hikombaka amin'ny maizina izany isika!!!

1. bazylou ( 26/03/2009 22:32)
hita tao amin'ny top mada
""16:15 - Le ministre de la défense sud africain a déclaré que la “troïka” en charge de la sécurité, de la politique et de la défense de la SADC ferait une proposition à la SADC pour qu’elle fasse de la situation à Madagascar un exemple de comment la SADC et l’Union africaine répondront à ce genre de situation à l’avenir """

i MAda no atao ohatra sy andrana voalohany!!! :?: :roll:
novalian'i dofinois ny 26/03/2009 23:34
2. dofinois ( 26/03/2009 22:39)
atao toy ny tany comore il y a 1 deja fa saingy kosa mba hampihetsika ny miaramaila legaliste izany e
dofinois toujours et toujours pour Ra8
3. soanja ( 26/03/2009 22:47)
bazylou:

hita tao amin'ny top mada
""16:15 - Le ministre de la défense sud africain a déclaré que la “troïka” en charge de la sécurité, de la politique et de la défense de la SADC ferait une proposition à la SADC pour qu’elle fasse de la situation à Madagascar un exemple de comment la SADC et l’Union africaine répondront à ce genre de situation à l’avenir """

i MAda no atao ohatra sy andrana voalohany!!! :?: :roll:


Izay no zavamisy e. Ity OLANA ity angamba no hampifoha matory antsika Malagasy. Ela natoriana isika mianakavy. Mifohaza amzay ary!


4. fijo ( 26/03/2009 22:49)
izay mihintsy,hanairana ny miaramila varian amilalao latabatra io
5. xxx ( 26/03/2009 22:50)
mbola mety hifoha ihany RFI sy Bani,BAtac sy akolahy fatakaisany dia tsy ho tonga ny sedeky :-D :-D :-D
6. bazylou ( 26/03/2009 23:16)
izay ilay lojika sy loham boto gasy e!! rehefa tsy resy dia miantso mersenera fa maty ny saosy!!!
de ze ray alehany e, na handresy na resy fa ny andaniny kosa aloha tsy hijanona amin'izao e!! :°) :°)
7. dofinois ( 26/03/2009 23:34)
tena tsy misy dikany intsony le rasily gasy,jereo anie fa izay fitondrana eo dia tsy maintsy ry lerony no hibaiko azy,nefa natao hiaro ny republique sy ny ara dalana ny tafika nefa jereo ,ary le colonel noel aza mbola niteny hoe hametraka balize ny future mpitondra izany hoe ny miaramila izany no hibaiko .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0376