Tsy navoakan'ny TVM ny Rodobe izay vahoaka marobe
1. penguin
(
25/03/2009 06:24)
Milaza ny naka lesona ny TVM nefa omaly dia nodiany tsy hita ary tsy navoakany ny hetsiky ny olona marobe avy teny Ambohijatovo ary nampiseho fa mbola misy ny manohana an-dRa8 hatramin'izao. Izay ilay hira hoe "iny làlana iny". Rehefa hiova ny fitondrana dia milaza fa voatery ary tsy afaka mamoaka vaovao feno fa ny an'ny mpitondra fotsiny. Izao dia ny mpanohana an'io TGVendrana io ihany koa sisa sary avoaka. Ho avy ny lesona manaraka izany é.
répondu par xxx le 26/03/2009 09:38
2. essera
(
25/03/2009 07:01)
Salama penguin,
Fa navoakany tsara kosa ny hetsika teo Ambohijatovo. Fa tsy mba afaka nanao an'izany izy taloha (TVM io). Efa betsaka ange ry penguin ireny olona teo Ambohijatovo ireny e. Sa tsy afa-po ve ianao raha tsy izy iray manontolo nanomboka tamin'ny 09h00 maraina oh ka hatramin'ny 5ora hariva alefa daholo.
Izany hoe adin'ny valo katroka izany isika hijery Ambohijatovo fotsiny.
Io tsy mahalala oniny io ihany ange no efa nahakenda an'i Dada ry penguin e. Raha mijery vaovao ianao na amin'tv na radio ve dia tsy maintsy live intégrale no alefa. "Tsy vita ao anatin'ny 1h ny vaovao fa tsy miasa mihitsy aloha dia chaîne iray isaky ny vaovao iray zany e".

3. Andribe
(
25/03/2009 08:01)
tsy aleo ve tsy atao hetsika ra8 intsony fa hetika legalisation eee ra8 efa tsy tazana olona hafa alaina ohatra hoe deba :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. xxx
(
25/03/2009 08:59)
Hita fa mody niatsaravelatsihy fotsiny ny TVM t@ sabotsy de mody mba nandefa kely le rodobe teny Ambohijatova, fa omaly de tena hitambahoaka mintsy fa tsy nalefany fa niodiny tsy hita le hetsika, satry tsy noheveriny ho vahoaka nga reo. Aiza ny democratie dradradradraina isan'andro e! vô manomboka zao ve de efa hitan'ny pokona ny ratsy atao. Zay no atao oe aza be vava refa tsy eo @ fitondrana e! surtout le TGV tain'ondry iny.
5. penguin
(
25/03/2009 09:56)
Ny tiako ambara dia amin'ny maha-piasam-panjakana ny mpiasan'ny TVM ary fanondroana avy amin'ny mpitondra ihany koa ny mpitantana ao aminy dia tsy maintsy miandany amin'izay mpitondra izy. Tokony ho fantatry ny rehetra izay fa ilay mody hoe mitady fahafahana ny hiteny sy hilaza vaovao rehefa hianjera ny mpitondra avy nohasohasoanao no tsy mendrika. Teo Ratsiraka mila ho lelafina ny 7mbenany, tonga ireo nifanesy dia nolazaina ho may ary rehefa malemy hianjera dia milaza indray ry zalahy hoe noterena izahay ka tsy afaka namoaka ny vaovao rehetra ary mijapy izay tompon'ny hery hatrany. Avy eo "iny làlana iny" ihany. Aza miantsara ivelantsihy ry TVM a.
6. essera
(
25/03/2009 10:22)
Fanontaniana ?
Mety azahoana voyage Tana/Paris A/R
1/ Tamin'ny ra8 teo ve nisy nandeha tamin'ny TVM na ny kodiny aza ?
2/ Raha miteny moa izany xxx hoe mihatsaravelatsihy dia ho-brouiller-na indray ve ny fréquence an'ny antenne sasany fa alefa ihany.
3/ Tsy mety afa-po, ozy lé oul iray izay oe, mangataka amin'ny tanana nareo dia rehefa omena dia hatramin'ny sandry indray no angatahanareo avy eo. Tendakan b zany no tiany ho tenenina.
hi hi hi hi hi iiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii

7. rabaradaka
(
25/03/2009 11:09)
Io TVM izay nodoran'ny TGV io ange ka aleo tsorina fa nomen'ny Andry TGV vola be e
8. fijo
(
25/03/2009 23:07)
essera an,tsy azonao le resaka.izy tsy milaza hoe rehefa tim dia toavy,ny tiany lazain adi ahoe ataovy mazava ny resaka.izay eo aminn'y fitondran ano arahan'ny tvm
9. pitchou
(
26/03/2009 03:12)
d doro ndray rangah ny TVM d omeo vola be a! efa lany ve ny vola be nomen'i ra8 azy, d mba mba misy manome vola b ho azy d mialona nareo e! rehefa lany ny nomen'i tgv azy d mba omeo indray izy d milamina e!
ary rabaradaka angah mbô teny ihany fa nomen'i tgv vola ko? :D :?
ary rabaradaka angah mbô teny ihany fa nomen'i tgv vola ko? :D :?
10. xxx
(
26/03/2009 09:38)
fijo : raha nanaraka tsara ny teniny TGV enao de nilaza izy fa oe "hainoamanjeri-mbahoaka io fa tsy an'olontokana" ka izay vao2 rehetra misy eto @ tany sy ny fanjakana de tsy maintsy aseho daolo fa zay ny democratie. Satry mantsy refa mbola tsy teo @ fitondrana de hay no niteny an'izay sy nanome tsiny. Nefa vô firy andro no oe nahazo ny fahefana de io fa tady tsy handefa ny zava-misy sahady. Satry oe manohitra ny fitondrana ndray ve? de aiza zany le vava be tany aloha?
Raha tena mandinika tsara zao reo tgviste reo de hitany tsara oe in daolo ny vava be natao tany @ 13 mai, de jereo oe in no mitranga @ zao fotoana izao. Efa hita sahady ny tsy fahombiazana.
Faly ny hanome tsiny andra8 fôna. Zao na efa tsy eo ary ra8 de mbola mikorontana fôna. Ny ady seza manginy fotsiny.
Vive ra8 e!