Hanohitra ny fanjakana nangalarina
1. hery
(
23/03/2009 15:43)
Miala any ny fanoherana ny fanjakana nangalarina. Manomboka ary hitohy eo amin'ny kianjan'ny demokrasia :-) eo Ambohijatovo ny tolon'ny vahoaka ianjadian'ny tsy rariny. Vahoaka mpandala fifidianana. Nohosihosena mantsy ny vokatry ny safidiny ka na ny Solombavam-bahoaka na ny Filoham-pirenena izay nofidiny dia nesorin'ireo be sandry ary nosoloiny olona tsy nofidiny akory.
Raha mba nisy référendum dia mety mba azo noleferina ihany satria mba efa fifidianana izany na dia mbola tsy rariny aza satria tsy araka ny nifanarahana tamin'ny fifidianana. Fa ity indray mitoraka ity dia tsy nisy referendum fa dia didin'ny be sandry no natao.
Nangina ihany teo ny vahoaka satria mbola sahirana amin'ny fiainana vokatry ny krizy ekonomia eran-tany,
Nangina ihany teo ny vahoaka satria nieritreritra hoe hankatò ny fahendrena malagasy ny TGV ka hanara-dalàna tsy hanakorontana sy handoro fananam-pirenena
Nangina ihany teo ny vahoaka satria nanantena hoe eo ny tafika hiaro azy amin'ireo mpanao didin'ny be sandry,
Nangina ihany teo ny vahoaka satria mbola niandry hoe handray andraikitra ireo mpanao politika ambony izay nofidiny ka hiaro ny safidiny amin'ny fahefana izay rehetra ananany.
Izao kosa dia tsy afaka hangina intsony satria nohitsahina an-tampondoha ny fahafahany. Koa hitraka sy handrodana izay rehetra nangalatra ankarihary ny safidiny.
Tsy mila fanjakana mampihorohoro.

novalian'i pitchou ny 24/03/2009 19:19
2. xxx
(
23/03/2009 15:48)
marina zany é! tsy maintsy mitohy ny tolona, tsy manaiky jiholahim-boto zany isika é, ary haraho maso tsara fa tsy maintsy hangalatra sy hivarotra tanindrazana satria tsy mahita vola ho enti-mihetsika!
3. Oay
(
23/03/2009 16:10)
Mazava tsara ny resaka eto fa d miantso ny vahoaka haka izay nangalarina i Hery, ny zava-misy amin'izao fotoana izao anefa d tsarovy fa efa ny mpangalatra izany no manjaka izany hoe efa eo ampelatanan'ireo mpangalatra ny hery rehetra noho izany:
Raha tiana ny hakana izay nangalarina d tsy maintsy ampitoviana ny hery ka fomba ahoana ary d tsy maintsy manafatra hery avy any ivelany satria sarotra hinoana ny hoe hivadika tampoka ny vahoaka porofo ampitovio ny sary teny Ambohijatovo t@ andro nitokanana ny kianjan'ny demokrasia sy ny sary t@ Sabotsy fa d atsimo sy avaratra ary kely sy lehibe.
Ekena fa mety hitombo io fa mandraparahoviana indray, d tsarovy ihany koa fa raha azo aza ilay nangalarina d mba hiarovana anazy d tsy maintsy mamerina ny jadona d io jadona io anefa no notoerin'ny olona ka nahatonga ny olona nanaraka an' i TGV hangalatra ilay fanjakana, d miverina @ fankahalan'ny olona ny TIM indray izany.
Noho izany amiko d tsy vahaolana ny fihatsiana ady satria hanimba an'i Madagasikara izany fa ny vahaolana d ny fahaizana milalao ny lalana repoblikana (Savoir manier les lois républicaines) noho izany d tazonina @ vavany ny TGV ka ekena ny fiadiana hevitra miaraka aminy eo ambony latabatra,
Tazonina @ vavany ny TGV ka ny atao d fomba demokratika no hentina hanoherana anazy d ny fifidianana izany, noho izany mba tsy hahafahan'ny TGV hisambotra izay olona tokony hitarika d tsy asiana ny korontona andalambe fa ny eny ambony latabatra no hamafisina satria minoa ahy ianareo fa miandry prétexte fotsiny ny TGV d voasambotra daholo izay tsy miaraka aminy ary tonga d any TSiafahy satria izay no nataon'i Ratsiraka d toa izay koa ny nataon'i Marc Ravalomanana ka minoa ahy marimarina ianareo fa jamais deux sans trois,
Ka izao é! satria mbola mahatoky ianareo TIM sy hery fa mbola tian'ny vahoaka ianareo d minoa ahy ianareo fa tsy misy hafa tsy ny fifidianana ny fomba tsara indrindra hakana an'io fanjakana io fa tsy lohamboto.

4. pikatti
(
23/03/2009 16:24)
TSIA no hamaliako anao ry oay
isika rehetra ireto dia samy manana ny fomba fijeriny daholo ,kanefa na ny mpanohana an'i tgv aza dia manaika an'io fanjakana nalaina an-keriny io ,tsy mila nianatra ny lalam-panorenana vao mahalala an'izany ,
ny fomba nahatongavana teo @ io fitondrana io dia forcing daholo ,
tsy vitan'ny hoe mila hery mitovy io ny vahoaka no hanovan'io sy ireo miaramila zay efa miomana

5. andrywui
(
23/03/2009 16:30)
hoy i Hery :
Hay ve mahatsapa ihany oe tsy ara-dalana ny fakana Fanjakana amin-kery e !! dia naninnn ary rehefa voalazan'ny HCC tam 2002 fa tsy lany ra8 tam fihodinana voalo de naninnn ary raha niandry fiodinana faharoa raha nahatoky tena tamireny fa maninnn no tonga de namorona reservistes amanarivony de namono olona eraky ny Nosy ???? haninnonn ?? haka Fanjakana amin-kery !! sa manao vaiin-rahalahy ve kehefa ny hafa ndray no manao zao de oe hiverina eny Ambohijatovo ee !! hiakatra 13mei koa e !! ieeééé !! ko ny olona rehetra zao mbola mafanafana amin'ny TGV vao2 io de makanesa eny tokoa ary fa goaka vody eny aby hoy ry zalahy ato zay !!!
Miala any ny fanoherana ny fanjakana nangalarina. Manomboka ary hitohy eo amin'ny kianjan'ny demokrasia eo Ambohijatovo ny tolon'ny vahoaka ianjadian'ny tsy rariny. Vahoaka mpandala fifidianana. Nohosihosena mantsy ny vokatry ny safidiny ka na ny Solombavam-bahoaka na ny Filoham-pirenena izay nofidiny dia nesorin'ireo be sandry ary nosoloiny olona tsy nofidiny akory.
Hay ve mahatsapa ihany oe tsy ara-dalana ny fakana Fanjakana amin-kery e !! dia naninnn ary rehefa voalazan'ny HCC tam 2002 fa tsy lany ra8 tam fihodinana voalo de naninnn ary raha niandry fiodinana faharoa raha nahatoky tena tamireny fa maninnn no tonga de namorona reservistes amanarivony de namono olona eraky ny Nosy ???? haninnonn ?? haka Fanjakana amin-kery !! sa manao vaiin-rahalahy ve kehefa ny hafa ndray no manao zao de oe hiverina eny Ambohijatovo ee !! hiakatra 13mei koa e !! ieeééé !! ko ny olona rehetra zao mbola mafanafana amin'ny TGV vao2 io de makanesa eny tokoa ary fa goaka vody eny aby hoy ry zalahy ato zay !!!
6. Mirananirina
(
23/03/2009 16:31)
Miandry ny fifidianana izany isika e.Marina mihitsy ireo raha tsy herisetra sy gafina jiolahiboto tsy azo ny fanjakana.Dia mihevitra ve ireo fa hanaiky izany ny olona?
7. gasmlay
(
23/03/2009 16:34)
ka i sefo mivazavaza eto fotsiny tsy ho gôka vody mitsy! tokony alefa loha lisitra etsy ambohijatovo de ho hita eo!
9. pikatti
(
23/03/2009 16:39)
mirananirina , tsisy vahoaka hanaiky an'io eo hoa
hery,mazava tsara ny analyses ataonao
andrywui,fa iza no ataon'elah goka vody( atsy ambany atsy elah mody hoe ajanony ny teny ratsy dia eto ela mivadika kary sahady),le fampihorohorona ihany ve no hanakanana ny ny vahoaka tsy hampiseho ny heviny e,mba ovay ny fomba fijerinao ny zava-misy

10. andrywui
(
23/03/2009 16:41)
Mazava be ry akama xxx a ! Efa tompon'ny pouvoir izy tam 2006 zany de mora ny nagala bato sy ni-menace ny tomponandraikitra rehetra hiala na afindra toerana !! zany ve de tsy azon'ny xxx !!! mazava be zany ngah roa a !!!
11. andrywui
(
23/03/2009 16:45)
Pikatti ! tsy teny ratsy nataoko anie zany fa fomba fitenin'elah isany ato e!! za anga no nanao anio voalo !! fa jereo daol ara ze dinika lasa any fa nareo TIM no tompn'io !!! sady maninnn ko e ::!! zany ve teny ratsy e !! le ompa anie no tena tsy mety eto e !! fa ra amoahana hevitra tsy koà zany Pikassso a !!!!
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
12. Samoana
(
23/03/2009 16:57)
Na tsy misy ambohijatovo aza dia tsy maintsy ho tampin-dalan-kaleha tsy ho ela akory ny tgv. Vao miala ny faritra capsat izy dia tsisy afitsoka intsony. Heveriny fa mifaly sy mitsinjaka ho azy ny any amin'ny faritany hafa. Havako raha misy patsa fa finganiko raha mikapila HONO hoy R. Ratsi. :wink:
13. andrywui
(
23/03/2009 17:08)
Alao aloh ray olona ho vita ny mandat an'olona vao mitady hevitra ndray rah tsy mahavoa fa de hifanala sy hifampiditra lava eto ve ?? mandrapahaoviana ary ???
14. xxx
(
23/03/2009 17:15)
Amin'izao fotoana izao dia efa misongadina tanteraka ny fanjakan'i baroa , ny zava-misy tetsy toamasina izao dia misy mi s'auto proclamer chef de région fotsiny izao , ary ny etsy antsirabe dia i ramerci no nanala ny ben'ny tanana tao fa hoe izy hono tgv ka izy izany no ben'ny tanana vaovao , izany toe-javatra izany izao dia hita ary mivalampatra eny amin'ny commune rurale maro eto madagasikara , mitohy ny fanjakan'ny baroa ary azo ekena fa azony tokoa ny fandresena raha azo raisina ho fandresena ny fanapotehana ny firenena sy ny fivarotana izany amin'ny frantsay
15. andrywui
(
23/03/2009 17:18)
Rah mba niseho mantsy ny PS anlah ry lery de mba ho namaly anlah aho saingy indridy !! hiresaka am matoatoa ve !!!
16. Andribe
(
23/03/2009 17:28)
de mitohy ihany aloha ny gera zany lasa izao rehefa midona @ ny rindrina ve tsy hifampitsapa eo ihay 8) 8) 8) 8)
17. tsimatimanota
(
23/03/2009 17:40)
KAPAO FA MANIMBA NY TANY
AZA MANAIKY HAMPITAHORINY IZANY
CAPSATANA
NY HERY TSY MAHALEO NY FANAHY E
NY AKANGA MARO TSY VAKIN AMBOA
AZA MANAIKY HAMPITAHORINY IZANY
CAPSATANA
NY HERY TSY MAHALEO NY FANAHY E
NY AKANGA MARO TSY VAKIN AMBOA
18. pikatti
(
23/03/2009 17:46)
andrywui >tsy azoko mintsy ny hevitr'elah ty aloha ka teo ela be vava be tsisy mahandry 2012 zany é, dia avy elah manambitamby hoe avelao ho vita aloha ny mandatn-ny,
kely sisa dia hifandom-bera lesy fa mahareta kaely a :-* :-* :-*

19. Oay
(
23/03/2009 21:17)
pikatti:
TSIA no hamaliako anao ry oay
isika rehetra ireto dia samy manana ny fomba fijeriny daholo ,kanefa na ny mpanohana an'i tgv aza dia manaika an'io fanjakana nalaina an-keriny io ,tsy mila nianatra ny lalam-panorenana vao mahalala an'izany ,
ny fomba nahatongavana teo @ io fitondrana io dia forcing daholo ,
tsy vitan'ny hoe mila hery mitovy io ny vahoaka no hanovan'io sy ireo miaramila zay efa miomana
Voalohany aloha raha ny légaliste no anontanianao d mazava ho azy fa ny 2002 sy 2009 d samy fitondrana tsy manaradalana fa fitondrana nangalarina satria tokony nanao fiodinana faharoa kanefa tsy nanaiky an'izany ry Marc Ravalomanana d iny nidina andalambe iny.
Momba ny hoe tsy mila hery mitovy fa ny vahoaka no hanovan'io sy ireo miaramila izay efa miomana no hanovan'io d tsotra ny valiny tsarovy fa rey TGV teo aloha teo d tsy nanana miaramila niaraka taminy d amin'izao fotoana izao izy efa misy miaramila miaraka aminy koa tsarovy fa rehefa vonona ny vahoaka TIM miaraka @ ireo miaramila miaraka aminy d raikitra ny ady antrano eto Madagasikara satria efa samy manana fiadiana ny andaniny sy ny ankilany ka raha izay no hitanareo fa hahatsara an'i Madagasikara d tairo fa izahay mpitazana é!
Fa amiko d lohamboto ny nataon'i TGV nakany ny fanjakana fa tsy maintsy nataony izany satria lohamboto ihany koa no nitondran'i Marc Ravalomanana ny fanjakana tamin'ny ireny valinteny anavonavona nataony, fihantsiana ady nataony, ohatra tadidio ilay tenin'i Marc Ravalomanana manao hoe "Efa notsapainareo tsara ve ny herinareo".
Ka amiko d mbola averiko hoe "Tokony hotazonina @ vavany ny TGV d atao haingana ny fifidianana ka raha mbola mamimbahoaka ny TIM sy i Marc Ravalomanana d mazava ho azy fa hiverina eo @ fitondrana ry zareo d @ izay fanjakana aradalana tsy nalaina teny andalambe no hiangana.
20. taralila09
(
24/03/2009 07:43)
HO TONGA NY 29 MARSA 2009.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
62 taona izao ny MDRM … … 114 taona ny MENALAMBA tao Andrefan’Ankaratra.
Dia io indray I LAFRANTSA fa manao ny ataony mampanangatra ny PADESM AREMA sy ny Gasy Vazaha an-Taratasy tarihan'ny Taranak'i Galliéni Vaovao (TGV):
• MANDORO SY MAMOTIKA ny ASA vitan'ny Vahoaka Malagasy tato anatin'ny 49 taona nahazoana ny Fahaleovantena.
• MANDRAVA ny FOTODRAFITRASA FAMPANDROSOANA voajoron'ny Malagasy taona vitsy fotsiny taorinan-dRatsiraka.
Tsisy henatra sy tahotra intsony amin'izao efa taonjaton'ny fanatontoloana (mondialisation) izao ary eo imason'ny diplomatin'izao tontolo izao noMANONGAM-PANJAKANA ary MANDROMBAKA FAHEFANA @ hery mitam-basy hatreny Antanimena ka hatreny @ CAPSAT.
Tsy misy hankato izay fanjakan'i Baroa baribarianina mpandrombaka fanjakana @ "demokrasia" sandoka, hanindry sy hamono antsika eto.
Tsy misy Malagasy manaiky hiforitra eto mandritra izany 24 volana izany ary na 1 volana akory aza.
Tsy misy Malagasy manaiky an'I MADAGASIKARA TANINDRAZANA MALALANTSIKA hiverina hobaboin'i Lafrantsa intsony.
Ny 29 marsa: Andron'ny tanindrazana
Tsy izay Vazaha an-Taratasy, Taranak'i Gallieni Vaovao (TGV) no hisoloky ny tanindrazantsika eto.
Sanatria!!! Fihantsiana mihatra @ hambompontsika MALAGASY tsy mihoatra an'izany.

NO ANDROAHANTSIKA AN'I BAROA MPANDROMBAKA FANJAKANA HIALA TEO
Ka inona no hatao ??
Samia miteny. Samia maneho. Asaivo miteny daholo ny mpiray tanàna, ny mpiara-miasa, ny mpiara-mianatra, ny mpiray taxibe, ny mpiray kazerina, ny mpiara-mody, isika rehetra rehetra.
Manorata. Ampiteneno ny taratasy, ny gazety, ny radio, ny rindrina, ny akanjo …
Mifamoria. Henoy, raiso ny toromarika. Ity no toromarika voalohany.
Esorintsika teo ny mpanao Fanjakan'I Baroa.
Demokrasia Tàn-dalàna Tsisy Raorao ny antsika.