sangisangy zary tena faharoa!

1. sitlo ( 23/03/2009 13:59)
Mpanao gazety: Amin'izao fotoan'ny karemy izao, inona monseigneur no zavatra tianao ka najanonao?
Odon: Andriamanitra mihitsy ny ahy.
2. Noue ( 23/03/2009 14:01)
dia il a avalé de travers dia kofona dia tsy avotra intsony !!!
3. xxx ( 23/03/2009 14:02)
IO ILAY MPANELY TSAHO MAHALALA MENATRA :lol:
4. shoooter ( 23/03/2009 14:08)
Tanteraka iany ny fampiadiana foko finoana samy malagasy ary ny samy mpiavana nataondra8 marina nefa asakasak'izay hanenjika finoana fa Andriamanitra ny Tompon'ny teny farany, ny finoana manenjika finoana dia anjarany ny mandinika
5. xxx ( 23/03/2009 14:08)
TSY AVOTRA INTSONY :roll: IANAO IZAY MITENITENY FOANA IO :twisted: RESY MANTSY DIA MIPROVOQUE SISA :lol:

IANAO NO NI-AVALE DE TRAVERS DIA LASA ATHE
6. penguin ( 23/03/2009 14:10)
Apokalopsan'ilay ranamana no halaza ato ho ato ary nilaza ho filoham-pirenena @'ny 2013. Efa miamanantona ny ahy hoy leiry.
7. xxx ( 23/03/2009 14:11)
Après ce qui s'est passé, voici les discussions possibles qu'on pourra entendre:
*Lalao: Chérie o!Ndao amzay hinan-kanina!
*Ra8: Aoka aloha fa mbola mijery investiture am télé za eh!
*Ratsiraka: Mba ento aty le solomasoko ao fa oany M/car tsika eh!
*Celine: Ho entina koa v le fauteuil roulant-nao?
*Tgv: remballes tes affaires,on déménage à Iavoloha!!!
*Mialy: J'emballe aussi ton livre:"Comment devenir président en 3 mois?"
*J.Sylla: Chérie o!mba avadiho amzay lé palitao-ko ao fa andé iasa za!
*sa femme: lé face orange zany?
*Pasitera: maintenant je sais que le pipi c'est pas bon!!

D'autres discussions aussi dans chaque foyer de la population:
*le gars: Mba omeo sakafo amzay le biby fiompy ao e!
*ses enfants: D ina ny sakafon'lé rameva!
*un gamin1: hitanla fa ny train mandeha noho ny avion!!!
*un autre gamin2: fa ahoana?
*gamin1: Ka ny TGV zao nandesy Air Force One kou!!!

Enfin,le calme est revenu et on se dit:
*les filles: Ouf,je vais enfin puvoir faire du lèche vitrine à Analakely!
*les gars: Hé les gars,on va en boîte ce soir?

Les artistes ont aussi leurs mots à dire:
*Iary: Zé ataonla eo....
*Kiaka: Tsy voasakanao ny aty....
*Sareraka: d diso v ny tenako raha toa ka hilaza...
*Pazzapa: Fa n'inoninona hitranga...
*Bodo: Ankino tanteraka...
*Mahaleo: Efa tara loatra angamba vao nisaina...
*Rossy(enfin): Otran'ny tany tsy misy olona ty eh....

Même les personnages de film et de dessins animés ont leurs mots à dire:
*Terminator: Hasta la vista baby!
*Titi: OH OH! j'ai cru voir un TGV!!

Toute ressemblance à des faits existants n'est que le fruit d'un hasard
ou une faute de frappe!!hihi
:-D :-D :-D :-D :-D
8. xxx ( 23/03/2009 14:14)
Ny finoana avy amin'i Jesosy dia tsy miala mihintsy fa raha ny mpiandry ny ondryn'Andriamanitra no mampiady ny ondry handrasany dia tsy avy amin'ny tompon'ny ondry izany :twisted:
9. xxx ( 23/03/2009 14:17)
niresaka reto boay kely anki2,
dé ozy lé 1: aiza letsy bôbô-ko ààà, alazako @ mamanay eo elàh an!!!
dé namaly lé 1: ataoko "naninn oé pasitera?" elàh an.

:-D :-D :-D :-D :-D
10. curieux ( 23/03/2009 17:48)
xxx:

TSY AVOTRA INTSONY :roll: IANAO IZAY MITENITENY FOANA IO :twisted: RESY MANTSY DIA MIPROVOQUE SISA :lol:

IANAO NO NI-AVALE DE TRAVERS DIA LASA ATHE



Eny ho'a , naresy nareo raha hoe fanimbana sy fivarotana ny firenena amin'ny frantsay no atao hoe FANDRESENA
11. taralila09 ( 24/03/2009 07:56)
HO TONGA NY 29 MARSA 2009.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
62 taona izao ny MDRM … … 114 taona ny MENALAMBA tao Andrefan’Ankaratra.
Dia io indray I LAFRANTSA fa manao ny ataony mampanangatra ny PADESM AREMA sy ny Gasy Vazaha an-Taratasy tarihan'ny Taranak'i Galliéni Vaovao (TGV):
• MANDORO SY MAMOTIKA ny ASA vitan'ny Vahoaka Malagasy tato anatin'ny 49 taona nahazoana ny Fahaleovantena.
• MANDRAVA ny FOTODRAFITRASA FAMPANDROSOANA voajoron'ny Malagasy taona vitsy fotsiny taorinan-dRatsiraka.
Tsisy henatra sy tahotra intsony amin'izao efa taonjaton'ny fanatontoloana (mondialisation) izao ary eo imason'ny diplomatin'izao tontolo izao noMANONGAM-PANJAKANA ary MANDROMBAKA FAHEFANA @ hery mitam-basy hatreny Antanimena ka hatreny @ CAPSAT.
Tsy misy hankato izay fanjakan'i Baroa baribarianina mpandrombaka fanjakana @ "demokrasia" sandoka, hanindry sy hamono antsika eto.
Tsy misy Malagasy manaiky hiforitra eto mandritra izany 24 volana izany ary na 1 volana akory aza.
Tsy misy Malagasy manaiky an'I MADAGASIKARA TANINDRAZANA MALALANTSIKA hiverina hobaboin'i Lafrantsa intsony.
Ny 29 marsa: Andron'ny tanindrazana
Tsy izay Vazaha an-Taratasy, Taranak'i Gallieni Vaovao (TGV) no hisoloky ny tanindrazantsika eto.
Sanatria!!! Fihantsiana mihatra @ hambompontsika MALAGASY tsy mihoatra an'izany.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
NO ANDROAHANTSIKA AN'I BAROA MPANDROMBAKA FANJAKANA HIALA TEO
Ka inona no hatao ??
Samia miteny. Samia maneho. Asaivo miteny daholo ny mpiray tanàna, ny mpiara-miasa, ny mpiara-mianatra, ny mpiray taxibe, ny mpiray kazerina, ny mpiara-mody, isika rehetra rehetra.
Manorata. Ampiteneno ny taratasy, ny gazety, ny radio, ny rindrina, ny akanjo …
Mifamoria. Henoy, raiso ny toromarika. Ity no toromarika voalohany.
Esorintsika teo ny mpanao Fanjakan'I Baroa.
Demokrasia Tàn-dalàna Tsisy Raorao ny antsika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0551