Kristiana TGV sy Coutiti Silamo. Hahahaha

1. penguin ( 27/03/2009 13:07)
Niventy ny fanompoana sampy sy ny osy ry TGVendrana ary nilaza fa avy amin'i Jesosy Kristy tompontsiaka hoy izy ny fandresena. Hahahaha, Silamo be no miseho ka hohita ny ahaizan'ny TGVendrana hampikambana ny Kristy amin'izany Silamobe izany. Madagasikara tokoa angaha ka hifanaraka izy ireo. Ho hitanan'ny TGVendrana fa tena mandavaka ny fasana hilevenany izy. Jeneraly Fidy nilaza fa ireo no nanomboka nanozongozona iny fitondrana Ra8 iny saingy ny TGVendrana moa dia manamafy fa ny hafangainampandehany no nahazoany ny fandresena ary avy @ Jesosy. Hahahaha. Mahay tokoa.
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:41
2. fijo ( 27/03/2009 22:41)
i kotiti ihany no hamono an'i andry eo,fa ahita isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1227