Ny marina momba ilay fampisotroana maloto Pasitera
1. essera
(
25/03/2009 06:55)
Herinandro mahery kely izay no nanoratako teto amin'ny forum hoe :
Izany hoe iray andro tao aorian'ny ny nanambaran'ny komity tao amin'ny FJKM "nampisotroina maloto" (au sens propre) ny Pasitera filohan'ny FJKM dia averiko eto ilay nosoratako :
- Hoy ilay miaramila hoe : "Mihinan'ny xxxx"-nao enao fa etc etc.... nandritra ny fotoana nitazonana azy tao amin'ny capsat.
Raha nanazava aho tamin'izay fotoana izay hoe rehefa nanontanian'ny mpiara-mivavaka i Pasitera dia sarotra raha ny vavany no hamoaka sy hamerina ilay teny maloto fa tsy maintsy niteny izy hoe : "nampisotroina ny malotoko aho".
toy ny hoe nompainy reny aho mba tsy hamerenana ilay hoe : ki(xxx).
Ny fo moa rano mafana ka dia tsy misy te hahalala izay hoe au sens propre sy au sens figuré fa dia tonga dia NDAO.
Nandinika tsara ilay komity nanao fanambarana tamin'ny tv iray teto aho fa tena avec conviction no nitenenan'ilay mpanao fanambarana hoe : "Mipipiza elah dia sotroy ny pipy an'lah".
Ankehitriny anefa dia nilaza ny FJKM fa nisy diso kely ilay fanambarana. Tsy dia ilay fiangonana loatra moa no tena hoe ametrahako ny resaka eto fa ny momba ireo olona nanao an'iny fanambarana iny.
Lesona tokony ho tsoahina : Efa ao anatin'ny fotoana mafana toy ireny tompoko dia tokony tandremana ny zavatra tenenina, indrindra indrindra moa ilay sehatra tena any amin'ny ambony dia ambony. Ny atahorana be dia ny ivadian'izany amin'ny adin'ny finoana eto Madagasikara. Io dia na teto amin'ny forum aza dia nisy mpikambana sasantsasany izay nampisongadina ny hampifandrafy antokom-pinoana roa.
Raha ohatra moa ianao te hanamarina kely dia mba vakio ihany ( http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&catid=34%3Aactualites-madagascar&id=5024%3Alefjkm-reconnaitavoir-menti&Itemid=53 ) ity article ity.
Ary dia mirary filaminana sy mbola mampahery ny FJKM ary vahoakan'Andriamanitra rehetra ao.

novalian'i pitchou ny 26/03/2009 03:23
2. Noue
(
25/03/2009 07:07)
tao @ gazety "la verité" ve io no nalaiana ?? tsss ! mba mitondra ny anarana oe la verité ihany io gazety io nefa dia lainga re zany lazainy ao zany eee !!! sady gazety pro tgv ka tsy mahagaga @ lainga lazainy !!
3. Noue
(
25/03/2009 07:07)
jereo kely anie ny sondage ao eee ! tsisy tia an'io gazety io satria be lainga loatra ee
4. xxx
(
25/03/2009 07:08)
Ny mampalahelo d efa be ny nivonto fò satria diso ny fandraisana an'ilay fiteny... mahagaga a ! rhf pasitera no tratran'io zany d misendoatra dhl fa rhf olonkafa d tsy maninn ! sady mody tsy resahana intsony satria mahamenatra hoe tsy niteny ny marina : tsy nisy izany fampisotroana izany :°)
5. xxx
(
25/03/2009 07:10)
Noue : efa hoe tsy nisy zany d ampy zay fa tsy hoe gazety pro-TGV ... TSY NISY IZANY d zay no tena LEHIBE tazomina antsaina !
6. myari
(
25/03/2009 07:14)
dia mieritreritra ve ireto cap sat ireto fa dia hisy olona na iray aza eto@ ity firenena ity eny fa hatramin'n'zaza vao mandady aza ka hono ny teniny sy hankasitraka izay lazainy , ny fihetsika izay nasehon'ireo hatramin'izay dia ampy hilazana ny habibiana vitany , ka hoan'ireo olona tsy misaina firy toy ireo mpanaraka an' TGVendrana dia azony tokoa ary tsy hisaintsaina kely akory satria tsy ampy saina .
7. xxx
(
25/03/2009 07:19)
Myari > TSY NISY NY FAMPISOTROANA : ny habibiana indray d ny famonoana olona tsy nisy sommation sy ny fandefasana ny opposants any amponja :°)
8. Noue
(
25/03/2009 07:26)
xxx:ka zao anie ee ! na ny ’ambassadeur des USA aza sahin'zareo no nanao an'ity
Noue : efa hoe tsy nisy zany d ampy zay fa tsy hoe gazety pro-TGV ... TSY NISY IZANY d zay no tena LEHIBE tazomina antsaina !
Je ne m’attendais pas à cela en venant ici. Ce fut une mauvaise surprise tout au long de cette semaine, on a vu des choses inacceptables en matière de Droits de l’Homme. Ce qui est arrivé au pasteur Lala Rasendrahasina (*) ne devrait arriver à qui que ce soit. J’ai pu voir de mes propres yeux jusqu’à quel point on a eu recours à la force dans ce coup d’Etat. Moi-même, j’ai été menacé verbalement et avec des fusils. Ce n’est pas normal que les militaires d’un gouvernement menacent les diplomates accrédités dans le pays».koa maika fa gasy??? sady raha ho enjehina lava @ io koa izy dia tsy aleony ve milaza oe nisy fahadisoana na ohatra aza oe fitenenana fotsiny?
9. ifiona
(
25/03/2009 07:26)
xxx:
Myari > TSY NISY NY FAMPISOTROANA : ny habibiana indray d ny famonoana olona tsy nisy sommation sy ny fandefasana ny opposants any amponja :°)
capsat ireny nitifitra ireny e
raha ny momba ny fandefasana ireo opposants any am-ponja... dia faly zany zao nareo fa navoaka Coutiti? mifalia tsara
10. essera
(
25/03/2009 07:38)
ifiona:
capsat ireny nitifitra ireny e
raha ny momba ny fandefasana ireo opposants any am-ponja... dia faly zany zao nareo fa navoaka Coutiti? mifalia tsara
Ifiona, izaho manokana dia teneniko anao fa raha misy vaovao mivoaka na manana ny fiandaniako aza aho dia tsy manao fomba fiteny ohatra izao fa manao fom-behivavy tezitra ny fomba fi-raisonner-nao.
Ny nisian'iny tamin'ny 7 février iny sy izay antony manokana izay tsy anjarako ny manazava azy satria sy manana porofo aho vao nihetsika ny capsat.
Sa afangaronao ny hoe capsat sy emmonat sy ny mety ho mercenaire.
Ao ve ?
11. ifiona
(
25/03/2009 07:49)
essera a! tsy fom-behivavy tezitra mihitsy no hilazako an'izany ka!moramora aminao ery mantsy ny miteny an'izany satria vehivavy ny tenanay dia zany no mba argument arosonao an! maninona anefa raha jerena ny lojika? fa ny an'ny sasany anie moramora ery ny hilaza hoe mpamono olona e sns, nefa tsy fantany akory zay tena marina nitranga! nga moa fantany zay olona nitifitra tao? iza no milaza azy fa tsy CAPSAT ihany ireny? ary tsindriako tsara eto hoe CAPSAT, fa tsy afangarako zany! hatr@ voalohany, lojika be anie zany satria jere ty fitondra-tenany! zany hono izy no milaza miaro ny vahoaka! nefa na ny manaja raiamandreny aza tsy vitany. Baikoana toy ny alika vao mahay mipetraka! Anaty hypotheses possible daholo zany, ary fortement probable, raha ny fandehan-javatra! ireo capsat ireo ihany avy eo no efa nampitahotra ilay ramatoa kely ministre de la défense! any ka voatery nametra-pialàna madama!
ireo capsat ireo ndray avy eo no nametraka ireo sampy tao Ambotsirohitra. tsy lojika ve zany, k'inn no natao tao @ palais ny alin'iny? nijery télé ve?

12. essera
(
25/03/2009 08:11)
essera a! tsy fom-behivavy tezitra mihitsy no hilazako an'izany ka!moramora aminao ery mantsy ny miteny an'izany satria vehivavy ny tenanay dia zany no mba argument arosonao an! maninona anefa raha jerena ny lojika? fa ny an'ny sasany anie moramora ery ny hilaza hoe mpamono olona e sns, nefa tsy fantany akory zay tena marina nitranga!
Na zah aza rehefa misotrosotro ankavitsiana ihany no miteny hoe mamo aho. Ny tiako hampitaina dia hoe matetika rehefa ao anatin'ny fo tezitra dia sahy miteny hoe tsy tezitra.
nga moa fantany zay olona nitifitra tao? iza no milaza azy fa tsy CAPSAT ihany ireny? ary tsindriako tsara eto hoe CAPSAT, fa tsy afangarako zany! hatr@ voalohany, lojika be anie zany satria jere ty fitondra-tenany! zany hono izy no milaza miaro ny vahoaka! nefa na ny manaja raiamandreny aza tsy vitany. Baikoana toy ny alika vao mahay mipetraka! Anaty hypotheses possible daholo zany, ary fortement probable,
Raha hiresaka lojika isika dia lojika kokoa indray ity valin-teniko ity. Ny harivan'iny fitifirana olona iny dia namoaka vaovao ny présidence hoe tsy naniraka olona izahay fa miaramila hafa avy any amin'ny régiment tsy fantatray no nitifitra teny. Tsy nisy mihitsy déclaration mikasika an'io sa mandainga aho ?
Ny déclaration nisy dia hoe hanao fanadihadiana aho hoy ny filoha teo aloha izay mahatsikaiky ihany satria izy no hanadina ny tenany.
raha ny fandehan-javatra! ireo capsat ireo ihany avy eo no efa nampitahotra ilay ramatoa kely ministre de la défense! any ka voatery nametra-pialàna madama!
Tsy mbola nisy hetsika miaramila fa lalako mody marain-tsy hariva ny manodidina ny capsat fa ilay ramatoa minisitra no efa nilaza tamin'ny fametrany fialany hoe : "Tsy mety amin'ny maha (....). fa tsy nisy filazana hoe no terena.
ireo capsat ireo ndray avy eo no nametraka ireo sampy tao Ambotsirohitra. tsy lojika ve zany, k'inn no natao tao @ palais ny alin'iny? nijery télé ve?
Dia iza koa ry Ifiona no handany andro hametraka an'ireny. Ianao ve dia tsy mino hoe tsy dia mazava aloha Ra8.
13. xxx
(
25/03/2009 08:33)
Essera : Ifiona d mpanao valy boraingina mahazatra ary lazainy fa matin'ny tahotra dahlo zay nametra-pialàna... pratika mihitsy tia horo2 sy fandrobàna ... :°) Zao indray i Coutiti ... d inn koa ny manaraka ?
14. ifiona
(
25/03/2009 08:40)
essera! enao no efa manana préjugé hoe tsy mazava ra8 ka! fa tsy za!
ry zareo ary nahavita mandany andro miantso mpiandry fopla, maika fa hametraka an'ireny zavatra ireny! anaty stratégie daholo anie zany e
Nga moa voatery hisy hetsika miaramila hiseho ampahibemaso?? iza no milaza aminao fa tsy nahazo menace ho azy sy ny fianakaviany izy any ka natahotra?
Dia rehefa iny fa tanteraka tokoa ilay 7 février dia zay izy vao tonga saina fa tena tsy mivazivazy ireto capsat
oudry! efa hatr@ marain'iny ireo mpanao gazety no efa nilaza hoe misy miaramila tsy hay zay fiaviany tao!
Ka inona ary no lazaiko eo fa za tsy mahatsapa tezitra, sa handainga no tedavinao ataoko hoe gRRRR tena tezitra aho ry essera, nefa efa tsy mahatsapa tezitra zany ny tenako? ôtran' hafahafa be ilay lojika, matetika ny olona tezitra no milaza hoe tsy tezitra hoy ianao, dia ireo zay tena tsy tezitra zany milaza inona?

essera:
Tsy mbola nisy hetsika miaramila fa lalako mody marain-tsy hariva ny manodidina ny capsat fa ilay ramatoa minisitra no efa nilaza tamin'ny fametrany fialany hoe : "Tsy mety amin'ny maha (....). fa tsy nisy filazana hoe no terena.
Nga moa voatery hisy hetsika miaramila hiseho ampahibemaso?? iza no milaza aminao fa tsy nahazo menace ho azy sy ny fianakaviany izy any ka natahotra?
Dia rehefa iny fa tanteraka tokoa ilay 7 février dia zay izy vao tonga saina fa tena tsy mivazivazy ireto capsat
essera:
Ny déclaration nisy dia hoe hanao fanadihadiana aho hoy ny filoha teo aloha izay mahatsikaiky ihany satria izy no hanadina ny tenany.
oudry! efa hatr@ marain'iny ireo mpanao gazety no efa nilaza hoe misy miaramila tsy hay zay fiaviany tao!
essera:
Na zah aza rehefa misotrosotro ankavitsiana ihany no miteny hoe mamo aho. Ny tiako hampitaina dia hoe matetika rehefa ao anatin'ny fo tezitra dia sahy miteny hoe tsy tezitra.
Ka inona ary no lazaiko eo fa za tsy mahatsapa tezitra, sa handainga no tedavinao ataoko hoe gRRRR tena tezitra aho ry essera, nefa efa tsy mahatsapa tezitra zany ny tenako? ôtran' hafahafa be ilay lojika, matetika ny olona tezitra no milaza hoe tsy tezitra hoy ianao, dia ireo zay tena tsy tezitra zany milaza inona?
15. ifiona
(
25/03/2009 08:48)
xxx:
Essera : Ifiona d mpanao valy boraingina mahazatra ary lazainy fa matin'ny tahotra dahlo zay nametra-pialàna... pratika mihitsy tia horo2 sy fandrobàna ... :°) Zao indray i Coutiti ... d inn koa ny manaraka ?
atomboy @ fisehoana anarana aloha ry kanosa ty a zay vao manaratsy
I Coutiti nga noforoniko? jereo ao @ madagate ny sariny rehefa tsy mino dia eritrereto zay rehetra vitany
16. essera
(
25/03/2009 08:57)
oudry! efa hatr@ marain'iny ireo mpanao gazety no efa nilaza hoe misy miaramila tsy hay zay fiaviany tao!
Ny capsat ange fantatra ny fiaviany e. Atoroko anao ? Eo Soanierana.
Kely finoana ihany aho amin'ny hoe capsat no manao baolina ping pong ka kapoin'i Iavoloha ka nivezivezy tamin'ny tgv sy ny ra8.
Nga moa voatery hisy hetsika miaramila hiseho ampahibemaso?? iza no milaza aminao fa tsy nahazo menace ho azy sy ny fianakaviany izy any ka natahotra?
Dia rehefa iny fa tanteraka tokoa ilay 7 février dia zay izy vao tonga saina fa tena tsy mivazivazy ireto capsat
Raha nanaraka vaovao ianao d taorian'iny vao nisy ny hoe "consigné daholo ny miaramila rehetra". Ny ekipa tao amin'ny governemanta teo aloha ange ka tsy tena mandray décision e. Naleon'ndramatoa minisitra nanasa tanana vao maraina toa izay ho tratra farany eo (maraina ny alahady mantsy izy no nandefa ny démission-ny).
essera! enao no efa manana préjugé hoe tsy mazava ra8 ka! fa tsy za!
ry zareo ary nahavita mandany andro miantso mpiandry fopla, maika fa hametraka an'ireny zavatra ireny! anaty stratégie daholo anie zany e
Na izaho aza no teo amin'ny toerana ry Ifiona dia aleoko misoroka toa izay efa tafiditra ao vao nidiran'angano.
17. ifiona
(
25/03/2009 09:01)
essera! soa enao zany fa tsy eo @ toerako! ny tsy fitiavanao an'i ravalo anie efa hitam-poko hitam-pirenena hatr@ voalohany e! eto @ ty sehatra serasera ity. Foronina aby zao rehetra zao. Ny olona moa mamaly anao dia malahelo ery enao dia mitady zavatra hafa aingana. Hitako tsara enao ilay nilaza momban'ny pacte @ devoly sy ravalo iny, dia hoy ianao t@ ilay farany hoe: eny e, za foana anie no diso e.
Zay d'efa mampiseho fa tsy mitombina mitsy ny zavatra lazainao.

18. xxx
(
25/03/2009 09:24)

IFIONA ! soa enao zany fa tsy eo @ toeran'i ESSERA ! ny tsy fitiavanao an'i TGV anie efa hitam-poko hitam-pirenena hatr@ voalohany e! eto @ ty sehatra serasera ity. Foronina aby zao rehetra zao. Ny olona moa mamaly anao dia malahelo ery enao dia mitady zavatra hafa aingana. Hitako tsara enao ilay nilaza momban'ny pacte @ devoly sy ravalo iny, dia hoy ianao t@ ilay farany hoe: eny e, za foana anie no diso e.
Zay d'efa mampiseho fa tsy mitombina mitsy ny zavatra lazainao. :-* :°)
20. essera
(
25/03/2009 09:33)
Hitanao !!! Resy ianao satria aho manana hovaliana foana.
Ny tsy nitiavako an'i Ravalo tsy hoe tsy maha-amin'ny maha ra8 azy, fa kosa ny fahadisoam-panantenana betsaka nataony notakonany tamin'ny endriny tena nadio dia nadio.
Anisan'ny tena nanohana 100% aho tamin'izany fotoana, saingy kosa rehefa tena trop ny nataony dia na izaho aza menatra ny olona niteny tamiko efa dimy taona lasa izay hoe "misy magouille be ange ataon'ilay rangah io." Tsy namaly aho tamin'izany fa any an'eritreritro aho no niteny hoe : "Efa tsy fitiavana an'i Ra8 koa ny an'ity olona ity". Kinanjo hay marina daholo ilay noteneniny.
Anontaniany mihitsy aho izao hoe : ahoana marina sa tsy marina ilay nolazaiko dimy taona lasa izay ? Dia ny misafosafo loha sisa no ataoko.