Manisa andro sisa TGV
1. ifiona
(
23/03/2009 16:41)
"18:10 - D’après Jean-Philippe Rémy envoyé spécial du quotidien Le Monde, il y avait 10 000 manifestants à Ambohijatovo sur la place de la Démocratie, “c’est un nouveau cycle qui commence"
wééééééééé!!!!! :wink:
miala any ary izahay ry tgv fa ankafizo farany ito seza nandrandraina mafy ito

novalian'i Oay ny 24/03/2009 16:07
2. pikatti
(
23/03/2009 16:46)
io ary ilay lazaiko anao tantine e, mihorakoraka mbola tsy tafavoaka ny ala ,faly be ery nahazo seza tapa-tongotra
3. xxx
(
23/03/2009 16:47)
tsy mijanona tsony io fa lasa zao aleo ho tsapany tsara zany atao hoe vahoaka
4. ifiona
(
23/03/2009 16:49)
pikatti aleo izahay hifaly aloha fa mampazoto izy ty e
efa lonjomotra be t@ ireny "investiture" an'i tgvendrana ireny koa dia aleo aloha zay kely hananana dia hifaliana e!

5. andrywui
(
23/03/2009 16:49)
De ataoko oe hiala eo zany ny Tgv de notafihanareo ndray zany de 300 ndray zany no maty !!! de tsy hanaiky ko ndray ny TGV avy eo de haka pouvoir ndray de 300 ndray no maty de ahoana ?? faly be amzany ve i Ifiona no mihorakoraka be eo ??? :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: miandrasa aloh oa ny mandat manaraka fa ho fatifaty eo aby anie ee !!! sady ity forum ty anie ry Ifiona ka olona amanapitrisany no manaraka ity !! ka sao de hanetsika olona any atranony any ho faty eo ze teny tenenina eto e !!!
:-* :* :-* :* :-* :*
:-* :* :-* :* :-* :*
6. ifiona
(
23/03/2009 16:53)
nareo anie no tsy nahandry mandat voalohany teo ry wiwi e! ary izahay tsy hanaiky hoe mpanogam-panjakana no hitondra ny firenenay! ka na vonoina ho faty aza izahay na ho tapenam-bava dia tsy maintsy hiteny foana e!
esory aloha TGV dia asivo élection eo dia milamina ny tany! vita tompoko!
fa inn ty tonga dia mieritreritra olona ho faty ty ry wiwi??? ny androany aza tsy nisy ny korontana nefa nénareo t@ taloha raha vao hoe 13 mai dia efa fantatra hoe hisy korontana zay!
hitako efa mipararetra be mitsy anie wiwi @ ilay hoe handresy izahay e! mody mampitandrina atsy ambany atsy hoe aza korontanina ny firenena e, sns e! blabla bliblibli eee! :lol:
HO AN'NY TANINDRAZANA!

7. andrywui
(
23/03/2009 16:54)
Na izao ary rehefa mafy loha tsy mety tenenina aby nareo e!! mividiana aby letsy ry Pikatti kilaoty vy ho entina eny am 13mei fa sao de hidinan'ny capsat eny !!! Kilaoty vy mafy tsara anaovana !! hi hi hi :miam: :miam: :snif: :snif: :miam: :miam:
8. hery
(
23/03/2009 16:59)
Nanararaotra vahoaka nangina ianareo teo dia ho avy tokoa ny tena vahoaka.
Nangina ihany teo ny vahoaka satria mbola sahirana amin'ny fiainana vokatry ny krizy ekonomia eran-tany,
Nangina ihany teo ny vahoaka satria nieritreritra hoe hankatò ny fahendrena malagasy ny TGV ka hanara-dalàna tsy hanakorontana sy handoro fananam-pirenena
Nangina ihany teo ny vahoaka satria nanantena hoe eo ny tafika hiaro azy amin'ireo mpanao didin'ny be sandry,
Nangina ihany teo ny vahoaka satria mbola niandry hoe handray andraikitra ireo mpanao politika ambony izay nofidiny ka hiaro ny safidiny amin'ny fahefana izay rehetra ananany.
Izao kosa dia tsy afaka hangina intsony satria nohitsahina an-tampondoha ny fahafahany. Koa hitraka sy handrodana izay rehetra nangalatra ankarihary ny safidiny.

9. andrywui
(
23/03/2009 17:06)
Ieeéééé ! de hotohizana ndray ary ve zany ny krizy hiainan'ny Malagasy efa jihatry ny fahantrana sy zara qrah mahita ho hanina !! nanaovanareo azy !! satria raha mba tonga de niala nareo tsy nisy io krizy io fa mba vita vetivety io !!! ny krizy mondial kosa mbola mitohy fa manaraha vaovao tsara !!
10. ifiona
(
23/03/2009 17:09)
fa hono oa ry wiwi, raha tsy nanao iny grevy iny anie lisany dia niaina toy ny mahazatra ny rehetra e, tsy very asa, tsy very vola! naninn zao raha nipetraka tsara! nareo ihany no nahatonga an'io situation io dia mahatantesa!
11. diamondra27
(
23/03/2009 17:14)
de ny neutre tahaka anay zany de hijaly foana eny, tsssssssssssssssssss
ny anay miasa de mihinana de mba mifalifaly miaraka am fianakams sy ny namana eny mbo mafinaritra anay fa tsy le ady an-trano lava ty klé
zahay sady tsy nahazo ronono no tsy mba hahazo 1ére classe am le tgv de aleo manaraka ze misy eo aloha fa aza asiana cadavre fotsiny e
ngah tsy mety raha tsy mitokona fotsiny otrany ataon'ny olona aty andafy aty ireny e
tsy otran'ny le tany guadeloupe kosa aloha an ! iny mbola pire noho ny tany dago

12. andrywui
(
23/03/2009 17:15)
Pffffffffffff !! sarotra resena lahatra reto akizy reto kah !! mampiakatra ny tension ko mitsy !! marina moa !!! efa hoe efa ela loatara ra8 no tsy namely teo de tsy maints nalana teo aloh !! sady zany halabato be no mba nahalany azy tam 2006 teo !!! de mba mianadrasa tantana amzay !!! mandat iray de hita eo ny fitsarana azy na mety na tsia !!
14. sohitika2008
(
23/03/2009 17:32)
Simba i Andry Rajoelina : http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m49c4b84023c3c
15. zoozoo
(
23/03/2009 18:11)
5. Mpandefa : ifiona [ Valio ] 23-03-2009 17:53:22
Lohateny : Re : Manisa andro sisa TGV
esory aloha TGV dia asivo élection eo dia milamina ny tany! vita tompoko!
:arrow: marina mints zany , zay no tokony atao ra zaza endry le kary iny fa ts manao lohamboto eo :{ :{ :-D :-D

16. patrick2002
(
23/03/2009 18:31)
ianareo aza teo no naongana kou ,manisa andro ah! manisa ando !
:lol: :lol:
dia mahereza mitanin'andro eny @ 13 mai aza ,fa ny anay TGV- iste indray izao no mipetraka eny @ ministera :wink: :wink:
kodiaran-tsarety marina ny fiainana.

17. pikatti
(
23/03/2009 18:31)
asory tany io dictature tgv io zay no filamatra ,
andrywui ,tsy mazava @ lah mintsy ty politika ty ka,tsisy reska kilaoty vy n'elah sy salopard io ,fa aza mamadin-dresaka eo elah
marina fa mijaly ny malagasy ary vao maika mijaly vokatr'ireo fandrobana nankana seza ireo ,ary vao maika hijaly satria ny 2/3 ny vola dia fanampiana avy any ivelany, ireo anefa hanakatona ny robinet satria tsy mankasitraka io fitondrana nangalarina io, ka asory haingana io , teny gasy leity zany ,ary mba sokafy tsara ny lohan'elah :-@:-@:-@
diams,f'angah ndray tsy tgv tampoka teo,ny olona mivadibadika aloha dia mihinana ny angano an
ifiona ,ndao retsy hiara hifaly marina fa mbola be ny malagasy tia ny tanindrazany :-* :-* :-* 80 80

18. Andribe
(
23/03/2009 18:33)
Nga bikina lery no manisa andro sisa =)) =)) =)) =)) =)) iza ndray nareo ry ra wiwi no nipeka boay kely tao =)) =)) =)) =)) =))
19. xxx
(
23/03/2009 18:54)
andrywui:
De ataoko oe hiala eo zany ny Tgv de notafihanareo ndray zany de 300 ndray zany no maty !!! de tsy hanaiky ko ndray ny TGV avy eo de haka pouvoir ndray de 300 ndray no maty de ahoana ?? faly be amzany ve i Ifiona no mihorakoraka be eo ??? :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: miandrasa aloh oa ny mandat manaraka fa ho fatifaty eo aby anie ee !!! sady ity forum ty anie ry Ifiona ka olona amanapitrisany no manaraka ity !! ka sao de hanetsika olona any atranony any ho faty eo ze teny tenenina eto e !!!
:-* :* :-* :* :-* :*
KA anao aza tsy nahandry koa nahoana ny fanoherana ny fitondran'ny tgv no ferana hajanona ....????? fantatra mazava tsara izany ka naninona no tsy niandry ny fifidianana tamin'ny 2012?