antsiva sy viva mpandainga,ary mada?ahoana ny hevitrao
1. toki81
(
25/03/2009 10:37)
ny hevitrao no andrasana...alefa a
novalian'i mion ny 26/03/2009 09:48
2. karavasy
(
25/03/2009 10:48)
antsiva sy viva mpandainga ary miemponempona mihintsy ny fony manazava ilay lainga. Tsy miteny mihintsy izireo rehefa hita fa diso ny zavatra noresahany. Na izany koa aza dia tsy anjely ny mada fa tsara noho ireo roa ireo kosa. Aza adino koa fa ny mihaino lainga no tian'ny olona.
3. Oay
(
25/03/2009 10:51)
Ny radio Mada internatinale zao hono efa mandeha d ny radiovazogasy hono nandefa ilay oronampeo milaza ny halavan'ny onjampeo fa za tsy naheno an'ilay izy d tsy aiko hoe firy ilay onjampeo.
4. rabaradaka
(
25/03/2009 10:59)
I Lalatiana sy Rolly Mecia mihitsy miampy an'ny Johary avoajanahary (TVM) no tena ratsy sady mikasa ny hanao ny radiony ho toy ny RTLM tany Rwanda ka nandripaka olona an-tapitrisany. Mila samborina ireo
5. essera
(
25/03/2009 11:25)
Rabaradaka koa aloha dia anisan'ny tena olona mpi-dramatiser zavatra ary ianareo kay ilay tao amin'ny akaman'ny fitondrana ilay tonga dia
- GADRAO i Ranona dia vita
- TORIO Ranona dia vita.
- ENDRIKENDREO Ranona dia vita.
Dia mbola tsy afaka am zany toetra ratsy zany foana ve zama
Ary raha miresaka isika ry zalah mba esory fotsiny le hono fa ataovy hoe "hoy i (izay nahenoana an'ilay izy).
Ndao mba andramana.
- GADRAO i Ranona dia vita
- TORIO Ranona dia vita.
- ENDRIKENDREO Ranona dia vita.
Dia mbola tsy afaka am zany toetra ratsy zany foana ve zama
Ary raha miresaka isika ry zalah mba esory fotsiny le hono fa ataovy hoe "hoy i (izay nahenoana an'ilay izy).
Ndao mba andramana.
6. Noue
(
25/03/2009 11:28)
antsiva sy viva ve ozy ianareo dia mba hilaza ny marina eee ?? ra ireo no hilaza ny marina oa dia tsy hisy mpandainga intsony eto ambony tany !! :^) :^) :^) :^)
7. mion
(
26/03/2009 09:48)
reo ange tokony amboarina takontakona any mintsy ny mpanao gazetin'ireo e.
sa tsy tin 'lisany ny manamboatra le mpilaza vaovao mba metimety iny? le sipa io an
sa tsy tin 'lisany ny manamboatra le mpilaza vaovao mba metimety iny? le sipa io an
