Miaramila mila manaja Promotion taloha hoy Ratsiraka ?
1. penguin
(
23/03/2009 13:45)
Raha nalefa tao amin'ny fahita lavitra ny telefonina nifandraisan'ilay Filohan'ny Antenimiera tamin'ny androny Radidy taminy izay avy any Frantsa dia nilaza ny Amiraly fa tsy manaja zokiny ny fitondran-Dravalomanana. Aiza hoy izy ka promotion faha-19 ve hibaiko ny faha-4. sahala izay ilay izy fa adinoko na faha-firy avy.
Ka manaja zokiny vé ary ny Jeneraly baikon'ny Sous-Officiers ? Sa rehefa azo ny fahefana dia mety io ? kolonely mitantana jeneraly mety ary ve izany satria radidy moa no mpanjaka hakana toro-hevitra ary tsy mandeha ny TGVendrana raha tsy ireo tarik'ireo Arema ireo. Sa dia dihy 7mbenana io ka Rossy no asesika asesika.

novalian'i penguin ny 23/03/2009 14:38
2. yuka
(
23/03/2009 13:56)
Tsy manana hambara amireo miaramila reo aho,fa ny hita dia ny ambany tsy
manaja ny lebeany,ny lehibeany tsy mandray ny andraikiny.
Tsy hay tsony ny marina,na efa kopaka hisasahana tsy hay tsony e! :D
manaja ny lebeany,ny lehibeany tsy mandray ny andraikiny.
Tsy hay tsony ny marina,na efa kopaka hisasahana tsy hay tsony e! :D
3. penguin
(
23/03/2009 14:02)
Ka raha kopaka hisasahana dia izany vé no miaramila hiambina tanindrazana ? Raha misy tokoa ny mpananibohitra dia resy tanteraka saingy ny tsy manana basy no ampitahorina dia azo ny fandresena.
4. xxx
(
23/03/2009 14:08)
Ny hany fantatro de ahy zao ny fitondràna, zah zao no lehibe sy masi-mandidy ka izay rehetra eto @ tany sy ny fanjakàna dia tsy maintsy manaraka izay lazaiko, izay manohitra an'izny dia tifiriko @ alalan'ny capitsaty.
6. andrywui
(
23/03/2009 14:29)
Ny mampikorontana io resaka miaramila io de ny nanaovana tsinotsinnn ny manamboninahitra miaramila sy zandary teto M/car !!! satri de na tsy nisy inona aza de alaina baraka imason'olona ny gradé !! gadragadraina fahatany fotsiny ny sasany ! dia lasa ny caporal no ma,agadra ny general de mibaiko colonel de nisangojy be tao amzay ny apombo sy ny gradé !! ny antony ::: ny fanaovanana tsinotsinnnn ny gradé
7. penguin
(
23/03/2009 14:38)
Efa tsinontsinona ry zalahy izany ka tsy raharahan'ny tokony ho baikona an ?