Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ifiona ( 23/03/2009 16:41)
Manisa andro sisa TGV
"18:10 - D’après Jean-Philippe Rémy envoyé spécial du quotidien Le Monde, il y avait 10 000 manifestants à Ambohijatovo sur la place de la Démocratie, “c’est un nouveau cycle qui commence"... tohiny
novalian'i Oay ny 24/03/2009 16:07
xxx ( 23/03/2009 16:32)
J'ai été ménacé verbalement et avec des fusils Mr l'ambassad
Mimenomenona foana hoe nambanana basy aho nefa tsy mametraka fanontaniana hoe inona no antony... tohiny
xxx ( 23/03/2009 16:13)
Ary toa mikoretaka sahady
Toa mikoretaka sy manadio tena any @ Communautés internationales sahady ? Fa angaha tsy hoe [b]" cela ne nous dérange outre mesure "[/b] !!!! ... tohiny
xxx ( 23/03/2009 16:09)
matoa sari-na -biby ny pseudo any dia te ho biby izy
Mahavariana fa na tezitra tahakan'inona aza raha olombelona dia tsy hitady sari-na biby no hatao raharaha hatao pseudo mahalalà menatra dia toneo ny fo fa raha ny hatezerana tsy namana Ny olont... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 17:25
mibalika ( 23/03/2009 15:57)
mampalahelo...............
Aleo tezitra zay ho tezitra, averiko ihany mbola lavitra ny lalan'ny gasy , mbola ho ela vao ho tafita ,eto ary soratra no atao,samy maneho zay ao antsainy sy am-po;inona no hain'nny sasany atao dia n... tohiny
novalian'i mibalika ny 25/03/2009 10:27
sitlo ( 23/03/2009 15:51)
erreur javascript firefox
Ahoana kay ny fomba ahitana erreur javascript amin'ny firefox? Nisy zavatra namboariko izay dia mandeha tsara ilay izy amin'ny ie fa tsy mandeha amin'ny firefox. Tsy manoratra erreur ilay izy fa to... tohiny
novalian'i sitlo ny 23/03/2009 17:54
hery ( 23/03/2009 15:43)
Hanohitra ny fanjakana nangalarina
Miala any ny fanoherana ny fanjakana nangalarina. Manomboka ary hitohy eo amin'ny kianjan'ny demokrasia :-) eo Ambohijatovo ny tolon'ny vahoaka ianjadian'ny tsy rariny. Vahoaka mpandala fifidianana. N... tohiny
novalian'i pitchou ny 24/03/2009 19:19
xxx ( 23/03/2009 15:26)
hihihih sary tetezamita
Mba nanopy maso kely tao amin'ny site sobika ny tenako ka torana nihomehy raha nahita ilay soratra hoe tetezamita miala. Eny fa na dia ny fitondrana tetezamita aza eto mintsika dia mila haongana. :) ... tohiny
andrywui ( 23/03/2009 15:17)
Az atao ze ahapotik indray n Firenena fa mahantr ny vahoaka
Mba aoka izay ranga ity manangana de manazera lava ity fa lasa kilalao anie le fiainam-pirenena e !! mijaly ny vahoaka !! aleo izy hiasa , marina e !! efa mba nahavita fito taona ny TIM zero ny resul... tohiny
novalian'i ravol ny 24/03/2009 18:57
njara2007 ( 23/03/2009 14:59)
i Coutiti Angaha gadra politika??
Azo hinoana 100/100am'zay fa ho raikitra ny rombo eto DAGO. Horaikitra ny gidragidra satria tafavoaka ireo izay azo lazaina fananao "Crime Contre l'humanité teto Madagasikara". Ho feno olona tsy ho e... tohiny
novalian'i pitchou ny 24/03/2009 08:44
penguin ( 23/03/2009 14:20)
Tsy atao SORONA ny VAHOAKA. Mendrika Ravalomanana
Rehefa voavidy ny Miaramila dia ny VAHOAKA tsy atao Sorona ka ny miaro ny ainy no dikan'ny Fialana fa tsy inona akory. Tsy adala ny mijanona ho TIM ary tsy mihevitra ny hivadika ho TGVendrana ny akama... tohiny
nifanojo ( 23/03/2009 14:05)
hira
mangataka ny tonikira RAHA HO NOFY IHANY NY RAILOVY misaotra ... tohiny
novalian'i ni81 ny 23/03/2009 14:33
Noue ( 23/03/2009 14:04)
tena mba miangavy ny mpandrindra
tena mba miangavy ny mpandrindra re mba afaka manara-maso akaiky ity sehatry politika ity ve ianareo fa tena tsy lasa mahintsiny ny zavatra ataon'ny ireo mpigafy ee! misaotra tompoko... tohiny
sitlo ( 23/03/2009 13:59)
sangisangy zary tena faharoa!
[u]Mpanao gazety[/u]: Amin'izao fotoan'ny karemy izao, inona monseigneur no zavatra tianao ka najanonao? [u]Odon[/u]: Andriamanitra mihitsy ny ahy.... tohiny
xxx ( 23/03/2009 13:51)
Manao ny asa masina hanoherana ny tsy rariny izahay capsat
MISY NY ADY MASINA ? LAINGA MASINA ? IZAO DIA VAVA-BASY MASINA... tohiny
novalian'i niny ny 24/03/2009 16:37
penguin ( 23/03/2009 13:45)
Miaramila mila manaja Promotion taloha hoy Ratsiraka ?
Raha nalefa tao amin'ny fahita lavitra ny telefonina nifandraisan'ilay Filohan'ny Antenimiera tamin'ny androny Radidy taminy izay avy any Frantsa dia nilaza ny Amiraly fa tsy manaja zokiny ny fitondra... tohiny
novalian'i penguin ny 23/03/2009 14:38
xxx ( 23/03/2009 13:24)
tsy lasa bordel ny serasera fa i bordel no lasa bordel
8) mahaiza manoratra toa ny olona rehetra fa aza miteny ratsy lava eto... tohiny
novalian'i pikatti ny 23/03/2009 15:51
andrywui ( 23/03/2009 13:23)
ALEO HIASA ALOH NY FANJAKANA VAO2 FAZA MAIKA NY HITSARA !!
rehefa voasoratra sy vita ara-dalana ary légal tanteraka ny Fitondrana vaovaontsika , dia mba avelao aloha izy hiasa malalaka ahitan zay vokatra eo !! fa raha mbola hanala azy sy handrodana indray d... tohiny
BOYSGOSS ( 23/03/2009 13:13)
information
Voila c'est-ce-qui ce passé aujourd'hui 23 Mars 2009 en live et je vous le distribue : Un Capitaine de la Gendarmerie est precipité et ordonne ces troupes d'entrer au casernene dans l'immediat. T... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 13:17
xxx ( 23/03/2009 13:12)
rehefa tsy voafehy ny mpisera dia akatony e
rehefa tsy voafehy ny mpisera dia akatony e ny forum rehetra misy fiblokena ny ip ka ny anareo toa tsy misy donc tokony hakatona fa mbola be ny zaza tsy ampy taona mijery eto ... tohiny
novalian'i ni81 ny 26/03/2009 06:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7552