Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Andribe ( 27/03/2009 20:21)
sao de tokony hividy tafika vaovao
Sao dia tokony hividy tafika vaovao fa efa lafo le tafika ankehitriny dia mety hitohy ny tolon ny olona eo ambohijatovo. I tgv mantsy efa nividy ny anazy sa kosa miakatra ny encere amizao :-D :-D ... tohiny
novalian'i Oay ny 28/03/2009 09:36
xxx ( 27/03/2009 19:50)
RNS Basket 2009
Fa inona mahintsiny ilay problème tsy nahatonga any SEBAM amin'ity e??? Fa miha snob koa ve ny membran'ny CEN e?? Sa tianà handresy ARMADAS????... tohiny
zoam ( 27/03/2009 19:26)
toa tsy hijanona io tolona io raha izao no fandehany
vao maika mihabetsaka ny mpitolona may ny afo natsangany ve izany i tgv,mbola tsy tara anefa ny fanomezana ny fitondrana hoan'ny tafika malagasy ,ary asiana ny assises national ,dia aroso ny fifidiana... tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2009 23:56
KALACK ( 27/03/2009 18:19)
Miandras fifidiann fa idada ef lasana ts hivern itson tompok
Mba mahaiz miononnn re ry ol rehtr zay Tim ato fa lasa mampivern alahel , mamoh fotamandr sy fery ef mikombn fotsn eo nareo ; fa i dada efa lasana ; miandrasa re fifidianana afak taona vitsivitsy fa n... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:19
mazavajery ( 27/03/2009 16:56)
avy aiza ny ady an-trano?????
misy tsianjery ao @ bokin'Isambilo mitondra ny lohateny hoe "Ny lambo sy ny voay" mitantara ny fifankatiavan'ny lambo sy ny voay izy io izay niray trano sy niara nitady sakafo :!: Loza anefa taty ao... tohiny
sadeky ( 27/03/2009 16:10)
AIZA NY MIARAMILA LAZAINA FA MIARO NY VAHOAKA E
Araka ny filazan'ilay colonel mutin tao @ capsat dia tsy natao hery famoretana ny miaramila fa natao hiaro ny vahoaka,manoloana an'izao zavatra misy izao anefa dia hita fa hery famoretana tokoa ny ras... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:23
dofinois ( 27/03/2009 15:53)
dongin'i tgv ny 13mai sy place de democratie ambohijatovo
Araka ny fanambaran'i alain ramarson dia tsy havelany hitokona eo @ 13mai ny tim fa azy hono io ary izao indray dia hisy fametrahana tsangabato eo @ place de democratie ireo maty t@ 7fevrier . Rehefa... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:39
Oay ( 27/03/2009 15:06)
D inn ndray izao no holazan'ny...
Mihomehy ny tenako eto ampanoratana ity lohahevitra ity d manontany tena manao hoe inn indray izao ny holazain'i Noue, Hery, penguin, ifiona, i neny bozybolenta satria d nametraka ny fepetra tsy maint... tohiny
novalian'i Oay ny 28/03/2009 05:25
yvaj ( 27/03/2009 13:42)
vao2 TGV ndray o!
- La liste du staff de Marc Ravalomanana interdite de sortie du territoire est sortie. iza no efa mahalala mba izarao zahay. - 16H00 - La route d’Ambohijatovo sera coupée demain à partir de 15 he... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:35
Noue ( 27/03/2009 13:33)
Zay vao tena mazava ny rehetra
zay vao tena mazava ny rehetra, mascarade fotsiny ny an'i sarko milaza oe coup d'etat iny !!! zay vao tena nazava oe naninona i tgv no niafina tao @ ambasady frantsay zay vao tena mazava oe nani... tohiny
novalian'i Oay ny 28/03/2009 05:30
xxx ( 27/03/2009 13:23)
kristiana metisy silamo ra8
Aiza no tsy hanondrana , ny varatra no tanisany lava ka nalatsak' ny kapsat tokoa zay vao nikonetaka , tsy nahavita niaro AZY ilaY garde de corp milaza ny tenany ho black gasy sa blackjack efa trana... tohiny
essera ( 27/03/2009 13:13)
8 bonnes raisons pour convaincre Ra8 de rester au Swaziland
Tena mety be amin'i Dada Ra8 ny mijanona any Swaziland fa tsy angano. Misy antony maromaro ireto fa tsy hoe mandeha comme ça fotsiny : 1/ [b]Tsy azo anaovana antoko politika ary raranan'ny lalam-p... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:42
penguin ( 27/03/2009 13:07)
Kristiana TGV sy Coutiti Silamo. Hahahaha
Niventy ny fanompoana sampy sy ny osy ry TGVendrana ary nilaza fa avy amin'i Jesosy Kristy tompontsiaka hoy izy ny fandresena. Hahahaha, Silamo be no miseho ka hohita ny ahaizan'ny TGVendrana hampikam... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:41
diamondra27 ( 27/03/2009 12:53)
lesona azo notsoahina
teo amin'ny fitondravalomanana: rehefa manao zavatra dia tsy vava fa tonga dia action tokony mino amin'izay zavatra atao manamboatra lalana tsara dia mandeha ny rehetra tsy nahagaga raha toa ka ... tohiny
dofinois ( 27/03/2009 12:46)
inona no solution azo eken'ny maroan'isa
i ra8 iny efa tsy nekeny mpanohatra sy ny miaramaila i tgv koa anefa efa mihamitombo androaman'alina ny tsy tia azy ny exilé vao maika loza,dia inona ary no atao mba tena hisian'ny filamanina mahar... tohiny
xxx ( 27/03/2009 12:44)
a celui qui n'a plus ruien , la patrie est son seul bien ra8
perimet ra8vendrana satria - be fialonana ny fananan'ny olona kanefa tsy mbà niezaka ny hotafita fa variana nivenéré anrdra8 -mivavaka @ndra8 fa tsy mbà Jesosy no hivavahany - hilaozana m... tohiny
bazylou ( 27/03/2009 12:41)
soa ihany fa teo i tgv!!!
porofo izao fa efa matotra noho ny mpanao politika antitra rehetra ao MAda ny vahoaka!! Porofo izao fa efa misy ny tanora sahy handray ny fahefana ary na iza na iza mikozy sy mamono vorona eo dia tsy... tohiny
novalian'i KALACK ny 27/03/2009 18:41
essera ( 27/03/2009 12:12)
Biby tsy manan-doha tsy mandeha lavitra.
Ny olana misy eto amin'ny firenena izao dia io resaka biby io : - Ny avy amin'ny TGV io : Ny olana dia miseho lany ry be volombava sasany teo aloha hoe izahany no tena vrai ni-démarre an'io fa tsy ... tohiny
novalian'i KALACK ny 27/03/2009 18:43
penguin ( 27/03/2009 11:35)
Miseho ny tena mpiasampanjakana nangina hatrizay
Sahirana ny Ministra notendren'i Roindefo Monja satria tsy hankatohavin'ny mpiasa isan-tokony. Izao vao misy izany Ministera mitondra Banderole eny Ambohijatovo saingy tsy nahitana izany ny 13 Mai n'n... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:46
myaina ( 27/03/2009 11:12)
marary maso
miarahaba antsika rehetra!! isaky ny manao contrôle any am Dr aho, dia mi dégrade foana ny masoko!!! izao ny ho solomasok dia -1 sy -0.75, raha niantomboka -0.25. tao anatin ny 6 taona izay!! di... tohiny
novalian'i sarobidy ny 16/04/2009 13:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4578