LUTTONS ENSEMBLE CONTRE LA FRANCE MAIS PAS ENTRE NOUS

21. rakaroka ( 28/03/2009 21:19)
[quote=sitlo]
Raha tsy nisy ny fanimbana dia nanohana an-dRakaroka aho.

Ka omeo ny porofo mahitsy sy mazava hoe ny vazaha "TOKOA SY IHANY" no nanimba!...

Fa raha ny orinasa no doranao,

Tsy naharaka kosa aloha aho we nisy vazaha nandoro orin'asa tany:roll:
ny tetik'asa sakanao
Nosakanan'ny vazaha iza, 'taoko aza rizareo namatsy vola sy nanome fanampiana isan-karazany fa ramalagasy no tsy nahay nanararaotra!
ny mpampiasa vola ampihorohoroinao.

Nampihorohoron'iza plus précisement satria tsapako manasoketa olona fotsiny, misy porofo ve ianao we vazaha iza no nampihorohoro izany? ary tsy azonao nosamborina angaha?
AMIN'NY ALALAN'NY HERY.

Vazaha iza ? ny mercenairen-dRa-8?
Dia avy eo ianao miteny hoe vendrana ny mampiasa hery fa aza mamaly,

Oviana sy taiza aho n niteny izany? peut-être "hery tsy mitovy mila "entrainement aloha ny iray!"
ady ara-toekarena no tokony atao
.
Iray amin'ny tokony atao fa tsy izay monja, satria raha mbola mifanjevo toa izao isika tsy hisy toe-karena vanona ka!...ay avokoa (nefa izany, ady ho amin'ny fandria-pahalemana koa!

Ny teneniko fotsiny dia mahaiza manavaka ny vary amin'ny tsiparifary.
Ireo frantsay voariaka vokatr'ireo fandorana izao dia efa nahazo famelan-keloka tamin'i TGV ny hiverina ao Madagasikara.

Tsy vao 'zao anie no nisy "hetsika fandoroana" fa "fanaon'ny gasy io fa aza aodina @ vazaha wa, efa may ny lapan'ny tanàna, Andafiavaratra, ny rova ,sns,
'ny tranon-dry Marojama sns...Ary ny misingadina dia rehefa sosotra ny gasy dia izany no fomba fanehoany ny hasosorany,ka tsy mila ny fanazavanao aho fa vazaha ny ao ambadik'izany, raha sosotra aho tsy hitako ny mahalojika tsy maintsy indrana vazaha hanehoako ny fahasosorako, ary izay no MAMPINO ahy hoe "mbola "VOAGEZAN'ny FRANTSAY tokoa ny sainao!

22. xxx ( 28/03/2009 21:24)

Tena marina 100% io fa isika gasy ihany no manimba ny fananantsika
23. sitlo ( 28/03/2009 21:40)
xxx izany aloha dia tsoriko fa crapy

rakaroka> iza daholo no fanontanianao. Valiny akaiky indrindra izy tsy azonao idovirana dia TGV.

frantsay nandoro tanàna? Efa niseho gazety, voaroka tsy hiverina ao Madagasikara. Fa naverin'i TGV ihany.

efa may hoe ny rova sy andafiavaratra: averiko aminao koa ny fanontanianao, ahoana no ilazanao fa ny malagasy no nandoro azy?

may ny hotel de ville: mbola frantsay koa no niadivana tamin'ny 1972

Ka aza maika, efa nitondra fitondrana elaela aloha ny gasy. Ekeko hoe maro loatra ny fomba nanoherany ny vahoana frantsay tao Madagasikara (na ny ara-kevitra fotsiny ihany aza: ariary...). Fa tahotra ny ahitana an'i Madagasikara mandroso no antony nanimbana azy tahaka izao.

Tano ny finoanao hoe voageja aho raha ahasoa anao izany fa tsy olana.
24. rakaroka ( 28/03/2009 22:14)
[quote=sitlo]

Valiny akaiky indrindra izy tsy azonao idovirana dia TGV.
8O 8O 8O
Adrayyyy nama 'zany FANAMBONIANAREO AN'i TGV ts'isy ohatr'izany. Dia"tsoriko tanteraka amibao aloha fa tsy nanana "estimasio" taahoatra an'i TGV tahaka izao ataonao izao aho :roll: 8O 8O Rahateo vao 34 moa izy izay.
Et il est "capable de manipuler et seul responsable" fa tiza daholo hono r'itony 'isika gasy, sa dia mbola "vendrana noho ny Vendrana izany?...

frantsay nandoro tanàna? Efa niseho gazety, voaroka tsy hiverina ao Madagasikara. Fa naverin'i TGV ihany.

Rehefa ohatr'izany dia tonga dia velezo ny kibay izy fa aza avela ho afa-maina e, nareo kosa anie izany no manaiky lembenana dia avu eo manenina no mba atao e! dia ny Frantsay tsy nanao n'inn n'inn hafa koa koa no hankahalainareo. Io tsy hoe olona iray no nangalatra akoho tao "Alasora" dia ny iray vohitra no 'ndeha ho soketaina!
efa may hoe ny rova sy andafiavaratra: averiko aminao koa ny fanontanianao, ahoana no ilazanao fa ny malagasy no nandoro azy?

lazaivo frantsay daholo no tompon'antoka amin'ny fahavoazanao manontolo e!
Koungefa nony niala ny "zone franc toa vao niha-nikororosy lé firenena?
may ny hotel de ville: mbola frantsay koa no niadivana tamin'ny 1972
Tsia "Tsiranana plutôt fa tsy ny Frantsay!

Fa tahotra ny ahitana an'i Madagasikara mandroso no antony nanimbana azy tahaka izao.

Dia "averiko MAZAVA" 'za miaina eto Fratsa fa i Madagasikara izany wa c'est le dernier soucis de la France : Tsy voatery hihevitra an'izany akory izy, fa ianao izao no voatery hieritreritra azy laaaaaava!

Tano ny finoanao hoe voageja aho raha ahasoa anao izany fa tsy olana
.

Rehefa une fois ianao ka tsy mieritreritra an'i Frantsa fa izay hampandroso ny fiainanao no ataonao, "tu peux très bien vivre en oubliant la France an!"
@ amin'izay fotoana izay vao antsoiko hoe :"AFAKA!"

25. tsimatimanota ( 29/03/2009 04:51)
22. Mpandefa : sitlo [ Valio ] 28-03-2009 22:40:05
Lohateny : Re : LUTTONS ENSEMBLE CONTRE LA FRANCE MAIS PAS ENTRE NOUS
xxx izany aloha dia tsoriko fa crapy

rakaroka> iza daholo no fanontanianao. Valiny akaiky indrindra izy tsy azonao idovirana dia TGV.

frantsay nandoro tanàna? Efa niseho gazety, voaroka tsy hiverina ao Madagasikara. Fa naverin'i TGV ihany.

efa may hoe ny rova sy andafiavaratra: averiko aminao koa ny fanontanianao, ahoana no ilazanao fa ny malagasy no nandoro azy?

may ny hotel de ville: mbola frantsay koa no niadivana tamin'ny 1972

Ka aza maika, efa nitondra fitondrana elaela aloha ny gasy. Ekeko hoe maro loatra ny fomba nanoherany ny vahoana frantsay tao Madagasikara (na ny ara-kevitra fotsiny ihany aza: ariary...). Fa tahotra ny ahitana an'i Madagasikara mandroso no antony nanimbana azy tahaka izao.

Tano ny finoanao hoe voageja aho raha ahasoa anao izany fa tsy olana.

EKENA

VONOY NY FRANTSAY RY SAKAIZA
26. sitlo ( 29/03/2009 04:53)
Afaka miantso ahy izay fomba izay tianao ianao. Tsy olana izany amin'ny tany mandroso.

Fa mahafinaritra ahy fotsiny rehefa nilaza ianao fa
velezo ny kibay izy fa aza avela ho afa-maina e

Raha mieritreritra ianao fa tsy fantatro ny fiainana ao France, satria hoe ianao ao ambody omby, dia diso tanteraka. Fantatro tsara fa tsy vitsy ny frantsay no tsy mahalala akory ny fisian'i Madagasikara raha tsy ny fianarana jeografia nataony.

Raha hanenjika ny frantsay any France no atao ao an-tsaina dia fanavakavaham-bolokoditra tsotra izao izany.

Fa izao, afaka ny fireneko (amin'ny lafiny iray) raha toa ka tsy voatery hianatra ny teny frantsay ny zaza iray vao atao hoe mahalala ny zavatra fototra.

Ny fampianarana amiko dia tsy tokony ho atao amin'ny teny frantsay. Aleo ny malagasy hitia ny azy fa tsy terena hianatra ny tsy azy.
27. tsimatimanota ( 29/03/2009 05:31)
TSY RESAKA TENY FRANTSAY NY OLANA RY ZAZA A
HAMPORISIHINA AZA NY MALAGASY HIANATRA TENY VAHINY MAROBE : FRANCAIS - ANGLAIS - ALLEMAND - CHINOIS - ESPAGNOL - RUSSE - ITALIEN - JAPONAIS ---
NOSY ISIKA KA MILA MANDRAY MPIZAHATANY
SAMY HAFA IZANY @ FANJAKAZAKANA ARATOEKARENA ATY ANTANIN OLONA
ARY NY HOE MIADY @ FANJANAHANTANY IZANY TSY FANKAHALANA BONTOLO FA FIAROVANA NY TANINAO TSY HOROBAIN IZY IREO
IZAY NY FRANTSAY NO MANANA IZANY TOETSAINA RASY IZANY ETO MADAGASIKARA
AZA BORNEE FA ALEFASO LAVITRA NY SAINA
NA TENY FRANTSAY NA TENY ANGLISY NA MALAGASY NY TENIMPAMPIANARANA
NY ZAVA DEHIBE DIA NY FAHALEOVANTENA TANTERAKA FA TSY TOLORAN NY OLONA VATO MAFANA LAVA IZAO
ROBAINA NY MAGRO DIA AMIDY MORA NY MENAKA SY VARY : TSY VAHAOLANA IZANY
TSY MAHAVITA TAONA AKORY
I RA8 IRERY IHANY NO AFAKA MANARINA NY TOEKARENA H@ 2012 ALOA IZAO
AORIAN NY FIFIDIANANA ISIKA MAMETRAKA IZAY OLONA TIANTSIKA SY HAHAVITA AN IMADAGASIKARA INDRAY
AVERIKO INDRAY 29 MARS 2009 , TSY VITAN I ANDRY IO FANARENANA FIRENENA IO,
DIENY TSY MBOLA MILATSAKA NY ARMEE SADC, CASQUE BLEUE , OUA DIA MIVERENA ANY LAFRANTSA ANY ALOA IZAY MATAHOATRA REHETRA FA TSY MAINTSY TAFAVERINA RA8 ANIO
MISAOTRA NY OLONA MBOLA AFAKA MISAINA KELY
MADAKASIKARA TSY MIVERINA AMIN NY FRANTSAY
28. rakaroka ( 29/03/2009 15:57)
[quote=sitlo]

Fa mahafinaritra ahy fotsiny rehefa nilaza ianao fa [quote]velezo ny kibay izy fa aza avela ho afa-maina e
:roll: 8O 8O 8O

Izay ve ny fomba fiady tsapanao tena mahomby! Tsy mihaja aloha lé izy amiko e! j'imagine mal 'zaho 'ndeha hively kibay olona izany

Raha mieritreritra ianao fa tsy fantatro ny fiainana ao France, satria hoe ianao ao ambody omby, dia diso tanteraka. Fantatro tsara fa tsy vitsy ny frantsay no tsy mahalala akory ny fisian'i Madagasikara raha tsy ny fianarana jeografia nataony.

Marina ny voalazanao eto, indrindra mandia "fahasahiranana koa rizareo", ary ny hivoahany aza manahirana azy !

Raha hanenjika ny frantsay any France no atao ao an-tsaina dia fanavakavaham-bolokoditra tsotra izao izany.

Ka "Frantsa" iza ary ity hovelezina kibay e :?: :roll: :roll:
Fa izao, afaka ny fireneko (amin'ny lafiny iray) raha toa ka tsy voatery hianatra ny teny frantsay ny zaza iray vao atao hoe mahalala ny zavatra fototra.

'zaho anie tsy manery hoe "mianara teny Fratsay e " Tsia dia tsia !
Fa tsapako un plus ny fahaizana azy satria tsy "kibay" mihitsy akory no
hamonoana vazaha fa vao miha-hiaran'ny lalàna famonoana olona indray!

Ny fampianarana amiko dia tsy tokony ho atao amin'ny teny frantsay

Miombo-kevitra aminao aho, fa ny ahy ny zanako tsy ferako hoe "teny gasy ihany" na frantsay ihany fa ny fizarana @ teny mantsy dia manomboka dieny kely. Fiheverako raha nahay niteny "Frantsay tsara ianao dia afaka hifanandrina @ Frantsay tsara fa 'zareo mantsy ny mahazo teny gasy e :wink:

29. rakaroka ( 29/03/2009 16:17)
[quote=tsimatimanota]
TSY RESAKA TENY FRANTSAY NY OLANA RY ZAZA A
HAMPORISIHINA AZA NY MALAGASY HIANATRA TENY VAHINY MAROBE : FRANCAIS - ANGLAIS - ALLEMAND - CHINOIS - ESPAGNOL - RUSSE - ITALIEN - JAPONAIS ---
NOSY ISIKA KA MILA MANDRAY MPIZAHATANY

Miombon-kevitra 100% =D> =D> ^:^ ^:^
NY TANINAO TSY HOROBAIN IZY IREO
IZAY NY FRANTSAY NO MANANA IZANY TOETSAINA
:roll: 8O 8O
Tsy azoko mihitsy ! Raha nisy Frantsay nandroba tany an-tanàna ka hitanareo fa nandroba tokoa no nataony? Nahoana no tsy nampiharana ny fanenjehana mpandroba rehetra teo no ho teo , sa hoe niveraka dia aty aoriana vao manenina?...

AZA BORNEE FA ALEFASO LAVITRA NY SAINA
NA TENY FRANTSAY NA TENY ANGLISY NA MALAGASY NY TENIMPAMPIANARANA
NY ZAVA DEHIBE DIA NY FAHALEOVANTENA TANTERAKA FA TSY TOLORAN NY OLONA VATO MAFANA LAVA IZAO

Rizareo angamba tsy manery antsika ifampiraharaha aminy? ny marina kokoa tsy mahavita tena isika fa MAHAVITA SY LANY ANDRO MANEJIKA NY HAFA FOTSINY! ATREHO RE IZAY HAMPANDEHA NY FIAINANAO E, ARY AZA FATRA-panilika ny tsy fahombiazana @ Frantsay fa raha Maaafy ianao t'as qu'à montre tes forces depuis des siècles , Mazava fa ireo tara ihany toko moa no FATRA-PANENJIKA ! aka TGV rehefa tsy mandeha ny "avion" fa raha dia tongotra aloha, dia ho hariva eo fotsiny ny andro 8O 8O

I RA8 IRERY IHANY NO AFAKA MANARINA NY TOEKARENA H@ 2012

Tout se transforme an! Et tout est remplaçable"
AORIAN NY FIFIDIANANA ISIKA MAMETRAKA IZAY OLONA TIANTSIKA SY HAHAVITA AN IMADAGASIKARA INDRAY
FA TSY MAINTSY TAFAVERINA RA8 ANIO

Ho hita eo izany 8O 8O 8O
Ka hanao Pari izany isika :?: Ary raha tsy tafaverina anio izy dia ianao no ilay antsoina hoe "MPANAO LAZA MASAKA TSY FIHAINO INTSONY!ary dia tsy hamaky na handaniandro @ zavatra soratanao intsony aho @ manaraka satria
mpamoron-tsaho no ho fihevitro anao!
MISAOTRA NY OLONA MBOLA AFAKA MISAINA KELY
Ampiasao "bebe" kokoa ny fisainana fa tsy "KELY"monja!

30. sitlo ( 30/03/2009 14:21)
rakaroka> ianao ihany no nanoratra an'io vely kibay io. Mba ataovy mitombona ilay resaka.

rakaroka:
'zaho anie tsy manery hoe "mianara teny Fratsay e "

Ianao ange tsinotsinona eh! TGV no manery fa tsy ianao. Rehefa mba misolo vava olona dia mba manaraha tsara aloha vaovao fa aza atao tendripo fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.407