Ny marina momba ilay fampisotroana maloto Pasitera

21. xxx ( 25/03/2009 09:36)
betsaka ny ohatranao ry Essera ! f'IFIONA jamban'ilay fitiavana diso tafahoatra an-dra8, sa nahazo inn tany :°) :-D :-D
22. ifiona ( 25/03/2009 09:39)
essera:

Hitanao !!! Resy ianao satria aho manana hovaliana foana.


nga moa io misy resaka hoe resy sy tsy resy? nga moa izy ty ady no hoe misy resy na tsy resy? oudry, zany nga ny fieritreretanao azy?
Sady tsy enao anie no namaly teo fa xxx e! sa enao? dia maninona zao raha enao iny dia mba aseho hoe enao! enao aza tsy namaly akory dia za no lazainao fa resy, tsy mitombina!

essera:

Ny tsy nitiavako an'i Ravalo tsy hoe tsy maha-amin'ny maha ra8 azy, fa kosa ny fahadisoam-panantenana betsaka nataony notakonany tamin'ny endriny tena nadio dia nadio.


on ne peut pas plaire à tout le monde! tsy anjely akory izy fa miezaka ny manao ny tsara indrindra vitany! saingy be ireo nahatsapa fa be ny soa nentin'i Ravalo! indrindra ireo olona efa zokinjokiny, nahita ny fitondran'i Ratsiraka!
23. ifiona ( 25/03/2009 09:42)
essera! ye! raha ny mahita foronina aloha enao dia tena nahita tokoa e! tsy mitsahatra mamorona an'izao sy zao! ôtran' ity http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m49c34ed2754b6
24. essera ( 25/03/2009 09:47)
Tsy zah zao no namerina ny tenin'i Ifiona teo ambony iny a. Zah tsy manao xxx zany mihitsy rehefa manoratra.

1/ Ifiona teraka tamin'ny 1986.
2/ Ravalo 1989 no niditra teo amin'ny CUA. 3 taona Ifina tam zany fotoana izany.
3/ Ifiona toa mipetraka any France.

Mety ho diso sy tsy ampy be dia be ny fahalalanao ny filohantsika teo aloha.

ka mba ilaina ihany ny manome taona marina sy adiresy mazava amin'itony forum itony. Fa zah mino anao tanteraka ao amin'ilay profil.

:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
25. xxx ( 25/03/2009 09:52)
Ifiona mafy loha : i Essera tsy mpandainga satria i xxx d zah, safidy ny ahy tsy hiseho satria tsy ny anarako no hampiova ny arguments raha manana enao : d aza mora tezitra sy miziriziry : efa zokiny marina toi :°)

on ne peut pas plaire à tout le monde! tsy anjely akory izy fa miezaka ny manao ny tsara indrindra vitany! saingy be ireo nahatsapa fa be ny soa nentin'i Ravalo! indrindra ireo olona efa zokinjokiny, nahita ny fitondran'i Ratsiraka!


Tsy aleo v avela hiasa aloha 'i TGV vao tsaraina, f'efa be ny 7 taona ndra8 (efa be ny azony) :°)
26. ifiona ( 25/03/2009 09:54)
essera! ifiona dia 23 taona, fa adinon'i essera angamba fa ny ankizy rehetra dia manana raiamandreny ooo??? ny raiamandreniko sy ireo teo alohany dia mahafantatra sy niaina tsara ny fitondrana tao ambanin'i Ratsiraka. Sady iza moa no mbola sahy handà hoe tena tsy mila an'i Ratsiraka ntsony ny vahoaka amin'izao fotoana izao? matoa tsy mila ntsony ny majorité dia satria nisy ratsy nataony tamin'ny firenena

ps: tsy 3 taona ifiona t@ ravalo niditra CUA fa roa taona sy tapany


:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
27. xxx ( 25/03/2009 10:01)
Essera : tsy zay apetraka ao @profil d midika hoe marina : jereo fotsiny i Ifiona manja b miafina ambadik'io vadin'i shrek io :-D :°)
Zany hoe betsaka koa ny zazakely miditra eto ary manohana ny tsy hainy satria ny hevitr'ny RAD no entiny eto fa tsy ny heviny :°) mazàna ny monina ivelan'ny Mcar no manohana andra8, satria heveriny fa mitovy @ lafrantsa ny ao Mcar ! d jaloux n'i TGV d hoe tsy lasa io ! aza tezitra an :wink:
28. essera ( 25/03/2009 10:02)
Ka raha mandinika aho izany dia influencer-ny manodidina anao akaiky ianao.

Ity tantara ity dia marina tena marina :

Mpiara-miasa amiko tamin'ny voalohany izy mba somary niandany tamin'ny fironan-kevitro, fa tato aoriana hay izy isaky ny mody dia TIM be ny ray aman-dreniny sy ny ao an-tranony ka lasa PAR DEFAUT izy nanohana ny tao an-tranony satria tsy nijery afa-tsy mbs, mihaino radio fahazavana na mada.

Tsy nisy afa tsy izay. Dia na izaho kosa aza eo amin'ny toerany lasa lavage de cerveau ilay izy en qlq sorte.
29. ifiona ( 25/03/2009 10:08)
essera o! manana ny saiko ihany koa aho, ilaina anie ny fifampitahana ireo témoignage rehetra e! fa tsy ampy an'izay hoe influencéna fotsiny, koa raha tsy zaza 2 taona sy tapany ko :roll: :* :roll:


izahay koa anie mba niaina tany Dago ihany nandritra ny taona maro e! izahay aloha tsy dia nijery mbs zany fa ny vaovao jerenay tao an-trano dia TV PLUS (indrindra ireo mpanaratsy fitondrana miaraka @ invité du zoma sy Onitiana Realy) ary radio antsiva isaky ny atoandro miaraka @ Lalatiana! midiaka zany fa mivelatra ny sainay, saingy ny akamaroan'ny vaovao avoakan'ny antsiva t@ zany dia vaovao tsy mari-pototra akory!

tiako lazaina amin'io fotsiny hoe izahay tsy manaraka betement fa mba mahay mampitaha koa izahay fa zay azo ampitahiana ihany no ampitahiana aloha e!
30. essera ( 25/03/2009 10:18)
Mitovy ange ny zavatra eritreretintsika atao dia ny hoe :


MANDINIKA DIA MILAZA NA METY NA TSY METY NY ATAONAN'NY :
RA8 sy TGV


Fa rehefa manoratra ianao indraindray tena hitako subjective be rehefa tena arahina.

Zah zao tsy mandà hoe misy tsy mety ny amin'ny tgv fa kosa tsy milaza aho hoe mety izany ny ataon'ny avy amin'ny tim.

Ao ve ?


8O 8O 8O 8O
31. ifiona ( 25/03/2009 10:24)
essera! nanomboka oviana koa moa za no niteny hoe mety avy daholo ny nataon'i tim? tsy efa nilaza foana ve za hoe i Ravalo anie tsy Andriamanitra, vao teo koa moa za no nilaza hoe nanao zay vitany izy fa olombelona ihany!
moramora anie ny manakihana rehefa tsy enao no Filoha, fa zay tsara vitany no tokony jerena!

subjective be ve? fa rehefa enao milaza hoe "mandinika ny tenany izy zany" sy ilay resaka ody sy chiffre 7 zany objectif be mitsy ve?


32. xxx ( 25/03/2009 11:00)
Maninona moa raha any amin'ny chat na mail ifiona sy essera no miresaka fa toa tsy misy mpandray anjara hafa mitsy izy zany? :lol: :lol: :lol:
33. essera ( 25/03/2009 11:14)
ifiona:

essera! nanomboka oviana koa moa za no niteny hoe mety avy daholo ny nataon'i tim? tsy efa nilaza foana ve za hoe i Ravalo anie tsy Andriamanitra, vao teo koa moa za no nilaza hoe nanao zay vitany izy fa olombelona ihany!
moramora anie ny manakihana rehefa tsy enao no Filoha, fa zay tsara vitany no tokony jerena!

subjective be ve? fa rehefa enao milaza hoe "mandinika ny tenany izy zany" sy ilay resaka ody sy chiffre 7 zany objectif be mitsy ve?


Efa any am chat ary za zany ka dia miandry any Ifiona.
Aiza ndry fa za efa te hiresaka be nohon ny fangatahan'ny namana sasany


34. fijo ( 25/03/2009 23:11)
de iza indray izao no hisotro ny anamaminy manaraka
35. pitchou ( 26/03/2009 03:23)
efa hoe tsy izany no fiteny ry fijo: iza indray izao no asaina mivalan-drano (fa tsy mipipi ... tsy mbola mety izany fiteny izany) dia asaina misotro ny fivalanan-dranony!
d rehefa mahatsikaritra hoe dika vilana no nandraisan'ny hafa azy ka lasa misavoritaka ny ambany lanitra d maka sisiny mitsikitsiky sy mitrazana fa sanatria izay hanazava ny tian-kambara. ooooopppppsss ilazana mialoha ianareo fa tsy misy olona kendrena akory eto sao sanatria misy mahita hoe mitovitovy aminy an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1188