Zay vao tena mazava ny rehetra

1. Noue ( 27/03/2009 13:33)
zay vao tena mazava ny rehetra, mascarade fotsiny ny an'i sarko milaza oe coup d'etat iny !!!

zay vao tena nazava oe naninona i tgv no niafina tao @ ambasady frantsay

zay vao tena mazava oe naninona no ny frantsay no nitonatonana voalohany niarahaba an'i tgv (ny ambasady io)

kay ity ny antony !!!

raha nationalité frantsay zany dia afaka koa manao ny nataon'tgv rehetra ireny ???

Le père, colonel, est "sorti du rang", selon l'un de ses vieux compagnons d'armes, au terme d'une carrière qui l'a amené à faire la guerre d'Algérie sous l'uniforme français et donc à léguer la nationalité française à ses enfants.

http://www.lemonde.fr/afrique/article/2009/03/26/madagascar-qui-est-l-etrange-andry-rajoelina_1172829_3212.html#xtor=RSS-3210

[URL=http://img210.imageshack.us/my.php?image=madagascarboitedenuitdj.jpg][IMG]http://img210.imageshack.us/img210/4890/madagascarboitedenuitdj.jpg[/IMG][/URL]


novalian'i Oay ny 28/03/2009 05:30
2. naughtyboy ( 27/03/2009 14:02)
efa ela beeee zany no nazava Noue a :lol:
3. yuka ( 27/03/2009 14:18)
tsy mila DJ ny gasy e!
4. gasmlay ( 27/03/2009 14:29)
sady tsy mila mpivaro-dronono koa eh! :-P
5. yuka ( 27/03/2009 14:33)
tsy aleonay mpitery ombivavy be ronono,toy izay papandihy makorelina be nono :-P
fozaorana manimba tontoloiainana tsy mila :twisted:
6. vale ( 27/03/2009 14:33)
gasmlay: de tsy mila mividy ronono, fromage, yaourt sy classiko sy ny karazany zany enao??? de ho vitanao ve zany?? matsiro anie ny zava-bitan'ny Tiko e!!! :lol:
7. Oay ( 27/03/2009 14:45)
yuka:

tsy aleonay mpitery ombivavy be ronono,toy izay papandihy makorelina be nono :-P
fozaorana manimba tontoloiainana tsy mila :twisted:



Ary tena mahay mitery nono marina hono i dada iny ry yuka an! raha tsy izany ve bebe tratra tsara ilay mpihira vevavy iny é!
8. Oay ( 27/03/2009 14:48)
adinoko aleo marina aloha mpivarondronono sady lehilahy be ronono mba misy hosotroina sa ahoana ary izay kay no nahatonga an'ilay kozy hoe "le peuple m'a collecté" hay moa ka ilay collecte na ronono ilay izy
9. sitlo ( 27/03/2009 15:13)
:lol:

Ity yuka ity koa tena mampihomehy ahy mihitsy! TGV mitery ronono :-D

Mahafinaritra eh
10. Oay ( 27/03/2009 15:39)
sitlo:

:lol:

Ity yuka ity koa tena mampihomehy ahy mihitsy! TGV mitery ronono :-D

Mahafinaritra eh



ary sitlo mila manao solomaso an! sa tsy d manoratra tsara ny sitlo!
i yuka milaza hoe aleonay mpitery omby vavy be ronono toa izay mpampadihy makorelina be nono d lasa avadik'i sitlo hoeTGV mitery ronono
yuka iza ilay makorela be nono sa ???? aoka kosa nama a!!!!!! ary ilay biz'oroka bobaka be ireo izany ilay takalo patsa vidimpinanana an!
11. sitlo ( 27/03/2009 15:52)
12. Oay ( 27/03/2009 16:02)
re-re
13. Noue ( 27/03/2009 16:33)
14. Noue ( 27/03/2009 16:35)
hita fa mirediredy indray Oay ato ee ! tena tsy ampy ronono marina angamba :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. KALACK ( 27/03/2009 18:31)
tena vizan YUKA ato zan lé , lahy be roa reo kos ve no mira maneritery azy tsy ho be ny sakafonjazany ,aza mety tson ry Yuka fa fetsy be reo a, mody mb manome bizorok atsy nef kay zavatr haf no tadiavindr zalah , aza met tson fa averen any ny bizorokany ,
16. Noue ( 27/03/2009 19:14)
:^)
17. fijo ( 27/03/2009 22:37)
koditra sahady ry oay de manao be fiavy.ny matahotra ry oay no mody mampitahotra a.
18. Oay ( 28/03/2009 05:30)
Noue:

hita fa mirediredy indray Oay ato ee ! tena tsy ampy ronono marina angamba :-D :-D :-D :-D :-D :-D



Noue io indray nareo efa hita izao fa Oay angaha mbola misotro ronono izany fa mbola tanora tokoa fa ianareo no efa zatra minono (biberao an! dona kely aloha é!)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.063