Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Noue
(
29/03/2009 13:59)
Déclaration du Président Marc RAVALOMANANA 29 mars 2009
[b]Ry Vahoaka Malagasy,
Ato am – poko mandrakariva ny fahatsiarovana antsika rehetra, ato am – poko mandrakariva ny afo miredareda tia hampandroso haingana an’i Madagasikara. Tsy ho sandaik...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 18:16
tazia
(
29/03/2009 06:51)
gasikarako
saika mba hangataka tonokira ny les adeline azafady izay mba manana merci :-* ...
tohiny
nancy
(
29/03/2009 06:45)
Tena courageux ilay ranamana: Mahery fo
http://www.dailymotion.com/video/x8t0e9_28-mars-ambohijatovo-video-amateur_news...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/03/2009 18:38
niryna
(
29/03/2009 05:04)
Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra
[10 Farany, mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'[b]ny herin'ny faherezany.[/b]
11 Tafio avokoa[b] ny fiadian'Andriamanitra,[/b] mba hahazoanareo [b]hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly.[/b]
12[b...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/04/2009 10:08
tsimatimanota
(
29/03/2009 05:03)
29 MARS 2009 : ADY FARANY @ FANJANAHANTANY MAODERINA
RY MALAGASY TIA TANINDRAZANA
ANIO NO HANEHOANAO FARANY NY ADY MASINA HANAVOTANA AN I MADAGASIKARA
MIVONONA , HATAMBARO NY HERY
TAPITRA ANIO NY FANJANAHANA AN I MADAGASIKARA
TSY AVELANTSIKA...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/03/2009 18:33
bluetooth77
(
29/03/2009 04:37)
Derniere information concrnant les militaires
Le gouvernement de Transition et la HAT a corrompu l'armée en leur faisant bénéficier en cachette 50% d'augmentation de salaires....
tohiny
novalian'i Andribe ny 29/03/2009 13:14
soanja
(
28/03/2009 23:07)
Avadio ny pejy- IZA NO OLONA HITANAO FA
Tokony hitondra ny firenena amin'ny fifidianana manaraka?
Mba tsidiho izay hevitra izay fa very fotoana be isika.
Izay olona manana fitiava-tanindrazana feno re jerena ary diniho alao ambony a...
tohiny
novalian'i soanja ny 30/03/2009 19:53
xxx
(
28/03/2009 22:53)
ny ambasadoro sans papier
ny fitondran'i tgv efa illegal,satria tsy misy firenana na dia iray aza mireconnaitre an'i tgv sy ny fitondrany donc illegal ,tsy manana fahefana,sans papier mihitsy ny filaza azy raha mitady hiditra...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 08:35
bazylou
(
28/03/2009 22:43)
tsy manana alternativa ny MAlagasy
Amin'izao raharaha izao dia hita mazava fa tsy manana olona hosarangotina i MAdagasikara. NY antitra teo aloha efa mankaleo sy mpamadika daholo, le ray lasa nilefa any amin'ny maizina .Ny anankiray va...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 15:27
xxx
(
28/03/2009 21:45)
DONDRONA BE ILAY SUJET \" liberté d\'expression\"
Tout individu a droit à la liberté d\'opinion et d\'expression, ce qui implique le droit de ne pas etre inquietété pour ses opinions et celui de chercher , de recevoir et de repandre , sans consid...
tohiny
novalian'i bazylou ny 28/03/2009 22:57
soanja
(
28/03/2009 21:41)
Androany no hiadivako ny filaminan'ny Madagasikara!
Fantatro fa tsy rariny ny nakana ny fitondrana nisaloran-dRa8. Herisetra no nisy. Aleo re hojerena indray ity fitondrana iray ity dia afaka manatsara isika raha mety. Tsy aty amintsika ny fandaminana ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 29/03/2009 16:15
myari
(
28/03/2009 21:38)
Vao tsy herinandro akory dia efa mihosin-drà TGV
Mafy tokoa izany tampoim-pahefana izany ka dia manaonao foana , tena vorona azon'adala tokoa ity ka dia ataony @ izay mahamety azy na dia hivarinana akady aza.Izao no alehany rehefa cap sat sy ny foza...
tohiny
novalian'i irihat ny 30/03/2009 12:44
Andribe
(
28/03/2009 21:32)
Andribe mety ho prezida para hazard ihany koa
Raha izao no mitohy mety ho prezida ihany aho :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fitia2006 ny 29/03/2009 09:23
rakaroka
(
28/03/2009 21:31)
Fifidianana and-Ra-9
Hanampiana ireo "mpomba an'i Ra-8" :roll: :-w :-w :-$
Tena tsy hevi-jaza ity hevitro ity fa raha ny marina dia tokony
hifidy andRa-9 aloha ianareo hitarika ny tolonareo, satria Ra-8 ity lasa nan...
tohiny
novalian'i Andribe ny 29/03/2009 10:22
lagoon
(
28/03/2009 21:12)
Courazy RAZILY E!!
[URL=http://img11.imageshack.us/my.php?image=razily1.jpg][IMG]http://img11.imageshack.us/img11/1290/razily1.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img11.imageshack.us/my.php?image=p1030452o.jpg][IMG]http://im...
tohiny
novalian'i Andribe ny 28/03/2009 21:34
xxx
(
28/03/2009 21:04)
Rariny raha mangalatra ny eo amin'ny fitondrana
Tena rariny nìraha manangona izay eo amin'ny fitondrana raha mandinika ny zava-misy amin'izao fotoana izao aho. Dia atao haza lambo izay teo amin'ny fitondrana na ny namany sy izay nifampikasooka tam...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 09:38
xxx
(
28/03/2009 21:04)
Toerana ministra
Mbola misy ve ilay toerana ministra tsy misy mety mandray ? raha izany manko misy namako comorien izay (nationalité comorien) chomeur nedala mitady asa, nahare io vaovao io dia vonona be ka ho anareo...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 09:48
Noue
(
28/03/2009 20:44)
Izao no tena ilaina
[b]Mitaky ny fialan’ny Andry tgv eo Ambohitsrohitra sy Iavoloha satria tsy lanim-bahoaka tamin’ny latsa-bato izy
Mitaky ny hanajanonan’ny miaramila mpiodina sady mpanongam-panjakana ny famo...
tohiny
novalian'i moi ny 30/03/2009 05:07
xxx
(
28/03/2009 20:41)
Liberté d'expression
io teny io foana no nataony TGV tsianjery rehefa misy mpanao gazety vazaha nanontany izy saby mi-rouler "R" be ery fony izy mbola ampombolahy teo @ 13 mai. Hay tena tsianjery maimbo fotsiny ilay teny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/03/2009 21:08
xxx
(
28/03/2009 20:37)
Ho avy fonctionaire bokony be vita ra8
Aza mahay miaina eo ihany , iny anie tsy misangy fa tonga dia kapobatana
ira8 mihovitrovitry ny diabeta iny , tandremo ry zalahy fa ny aty tsy hadàlana . 8) ...
tohiny
