andao hiaraka hanavotra an'i Madagasikara

1. fitahiana ( 25/03/2009 07:18)
Tsapanao ve ry malagasyzany hoe haasarobidin'ny maha olombelona izany! inona ary no andrasana tsy aleo ve hanatevina lay mpiaradia eny @ kianjan' ambohijatovo isika ! tsy terena fa anjaranao ny mierireritra kanefa diso fanantenana izao tontolo izao ra nijery an'i madagasikara tao antin'ny fotona vitsy satria de potika ary mila anao mila ahy hanarina indray lay tanindrazana malala
novalian'i benasy ny 15/04/2009 10:32
2. xxx ( 25/03/2009 07:20)
Zà matahatra sao misy basy mipoaka kou :{ :{ Aleo ihany mipiripirina ato an-trano
3. benasy ( 15/04/2009 10:32)
Na izaho koa az ange mba te-ho eny mafy, saingy..... Tsy hitako intsony!
Rah korontaniko eo io tgv io dia ho rava indray, dia ahoana indray ? haverina indray ve iDada ? nefa toa maromaro koa ireo tsy tia an' iDada ! Dia ahoana ? hikorontana indray izany ???? Tena tsy lasa kosa lé !
Toa tsy misy afatsy Fifidianana no mety ka ! aleo hoavy ny fifidianana, dia ataontsika vahoaka levona ireo miseho milay ireo !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1829