Hanohitra ny fanjakana nangalarina
21. pitchou
(
24/03/2009 09:01)
rehefa tena nandinika aho toa tena niasa marina ilay ody ratsin'ilay ra8 iny ka! izao miady an-trano ny malagasy! miady an-trano ny fiangonana!!!!
enga anie mba hanana sombim-pahendrena kely le TGV io ka tsy haniraka miaramila sy mercenaires hamono izay tsy mitovy hevitra aminy!

22. Oay
(
24/03/2009 09:42)
Tsy misy ody izany io ry pitchou fa ny marina d satria ny mpitondra malagasy raha vao miala eo @ toerana d lasa manao sesintany ny tenany satria matahotra ny fisamborana izay ataon'ny mpanohitra, noho izany ny ataon'ireo mpitondra izay voaongana d ny manakorontana satria izy efa tsy eto Madagasikara ka na hikorontana sy hiady antrano aza ny gasy d tsy misy dikany aminy satria ny anazy ny fiainany any ivelany milamindamina lavitrin'ny korontana, jereo ny nataon'i Ratsiraka é, d io indray no hohataon'i Marc Ravalomanana raha mbola velona (za mantsy manahy hoe najedakin'ny be kintana i Marc Ravalomanana enga anie mba ny hamisavisako ny ratsy mba hiavian'ny soa)
Ny mampalahelo eto Madagasikara d hoe "rahoviana no mba ampilaminana no hanaganana fanjakana" satria ny tena marina d mpangalatra sy mpanao ratsy daholo ny mpanao politika Malagasy ka tsy misy mahatoky ny hoe "azo atao ny maka fanjakana tsy misy fidinana eny andalambe na tsy misy halabato"
Ny mampalahelo d hoe maninn raha manararaotra izao fotoana izao hametrahana mazava ny règle démocratique mba holovain'ny taranaka hifandimby!
Valiny avy @ ireo TGV sy TIM ary AREMA sy ny AVI sy ny AKFM sns d hoe tsy mila filaminana izany ny Malagasy fa satria ny any afrika izay ao anaty lavaka raha vao misy mitady hivoaka d voatifitra @ basy fa ny eto Madagasikara samy ao anatin'ny lavaka ka raha misy mitady hivoaka d sinton'ny namany avy ao ambany ny tongony! Fa ny tena mampalahelo d tsy misy hirarahian'ny mpitondra izay Malagasy izany satria rehefa tsy eo @ fitondrana ry zareo d lasa manoromponena any ivelany satria ny halatra nataony nandritra ny nahateo @ fitondrana anazy d napetrany any ivelany porofo ny nataon'i Ratsiraka tany Neuilly izy no nipetraka kanefa ireo gasy kely niaraka taminy d nihinana ny a...mbany foitra nijanona teto Madagasikara!

23. pitchou
(
24/03/2009 10:12)
ka izay manko no olana ny Oay! copier-coller daholo ny mpitondra rehetra teto, i ra8 ao anatiny!
tsy aleo marina ve ampirimina aloha ny fifanenjehana d miara-mandrafitra ny aro fanina rehetra ary atao ao anaty constitution mihitsy hoe tsy misy azo kitihina ny constitution raha tsy @ alalan'ny fifampidinihana manomboka any ifotony (fa tsy atao ho mpankato fotsiny ny olona any ifotony). Izay filoha manao izany dia ajedaka! eny e! tsy vonoina akory fa tonga d miala tsotra izao! ary rehefa tsy faly @izany i TGV d miala tery, izany no atao hoe hetahetan'ny vahoaka!
i ra8 aloha iny dia mivaly aminy ny nataony. I TGV d efa manomana ny hanaovan'ny olona azy rehefa miala eo! Fa isika gasy mba aiza ny toerana misy antsika @izany? mpamboatra ny tantaran'ny firenena v sa sanatria figurants fotsiny e?

24. Oay
(
24/03/2009 12:02)
pitchou:
tsy aleo marina ve ampirimina aloha ny fifanenjehana d miara-mandrafitra ny aro fanina rehetra
ary rehefa tsy faly @izany i TGV d miala tery, izany no atao hoe hetahetan'ny vahoaka!
i ra8 aloha iny dia mivaly aminy ny nataony. I TGV d efa manomana ny hanaovan'ny olona azy rehefa miala eo! Fa isika gasy mba aiza ny toerana misy antsika @izany? mpamboatra ny tantaran'ny firenena v sa sanatria figurants fotsiny e?
Pitchou efa mba fantatrao ve fa hoy ny teny Malagasy manao hoe "Ny azo @ kiloadoaka d mivoka @ kilavadavaka" ary ny "Harena toa ny zavona", "Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina"
Raha ny nahazo ny mpitondra sy ny taranany anie d ataoko fa efa nahazo ny valin'ny nataony ry zareo é! ary mbola hahazo ny sahaza azy izay rehetra manao ratsy eo fa ny mampalahelo d ireo vahoaka tsy mba afaka mandositra any ivelany.
25. pitchou
(
24/03/2009 19:19)
ko tsy tokony handany andro hanenjika an'ity na hanohana an'iroa ange hoa izany e!