Ho be lavitra amty ny TIM ho voatifitra noho ny TGV maty

1. KALACK ( 26/03/2009 10:29)
Ref nanao fanadihadian tsotsotr ah de nahit fa ten ho be lavitr ny TIM ho votifitr amty noho n TGV efa vita hatramza ny anton::
--- Vao haingana loatra l Fitondrana vaovao
--Ny CAPSAT mbol mafanafan amzao
--Ravalo ef nitsoak ts hita nef hivern tampok ndray ,nef tokon nijannn teo iany na mb tany amin tobin' zandarm tan no nipits aloh
-- betsk marn le ol eo Ambohijatov amzao ,d ho betsk ko zan ny ho voatiftr

DE HIAR MAHIT EO ZE TOHINY E

n aina no matezà oz wuiwui zay
novalian'i Oay ny 26/03/2009 16:32
2. Mirananirina ( 26/03/2009 10:33)
Sady toa nisehoseho be ry tgv fa manana basy be dia be.
sa io kalack-nao io no itofiran-dry zalahy.
3. Oay ( 26/03/2009 10:44)
Aoka kosa letsy ry Kalack fa misy vatana mifono vy angamba eny klé!
Ny mpampirisika efa mba maniry ny toa ny any Swaziland holasa mpanjaka.
Aza mba mora ambakaina ihany klé!
Mahery mihinana ohatran'ny kiso antevezina ozy ilay fitenenana any aminay izay!
4. KALACK ( 26/03/2009 10:48)
N ten loz ane ry Oay d ity hetsik tsis lohany mpitark f vodiny daol e, iza zao no mb mamim-bahoak eny , ?
5. tovogold ( 26/03/2009 11:08)
Izao ry kalack no tena hatao hoe tolom-bahoaka fa ts le tetika ratsy nomaninina natao hiadivan-tseza anlisany teo an!!!!!!!!!!!!!!!
Satria ambarako amse fa ny vahoaka no tompon'ny fahefana izany hoe izy fona no lohany fa ts araky ny fihevitr'ise oe vodiny daholo!!!!
Mba hovay amzay io toe-tsaina ts mivotra io, fa ts mitondra ho aiza!!!!!
Maika manamarina ny maha FOZA ORANA anareo zany!!!!!!! ;-)
6. dadabe ( 26/03/2009 12:22)
avereno ra8 amizy d mitohy le fanagadrana oll tsy mitovy idea aminy eeeeee, ohatra Pety, roland ratsiaraka , sns hahahahaha milay ka
7. kalovao ( 26/03/2009 12:33)
Marina an'i tovogold ny tena tolom-bahoaka tsy mila lohany sy vodiny zany fa rehefa mahatsapa fa tafiditra an-katerena ny Firenena de miara mamaha olana, ianareo variana @ hoe bôgôsy e, be sôsy e, tsy mijery ny hiafarana akory.
8. tovogold ( 26/03/2009 12:57)
Ary zay le manao tsy maty manota zay fona no ts mampandroso antsika. Ny ahy kosa alo ry DADABE ( efa mba antitra ihany fa mba misaina @zay e) . Amin'ise izany ts azo gadraina ireo satria mpanao politika na de manao anzao asa ratsy rehetra izao ary!!!!!!!!!
De jereo zao ity tsangan'olona( TGV) anankiray milaza fa havoka, izai ndray anefa vao tora-kovitra ny hanao sonia oe iza no handray responsabilité ny hivoahandry Kotity sy ny namany!!!!!
Izany ve ry zareo no olona eritreretinareo hitondra anareo??? Ts manana hazondamosina!!!!!
Mba mandiniha e!!!
9. KALACK ( 26/03/2009 13:43)
Ar rah reo teninareo reo d ten h betsk marn n Tim hiditr ampasandrazn amty taon ty , ef hit fa ronono antavy zao io ,d mbol gohina ihan ,
10. karavasy ( 26/03/2009 13:58)
Ny vatandehilahy miaro ny ara-dàlana misy, ny miaramila mangina mipoitra rehefa tonga ny marina. Noho izany aza mihevitra ny TGV fa ny miaramila Malagasy rehetra no manaraka azy. Mora ary maivana ny handresena azy. Aza adino fa sarinady,film,ady @ dahalo ary manenjika mpi-grevy no hain'ny Rasily Gasy. Samy galona azo niakatra ho azy ireo ary na sarim-bavy, mamolava aza hita ao @ tafika Malagasy.
11. Oay ( 26/03/2009 16:32)
tovogold:

Ary zay le manao tsy maty manota zay fona no ts mampandroso antsika. Ny ahy kosa alo ry DADABE ( efa mba antitra ihany fa mba misaina @zay e) . Amin'ise izany ts azo gadraina ireo satria mpanao politika na de manao anzao asa ratsy rehetra izao ary!!!!!!!!!
De jereo zao ity tsangan'olona( TGV) anankiray milaza fa havoka, izai ndray anefa vao tora-kovitra ny hanao sonia oe iza no handray responsabilité ny hivoahandry Kotity sy ny namany!!!!!
Izany ve ry zareo no olona eritreretinareo hitondra anareo??? Ts manana hazondamosina!!!!!
Mba mandiniha e!!!

Marina izany tovovolamena a!
Tena marina fa tsy misy olona tokony ho ambonin'ny lalana, ataoko fa tsy misy afaka hiady hevitra amin'izany noho izany d na ny filou aza tsy tokony ho ambonin'ny lalana ary tokony ho modely aza ka tsy tokony hanao valinteny anavona satria filou sady efa mba dadabe satria efa manana zafikely i Marc Ravalomanana an!
Ny marina anefa d jereo ny nataon'ity Marc Ravalomanana ity fa tsy nahazo namory olona mba haneho hevitra anie ny mpanohitra é!
Tonga d manao didy jadona ohatra t@ izany ny fividianana ny fiaramanidina, ny trosa aza anefa tsy hita izay haniliana anazy manamafy an'io teniko io ny tsy nidébloquén'ny FMI an'ilay 35 Millons de Dollars.
Momba an'i zoky Andry Rajoelina d mission divine ny nataony amiko fa ny olana d ohatrany tsy hain'i nedala ny miala @ ilay izy.
Azavaiko maro no nihevitra fa sarotra ny nanala an'i Marc Ravalomanana kanefa d vitan'i zokilahy Andry Rajoelina ilay izy.
i Oay anefa aloha d tsy TGV an! fa mbola mamerina fona izy hoe "nahazaka i Andry Rajoelina" nahasahy nifanandrina t@ apostoly Marc tena kozy é!
Fa tokony mitady fika nedala handravana ireto goaika antitra ireto!
Zay aloha fa lasa lava loatra é!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0423