Tsis espoir tson anie cny TIM e! iza ary no hitoloman'eo?

1. andrywui ( 28/03/2009 18:25)
Tena ts haiko na mba misy saina ihany reto TIM reto na tsia ka !!! ny olona hnatenainy hitondra eo ty tsy sahy akory na ny manonona oe MADAGASCAR aza , fa miafina any anaty harambaton'ISALO any !! ka iza marn no tena tianareo hitondra ary zany e ?? fa Ravalo zany efa lasa Tarzan zany mihinana tantely remby sy haza izy fa tsy sahy miseho olona mihitsy fa matahotra sady menatra !! ny telefonnn-ny aza charger-na atapy(ahahy) amin'ny hain'andro !! sa Harinaivo ve no atao Mpitondra tianareo e??
novalian'i Andribe ny 28/03/2009 20:47
2. KALACK ( 28/03/2009 18:30)
Aleo les ny tim mb handrovitr patalo s hiady am miaramil fa ts n Tgv ian a, rah n fahitak az de met i Yvan randriasandratriniony no mety hatosik ireo ho las prezida eo , Ravalo honina any swazi tanterk ko , mb hitsinj ny ho aviny iz fa ts hifanenjik lava eto ,
3. molota ( 28/03/2009 18:48)
tsy aleo nay Iharinaivo nahita fianarana farany alika matiny toy izay TGV mandeha @goudron mpanao gidragidra na tamin'ny fahazazany mandrampahatong ny io toerana io ra mafy izy dia élection no tokony ahatonga lah eo fa ts @basy sy vola sandoka nozaraina ho an'ny vatatay no nahatong azy eo! mba misaina leisy fa mampalahelo a! mivadika marina ny fitondrana kah ny vatatay no mibaiko ny colonel sy ny jeneral ! :twisted:
4. KALACK ( 28/03/2009 19:13)
D inn ar no solution hitanareo f ts mifandrangitr ampitoern et fotsn e
5. xxx ( 28/03/2009 19:35)
ny solution tsotra b miverina ra8, d miverina miaraka aminy koa ireo mpamatsy vola, governemanta misokatra ho any rehetra no hatsangany.-
6. molota ( 28/03/2009 19:44)
tena marina izany! satria vahoaka B ny teny Mahamasina ny alarobia sy sabotsy! ary @zao fotoana mandritra ny herinandro teo Ambohijatovo! nanana ny safidiny izy ireo ary mbola miaro izany! mandram-pahatongany ilay olona nofidiany! izay vao atao ny assise national ra mbola ilaina koh ny réferendum. ny miaramila tsy mampiasa basy! tgv mialà! satria tsy voafidim-bahoaka? zay no solution tsara indrindra :wink:
7. Noue ( 28/03/2009 20:12)
zay mahintsiny ry molota aa !!
8. Andribe ( 28/03/2009 20:47)
aleo rangaha tsy tim na ra8 intsony fa Andribe ndray aa aleo lery atao filoha de ra hery sy Noue ary ra wiwi no conseiller satria reo no tena mafana fo a :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0652