Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Noue
(
30/03/2009 13:04)
Merci TGV ! « Dieu est grand »
http://www.madagascar-tribune.com/Un-tortionnaire-libere,11552.html...
tohiny
novalian'i mion ny 31/03/2009 07:51
lemenakely
(
30/03/2009 12:33)
ALAIN RAMAROSON ,inona marina no tadiaviny?
Tokony mbola tohizana foana ny barrage manerana an 'ANTANANARIVO hoy izy ,samy nahatadidy io teniny io angamba isika !
Izao indray tsy tokony handingana ny kianjan ny 13 mai hoy izy ny mpomba ny TI...
tohiny
novalian'i ralevazou ny 01/04/2009 10:11
JOSIAH
(
30/03/2009 11:43)
marary be fa maninona
Hono hoa fa maninona rhf manao firaisana ny vehivavy sasany no marary be rhf manao firaisana e ,tsy mahay ve izy sa hoe ahoana mba valio o :{ ...
tohiny
novalian'i hasi4 ny 31/10/2009 07:43
ifiona
(
30/03/2009 11:35)
"Marc Ravalomanana est pour nous le président" hoy Joyandet
http://www.sobika.com/madagascar-informations/news_1356.php
:roll: :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i Noue ny 30/03/2009 16:43
essera
(
30/03/2009 11:29)
Mbola tsy leo ihany ve ry zalah ?
Mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe nitovy tanteraka tamin'ny fitondran-dRatsiraka ny fitondrana nentin'ny filoha Ra8.
1/ Efa natomboka ny kitranoatrano, nefa tadidiko mihitsy Ra8 nilokaloka fa com...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 30/03/2009 14:44
Mirananirina
(
30/03/2009 10:55)
Andry Rajoelina a poussé Marc Ravalomanana à la démission
il doit à son tour affronter la pression de la rue ....
tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2009 22:51
xxx
(
30/03/2009 10:50)
tendakanina be izay afaka mividy satria nambinina
Manalà fo eto fa efa kely sisa , ny FONJA no miandry ny olona ratsy saina sy be fialonana ary tsy mahataty ny reussiten'ny hafa , tsy mahataty ny sasany mi-participer hanampiana ny sasany @ lalan'ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2009 10:58
penguin
(
30/03/2009 10:47)
Fanjakana petatoko vé no aleo hilamina. Bay ary
Rehefa azo ny fanjakana petatoko dia tonga ny hoe aleo hilamina amin'izay vé ? Tsy misy mihevitra ny hanankorontana ny Malagasy eto fa ny fanjerana ny fitondrana tematemaka no himasoana. Rehefa ireo ...
tohiny
novalian'i penguin ny 31/03/2009 05:57
dofinois
(
30/03/2009 09:42)
hanao grevy eo ambohijatovo koa ry coutiti sy ry penty
raikitra ny tena democratie miaraka an'i tgv,izao dia manomana grevy fanohanana an'i tgv sy ny fanjakany ny gadra afaka,miaraka amin'i coutiti sy ry pety ,voninahitsy ,dia eny @ 13mai ry alain ramars...
tohiny
novalian'i pitchou ny 30/03/2009 12:41
KALACK
(
30/03/2009 09:23)
Rah ten te hampandroso an gasikara de aleo hialmn amzay
De mbola manao antso avo ihany aho ray olona , mbola tsy vizana aho miteny ny TIM oe,: aleo aloha hiasa io Fanjakana vaovao io na atao oe taona vitsy2 2 na 3 fotsiny iany aza fa hitombo anie ny fati a...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2009 13:27
mion
(
30/03/2009 08:56)
anarana lubrifiant, aphrodisiaque ou pas
sao mba mahafantatra anarana lubrifiant hanaovana rapport sex nareo (avec marque deposée) de inn le izy de aiza no vidiana eto antananarivo de mety ôtrinn ny vidiny?
...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 03/05/2009 00:34
saranga
(
30/03/2009 08:26)
Vao maomboka de tendan-kanina be
Vao herinandro ve nama no ministre ry zalahy reo die efa tendan-kanina be. Fantatrareo ve fa nisy vadina ministre TGV naka 12 millions Ariary tany amin'ny banky iray tsy tononiko dia tsy nomen'ilay ba...
tohiny
novalian'i irihat ny 30/03/2009 13:50
molota
(
30/03/2009 08:17)
MILITAIRE MALAGASY
Le gouvernement de transition et HAT a corrompu l'armée en leur faisant bénéficier en cachette 50% d'augmentation de salaire!
:cry: ...
tohiny
novalian'i ndenn ny 30/03/2009 14:14
molota
(
30/03/2009 08:15)
MILITAIRE MALAGASY
Le gouvernement de transition et HAT a corrompu l'armée en leur faisant bénéficier en cachette 50% d'augmentation de salaire!
:cry: ...
tohiny
novalian'i nilex ny 30/03/2009 08:42
essera
(
30/03/2009 08:12)
Frantsay ? Inona izany ny marina ?
Ilay vaovao mba nanaitra androany angamba dia ilay fanambarana nataon'i Alain Joyandet (Ministra frantsay) milaza fa Ra8 no président en titre.
Dia ahoana hoy n pro-ra8 amin'io. Mbola ao ambadika ...
tohiny
novalian'i essera ny 30/03/2009 09:57
xxx
(
30/03/2009 07:54)
Aiza ianao rahery fa io misy copie coller atoandrobenanahary
Mihetseh hery a, hay i naughty boys io mpanao copie coller lava ato io tratra izy androany fa nipoitr tampok n anarany...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2009 08:57
molota
(
30/03/2009 07:52)
Diffuser d\'urgence ce sms
Le gouvernement de transition et HAT a corrompu l\'armée en leur faisant bénéficier en cachette 50% d\'augmentation de salaire....
tohiny
novalian'i moi ny 31/03/2009 06:03
naughtyboy
(
30/03/2009 07:44)
politisiana gasy tsy ampy saina amboarin'ny frantsay ...
Tsy ny vahoaka manontolo akory no azo amboarin'ny frantsay ho zanahina indray fa ireto goaika antitra sy ny maivan-kitsaka toa an'i andry...hatr@ zay,na dia mampiseho fiatsaram-belatsihy aza izy ireo...
tohiny
myari
(
30/03/2009 07:36)
ontsa ny fo mijery ireo mba panohana ny TGV
Hatramin'izay aho dia nieritreritra ihatrany hoe mba misy manana ny mahaizy ihany ny mpanaraka an'i TGV rehefa tena dinihina anefa ankehitriny dia maha ontsa ny milaza azy satria tsy hita mihintsy iza...
tohiny
novalian'i papala ny 31/03/2009 13:06
naughtyboy
(
30/03/2009 07:28)
politisiana gasy tsy ampy saina amboarin\'ny frantsay ...
Tsy ny vahoaka manontolo akory no azo amboarin\'ny frantsay ho zanahina indray fa ireto goaika antitra sy ny maivan-kitsaka toa an\'i andry...hatr@ zay,na dia mampiseho fiatsaram-belatsihy aza izy ir...
tohiny
