Miandras fifidiann fa idada ef lasana ts hivern itson tompok

1. KALACK ( 27/03/2009 18:19)
Mba mahaiz miononnn re ry ol rehtr zay Tim ato fa lasa mampivern alahel , mamoh fotamandr sy fery ef mikombn fotsn eo nareo ; fa i dada efa lasana ; miandrasa re fifidianana afak taona vitsivitsy fa ny maty ts hivern tson , mionona ray olon a,
--Sadc = nofinofy
--casques bleus = nofinofy
--TIM eo Ambohijatov = nofinofy
--Hanarama mpanakorotana sy mpandroba =nofinofy (voatifitr be eo)
--Mercenaires = nofinofy

NOFY DAHOLO NO ERITRERETINAREO FA AZ ALEFA LAVITR E
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:19
2. xxx ( 27/03/2009 18:32)
tgv =3000 c la realié
tgv=efa tora kovitra
3. xxx ( 27/03/2009 18:35)
mbola hoavy ny mpianatra ny mpampianatra ny mpiasampanjakana,izay tsy nisy nety nanaraka an'i tgv fony grevy teo @ 13mai,hitokona eo @ ambohijatovo ka hatreny gare soarano
4. KALACK ( 27/03/2009 18:45)
Ef oe ts azo haleh zao eny rapits ka mitapitapia en ndray d ahit tifitr be eny d las ndray n fanakiannn b oe ratsy toetr ny Fanjakana
5. andrywui ( 27/03/2009 18:48)
Tena lasanlah letsy ry kalaky ny tanàna a !!!! fa vao niditra teto ialaah de nitsoaka daoly ny tim tato !!! tena gaigy zany lé !! mahery elah les ah !!!
6. andrywui ( 27/03/2009 18:50)
Rehafa tsy manaiky hianndry fifidianana letsy reo tim tsisy lohany ireo (tsisy mpitarika) dia tokony ho ravana amin'ny fomba maherihery vaika amlae fanaovana azy dia amzay tsa sahy makeo Ambohijatovo eo tsony a !! ,,
7. andrywui ( 27/03/2009 18:52)
Ho avoaka ndray ny barre a mine , la pique , famaky , sady efa misy basy be n'ny capsat zao handravana an'io fitokonana tsisy lohany fa vodiny daolo io , a
8. xxx ( 27/03/2009 19:04)
ahoana indray io jeu an ela io ra ouioui a,efa hoe tsy mankaiza izany ireo 3000 ireo,aleo ny tena vahoaka hilahatra dia hifanisa eto :-D :-D :-D
saika adinoko tsy ouioui ihany ve kalck e nisy ankizy niteny ahy an'izay teto
9. Noue ( 27/03/2009 19:13)
andrywui:

Tena lasanlah letsy ry kalaky ny tanàna a !!!! fa vao niditra teto ialaah de nitsoaka daoly ny tim tato !!! tena gaigy zany lé !! mahery elah les ah !!!
iza koa no matahotra zay kalacknikof ???


:^) :^) :^) :^)
10. xxx ( 27/03/2009 19:17)
soa dia hiafara an le akitifififitra eto nareo e
11. diamondra27 ( 27/03/2009 19:26)
Noue fa iza ndray zany kalack ny kofa tsy atahorandry zany?
12. ifiona ( 27/03/2009 19:35)
:-D :-D :-D
13. xxx ( 27/03/2009 19:39)
basy lava izany e sady atao rafale,ka mahatonga an le akitifitifitra be raha vao raikitra ny ady :roll: :roll: :roll:
14. xxx ( 27/03/2009 19:42)
KALACK:

Ef oe ts azo haleh zao eny rapits ka mitapitapia en ndray d ahit tifitr be eny d las ndray n fanakiannn b oe ratsy toetr ny Fanjakana


fa iza no fanjakana? izahay tsy mahalala anizany tgv izany ra kalakya, aminay tsisy valerany io tgv io, tsy hisy anaraka izay baikony akory, ny capsata ihany no voafehany fa tsy ny vahoaka malagasy, hoitanla eo manomboka latsinainy
:evil:
15. diamondra27 ( 27/03/2009 19:44)
ao tsara zany ifiona izany an
16. Noue ( 27/03/2009 20:14)
xxx:
fa iza no fanjakana? izahay tsy mahalala anizany tgv izany ra kalakya, aminay tsisy valerany io tgv io, tsy hisy anaraka izay baikony akory, ny capsata ihany no voafehany fa tsy ny vahoaka malagasy, hoitanla eo manomboka latsinainy:evil:
zay indrindra manko ee


17. Andribe ( 27/03/2009 20:23)
sao dia mba misy dadakely kosa ao eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. Noue ( 27/03/2009 20:28)
ialahy ve ? :-D :-D :-D :-D
19. fijo ( 27/03/2009 22:19)
ary toa avy dia herisetra no tiana haseo nefa "vahoaka"no mihetsika.sa tsy mahatoky vahoaka indray?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.05