 114 taona ny MENALAMBA tao Andrefan’Ankaratra.
Dia io indray I LAFRANTSA fa manao ny ataony mampanangatra ny PADESM AREMA sy ny Gasy Vazaha an-Taratasy tarihan'ny Taranak'i Galliéni Vaovao (TGV):
• MANDORO SY MAMOTIKA ny ASA vitan'ny Vahoaka Malagasy tato anatin'ny 49 taona nahazoana ny Fahaleovantena.
• MANDRAVA ny FOTODRAFITRASA FAMPANDROSOANA voajoron'ny Malagasy taona vitsy fotsiny taorinan-dRatsiraka.
Tsisy henatra sy tahotra intsony amin'izao efa taonjaton'ny fanatontoloana (mondialisation) izao ary eo imason'ny diplomatin'izao tontolo izao noMANONGAM-PANJAKANA ary MANDROMBAKA FAHEFANA @ hery mitam-basy hatreny Antanimena ka hatreny @ CAPSAT.
Tsy misy hankato izay fanjakan'i Baroa baribarianina mpandrombaka fanjakana @ "demokrasia" sandoka, hanindry sy hamono antsika eto.
Tsy misy Malagasy manaiky hiforitra eto mandritra izany 24 volana izany ary na 1 volana akory aza.
Tsy misy Malagasy manaiky an'I MADAGASIKARA TANINDRAZANA MALALANTSIKA hiverina hobaboin'i Lafrantsa intsony.
Ny 29 marsa: Andron'ny tanindrazana
Tsy izay Vazaha an-Taratasy, Taranak'i Gallieni Vaovao (TGV) no hisoloky ny tanindrazantsika eto.
Sanatria!!! Fihantsiana mihatra @ hambompontsika MALAGASY tsy mihoatra an'izany.

NO ANDROAHANTSIKA AN'I BAROA MPANDROMBAKA FANJAKANA HIALA TEO
Ka inona no hatao ??
Samia miteny. Samia maneho. Asaivo miteny daholo ny mpiray tanàna, ny mpiara-miasa, ny mpiara-mianatra, ny mpiray taxibe, ny mpiray kazerina, ny mpiara-mody, isika rehetra rehetra.
Manorata. Ampiteneno ny taratasy, ny gazety, ny radio, ny rindrina, ny akanjo …
Mifamoria. Henoy, raiso ny toromarika. Ity no toromarika voalohany.
Esorintsika teo ny mpanao Fanjakan'I Baroa.
Demokrasia Tàn-dalàna Tsisy Raorao ny antsika.

7. ralevazou
(
24/03/2009 09:13)
Marn'zany :^) Marn'zany :^) Marn'zany :^) Marn'zany :^) Marn'zany :^)
Raha toy izany daholo ny toentsaintsika d oainina b eo daôly reo mpamadika tanindrazana ts mataho-tody sady tsis saina ireo. :D
Tairo d'efa atombohy ny anareo ao vohitsara ao f zahay aty am faritany koa efa ho avy tsy ho ela fa mbola mi organiser kely fa hisy RAHA eto niany ty!
Siora é!

8. Oay
(
24/03/2009 10:23)
pitchou:
olona efa 50 taona aza manondrana (e! irony nataony) ko maika latsaka ny 40 taona!
Ny hoe aoka tsy hiresaka lalampanorenana intsony d hitako hoe zavatra tsy azo atao raha mbola hametraka fitondrana satria tsy maintsy misy ny lalana fototra fa misy azo atao ohatra:
_Na miova aza ny repoblika d atao lalana tsy azo ovaina ny isan'ny mandat sy ny faharetany. Io mantsy no tena zavadoza @ fitondrana satria toa ranontsira ka arakarakin'ny hisotroana no mampangetaheta.
Momba ny taona d hitako hoe zavatra sarotra satria jereo fa ny 40 taona no tonga @ ilay hoe crise de la quarantaine d eo ny lehilahy tena mampiseho fa izy no izy d efa kopy ianareo... tsaroako eto ilay vice praiminisitry izay fotoana vitsy no nandalovany teo @ fanjakana fa fito ny vadikeliny d nahavitany villa daholo ireo sipa kely niaraka taminy (nisy zaza niaranilalao t@ tenanay ny niaraka taminy t@ izany an!)
D jereo indray fa rehefa mahazoazo taona d miverintsaina hany ka lasa kinzintina sy tsy azo atoro.
Ny vahaolana d apetraka tsara ny lalana fototra mba tsy ahafahany manao izay tiany atao kanefa tsy mifanaraka @ tombotsoampirenena.
Amiko aloha d rehefa afaka mamelombady amanjanaka d afaka mitondra firenena raha toa ka manana fahamatorana mifandraika @ izany ilay olona é!
9. pitchou
(
24/03/2009 19:31)
o ry Oay! ka sarotra kosa ange raha olona efa retirety no ho laniana prezidà e! ndrao ilaozany misotro ronono eo! sa ovaina indray hoe tsy maintsy vehivavy satria ny vehivavy mari-toerana kokoa ny sainy ? :twisted: :twisted: :twisted:
le fameloman-drizalahy vady aman-janaka tsy fetran'isa no tena vao maika manery azy hangalatra rehefa eo @ fitondrana ko! farahafaratsiny izany mba nisy sipa 7 nahazo trano na d tsy nahazo 4L aza! :-D :-D :-D