Ampidiro aloha ny tenimiafina
LUTTONS ENSEMBLE CONTRE LA FRANCE MAIS PAS ENTRE NOUS
1. xxx
(
28/03/2009 17:37)
Dia i tgv sy ny mpamadika tanindrazana malagasy maro be no pions ampiasain"ny Frantsay.
Ka inona foana no mahatonga anareo manohana an'i Andry sy i Ratsiraka kanefa efa teo foana ireo nandritry ny 30 taona nahatonga anareo mahantra toy izao?
Ary ho anareo mpanohitra an'i tgv tsy aleo ve sokafana ny fanoherana mivantana an'i la frantsa fa tsy isika samy malagasy no miady?

novalian'i sitlo ny 30/03/2009 14:21
4. xxx
(
28/03/2009 17:45)
Enao angaha adala ry xxx- mpamorona hevitra. i lafrantsa no manome anay euro mba hisakafoananay sy ny zanakay ary koa mba ahafahanay mandefa vola any dago, koa tadiavinao hanohitra ahoana ary!
6. xxx
(
28/03/2009 17:51)
Dia fahanan' ny frantsay maloto nareo mianakavy izany
mba mianara ihany tsara mba hahatakatra ny antsoina hoe neocolonialisme
omena 1.000 euro dia mangina nefa ny taninao hakany 1.000.0000.0000.0000.0000.000.0000.0000.000.0000.0000.0000 euro
io frantay io foana no tohanana h@ PADESM dia vonoina ny malagasy tia tanindrazana : hianaro ny tantaran ny 29 mars 1947 fa efa 52 taona lasa izany mbola domelina be foana
ngah frantay ihany no afaka manampy an 'i madagasikara : QMM , SHERRIT , ...tsisy frantay anie ireny e!
ny minia tsy mahalala dia voaozona

7. rakaroka
(
28/03/2009 17:55)
Ny adversa hita maso aza tsy lavo koa Lafrantsa ary an-dakira no takarina?...Ataovy aloha wa izay hananana herim-batana en forme tsara
fara faha ratsiny fa ´ze voky no mahaaraka ny namany, mainka moa hoe hiady :roll:

8. andrywui
(
28/03/2009 17:59)
Capsat sy ny TGV aloh zao eto anoloanareo fa ny frantsay zany mbol lavitr be zany !!!! ka rah resinareo Tim reo ny miaramila sy ny Tgv de resinareo ho azy ny frantsay
9. xxx
(
28/03/2009 18:04)
ka lisany efa resy sahady fa ny frantay mihitsy no tianay hiadiana ka
t@ andron" andriananpoinimerina lisany dia efa resy, araho ny tantara
mbola tsy fantatrin ny vahoaka malagasy marina ihany ve hoe iza lisany ireo
soupape : tia fotsimbary be lisany

10. rakaroka
(
28/03/2009 18:07)
Sady tsapako HS BBbbbeeee le resaka e 8O 8O 8O . Fa angaha moa tsy
fametrahana izay hitondra aní Madagasikara izao no votoatin-dresaka eto?.....Sa LaFrantsa koa tsy matinareo lolo! TSARA Aloha rehefa mieritreritra azy mandrakariva fotsiny dia efa mampiakatra ny kaontiny izay!
`"mahatsiaro anao foana aho" (l) (l) (l) isan´andro isan´andro
Dia tohizo ho isan-tsegaondra mihitsy amin´izay dia handroso tokoa ny tolona! :
:wink:

11. xxx
(
28/03/2009 18:22)
Frantsay no teo ary frantsay no ho eo.Izay tsy faly dia mibotsona. :D
Tianay ny tanindrazany tompoko fa ity hoe mino fotsiny ihany ty tsy mahavoky ny kibon'ny zanakay.
Henoko malahelo mafy ianao amin'ity colonisation nataon'ny frantsay ity. Koa akory atao: resy ka! :wink: lefona ve no mba entinao hiady amin'ny basy. Aiza no tsy ho resy. Amin'izany ny fahaleovan-tena dia mbola nagatahina koa.
Aleo hivalona ho tantara ireny r'ise fa aza marary fo an! tsy misy zavatra azo atao intsony. Efa ady ara-ekonomika izao no miainga eto an-tany r'ise an!. Fa aleoko kokoa aloha ny frantsay no eo toy izay sinoa na indien na corée e! Mikasika ny tany hafa indray, izay hazontsika tombony no tokony hitongilanana fa tsy hoe: ny frantsay tsy misy ilana azy.

12. xxx
(
28/03/2009 18:30)
FA NY ZANATANY ANGLISY IZANY MAHANTRA BE TOA ANAREO !
ANONTANIO DIA VALIO
AZA MBA TARAIKY SAINA LOATRA HOY AHO E
TSORIKO FA TSY HAMPAHANTRA AHY MANDRAKIZAY NY FANANAKO
FA I MADAGASIKARA VIRAVIRAINAREO MPISOLELAKA @ FRANTAY NO TSY ZAKAKO

13. KALACK
(
28/03/2009 18:34)
Ny Swaziland hon zan no mb no voafidin'ny Tim ho eto M/car e, nef i dada aza zan on toa ef nahazo vady vaovao an sahad ko
15. xxx
(
28/03/2009 18:49)
FA NY ZANATANY ANGLISY IZANY MAHANTRA BE TOA ANAREO !
ANONTANIO DIA VALIO
AZA MBA TARAIKY SAINA LOATRA HOY AHO E
TSORIKO FA TSY HAMPAHANTRA AHY MANDRAKIZAY NY FANANAKO
FA I MADAGASIKARA VIRAVIRAINAREO MPISOLELAKA @ FRANTAY NO TSY ZAKAKO
Aza atao ngoda be moa le soratra na dia efa manomboka mibotsina ary e! :)
Mahantra toa antsika hoe fa tsy hoe toa anareo ry tia tanindrazana an!
Marina tokoa hoe manakarena ry zareo. Fa jereo ohatra i afrique sud mpanohana an-dravalo. Iza ny olona manakarena ao??? ny tompo-tany sa ry zareo fotsy??? ary ny fanalikana an-dry zareo tompo-tany nanao ahoana??? ary vao oviana i nelson mandela no navoaka?? aiza no be taux de criminalté indrindra eto an-tany??? ny sida moa tsy resahiko intsony.
Raha izany tompoko ny fandrosoana tadiavinao dia tsy mila izahay.
:)
16. rakaroka
(
28/03/2009 19:10)
8O :roll: :-w :-w :-$ Je passe pas mon temps à "haÏr" les autres an? "Fiainana mandalo ity!" sady na baiboly na i Obama na i Andry toa
mampianatra sy mandrisika fa "raha azo atao, "MIHAVANA @ olona rehetra"
sady voaporofo teo amin'ny tantara foana anie fa ny nahay nikojo sy nikajy ny "fifandraisany @ manodidina azy" ( h@ amparan'ny tany aza!) foana no mamihoditra sy nanana "assise"! Ka ny soa hono fianatse!

17. Andribe
(
28/03/2009 19:36)
sao de diso adversera ka voaraoka eo ny gasy any frantsa otran i ra wiwi ohatra :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. xxx
(
28/03/2009 19:54)
Diso ady zay mieritreritra fa ny frantsay ny aton'izay tsy mety ao Mcar ... iza no hitondra vola hampiasaina any raha tsy ny vahiny ? sa rhf karana sy sinoa na komoriana d zay no favy :°) ny amerikana efa kikina manko :°)
19. rakaroka
(
28/03/2009 20:02)
Ka 'zay mihitsy anie no tsy azoko:roll: , tsy izay "afitsoka no ataovy!" fa tsy hoe izay nanao indray no 'ndeha henjehina!
'ahay anie tsy manda @ fisokafana @ hafa fa mbo ento re ny anareo any ambadika any, hanasoa an'i Gasikarantsika e!

20. sitlo
(
28/03/2009 20:39)
Raha tsy nisy ny fanimbana dia nanohana an-dRakaroka aho.
Fa raha ny orinasa no doranao, ny tetik'asa sakanao, ny mpampiasa vola ampihorohoroinao. AMIN'NY ALALAN'NY HERY. Dia avy eo ianao miteny hoe vendrana ny mampiasa hery fa aza mamaly, ny fihavanana, ady ara-toekarena no tokony atao.
Tsy mety kosa izany hoy aho.
Ny teneniko fotsiny dia mahaiza manavaka ny vary amin'ny tsiparifary. Ireo frantsay voariaka vokatr'ireo fandorana izao dia efa nahazo famelan-keloka tamin'i TGV ny hiverina ao Madagasikara. Coutiti namono olona be dia be izao efa navoakan'i TGV ary vonona ny hanoana an'i TGV.