Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
news2dago ( 28/03/2009 20:17)
Tsy hita popoka ny deputé william
Proviseur ny lycée Jules fery ity tsy hita ity. Misy tokoa ny olona namoy ny ainy ary misy razana nafenina ao @ RM1 araka ny vaovao maripototra voaray farany. Dia ahn ihany ity fiainana eto madagas... tohiny
novalian'i Andribe ny 28/03/2009 21:38
Andribe ( 28/03/2009 19:43)
tsy mandeha tsony ny tvm par satelita
tena vita tanteraka ny tvma par satellite h@ nahatongavan i tgv nefa t@ nahateo an dra8 nandeha foana nga tsy ampy fanana lery handoavana an le izy kle sa niova ny frequence nisy leizy sa tsy haindry ... tohiny
novalian'i Noue ny 28/03/2009 20:45
sadeky ( 28/03/2009 19:20)
tena ireto rasily ireto ihany no nitifitra t@ 7fevier
Tsy azo isalasalana mihitsy raha mijery ny comportement le miaramila gasy, fa ireo nitifitra teo @ 13mai ihany no nitifitra teo ambohitsorohitra ny 7fevrier teto,anisan'ny renfort t@ io.... tohiny
novalian'i Noue ny 28/03/2009 20:14
soanja ( 28/03/2009 19:09)
Mbola tianareo ve ny hiverenan'i Ra8?
Ka izy efa nametra-pialana? efa nifona sns fa nanao diso. Tsy aleo amin'izay ve mba hijanona ny rotaka sy ny fivorivoriana... sns fa mba fampandriana ny firenena hanana filaminana no tadiavintsika? ... tohiny
novalian'i moi ny 30/03/2009 05:25
molota ( 28/03/2009 18:58)
TGV fohy saina miteniteny fona! mampihomehy
asa na misy ranomasina eto Antananarivo ka niditra teny @ PORT AmbatoB ireto menaka lazaina fa 12500 TENA VENDRANA mitombo ndray hono ny vidiny refa makany @province satria misy frais! menaky RA8 ihan... tohiny
novalian'i rajy ny 28/03/2009 20:46
andrywui ( 28/03/2009 18:25)
Tsis espoir tson anie cny TIM e! iza ary no hitoloman'eo?
Tena ts haiko na mba misy saina ihany reto TIM reto na tsia ka !!! ny olona hnatenainy hitondra eo ty tsy sahy akory na ny manonona oe MADAGASCAR aza , fa miafina any anaty harambaton'ISALO any !! k... tohiny
novalian'i Andribe ny 28/03/2009 20:47
diamondra27 ( 28/03/2009 18:07)
mangataka fanazavan akely azafady
fa tena tsy maharaka e marina fa misy ny tsy fitovian-kevitra eto amin'ny tany sy ny fanjakana fa mba manontany anareo any dago hoe; mba manao ahoana ny fandrosoan'ny boaty de nuit any am zao foto... tohiny
novalian'i Belami ny 28/03/2009 21:27
soanja ( 28/03/2009 17:55)
Ny zaza niforona tao anaty olana sy fametavetana.
Misy dinika etsy ambany miteny hoe tokony esorina ve io zaza io sa tsia? Aina avy amin'Andriamanitra ve ny aina niforona tao anaty fametavetana sy fanolanana ka tsy finidim-behivavy? Hatraiza ... tohiny
novalian'i rakaroka ny 16/04/2009 14:33
xxx ( 28/03/2009 17:49)
sao kosa aza ka tsy peace e
inona moa ry reto le devisen'i tgv peace and love moa sao dia lasa pisse and alaovy aza izy ity ... tohiny
novalian'i molota ny 28/03/2009 18:24
xxx ( 28/03/2009 17:37)
LUTTONS ENSEMBLE CONTRE LA FRANCE MAIS PAS ENTRE NOUS
Dia i tgv sy ny mpamadika tanindrazana malagasy maro be no pions ampiasain"ny Frantsay. Ka inona foana no mahatonga anareo manohana an'i Andry sy i Ratsiraka kanefa efa teo foana ireo nandritry ny 30... tohiny
novalian'i sitlo ny 30/03/2009 14:21
molota ( 28/03/2009 17:00)
ARIVO LAHY TSY MATY IN DRAY ANDRO
ny BASY sy ny karazany TSY MAHARESY NY VAHOAKA MALAGASY mazaka ny valiny ry miaramila tsy vanona mpamono olona :!: :x ... tohiny
novalian'i molota ny 30/03/2009 08:09
pimaso ( 28/03/2009 17:00)
INTERVIEW WITH SADEC ARMY FORCE ABOUT MADAGASCAR
If he refused, it would recommend “appropriate sanctions” (not yet defined) “and/or using all relevant resources available to restore order”, meaning armed force. “The bottom line,” said C... tohiny
novalian'i xxx ny 28/03/2009 18:13
mibalika ( 28/03/2009 16:41)
Aiza ny demokrasia...................,??????????????????????
izao no tena mampalahelo,nahay nivaza ery andro vitsy izay ny vahoaka no tompon'ny teny ,ka nahoana no tsy avela haneo ny heviny izy ireo?nahoana no tsy henoina?tena marina ny teninao ry tgv tao am re... tohiny
novalian'i KALACK ny 28/03/2009 17:34
KALACK ( 28/03/2009 16:40)
Fa aiz no handrasan ireo ol voatifitr teo am13 mei on ?
Za ts mihome otran andrywui an , fa manotan ze mahall ah oe aiza on no handrasan ireo ol maty androan teo am 13mei ? ny sobika sy topmada ,vaovao TV sns ... aloh milaza fa oe ts mis maty e, nef ny vao... tohiny
novalian'i xxx ny 28/03/2009 19:48
xxx ( 28/03/2009 16:39)
respect total!
http://www.sobika.com/madagascar-informations/news_1350.php aiza ny pro tgv amizao!! vô maheno basy mipôka de mistôka! ... tohiny
novalian'i molota ny 28/03/2009 19:18
xxx ( 28/03/2009 16:27)
fa inona no mahatonga ny tanora????
Fa maninona ny tanora @ izao fotoana izao na lahy na vavy dia efa mahalala manao firaisana???? mahagaga fa vao 13ans monja ny zaza-vavy malagay dia efa tsy virijiny intsony??? vitsy ireo vhvavy hoe rh... tohiny
novalian'i carmene ny 29/04/2009 08:30
andrywui ( 28/03/2009 15:51)
hi !hi !hi !hi !hi !hi !hi hi
hi hi hi hi hon! hon! hon! hon! hon! hon !hon... tohiny
novalian'i KALACK ny 28/03/2009 18:38
molota ( 28/03/2009 15:43)
MIARAMILA MPAMONO OLONA!!! TSY MATAHOTRA NY VAHOAKA MALAGASY
iza moa ianareo miaramila no tsy mahafantatra ny FRS sy ny TTS :?: izay milaza ho tena mafy loha? EFA NANAIKY NY VAHOAKA MALAGASY ireo! IZA ndray mbola sahy hamono VAHOAKA? mitohy ny tantàra fa sami... tohiny
novalian'i KALACK ny 28/03/2009 17:36
hery ( 28/03/2009 15:14)
Izao no tena jadona
Tsy mbola nanafika 13 mai zany mihitsy Ravalo na dia nolazaina hoe jadona aza. Rehefa niaka-dapa ny foza orana vao nosakanana aloha ary izay nanafika lapa no norarafana. Izao mbola tsisy manafika l... tohiny
novalian'i Andribe ny 28/03/2009 20:16
nalison ( 28/03/2009 14:18)
MIJOROA RAHA MALAGASY IANAO
ankehitriny dia miseho tsikelikely ny tandroka demonin'iTGV Manainga antsika vahoaka malagasy tsivakivolo aho Hijoro fa androtsika izao ny fanalana io DEMONY LATSAKA ANTANY IO Miseho ankehitriny n... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.5555