Frantsay ? Inona izany ny marina ?
1. essera
(
30/03/2009 08:12)
Ilay vaovao mba nanaitra androany angamba dia ilay fanambarana nataon'i Alain Joyandet (Ministra frantsay) milaza fa Ra8 no président en titre.
Dia ahoana hoy n pro-ra8 amin'io. Mbola ao ambadika marina ve ny frantsay satria Sarkozy koa efa niteny hoe "Coup d'Etat".
Saika vaki2 tamnapah tsy nahy ny ambassade de France raha izany no fandehany satria efa nisy oe avoay tao TGV eh.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D

novalian'i essera ny 30/03/2009 09:57
2. KALACK
(
30/03/2009 08:54)
Le tsy fisainan'ny Tim anie no mahatong andry zalah manaonao fon e, ts hain tson ze momba az sy ts momb azy fa d ny handrob sy hamaky fon no atsainret Tim reto , zao ra norobaindr zalah n Ambassad d france nef ol ten pour az , n vavandr zalah at manarats frantsay ko anef ef ts eran tson , nef ny frantsay az momba ny Tim , fa tsy takatry r zalah zan oa n mahagaga
3. hery
(
30/03/2009 09:10)
Hitan'ny Frantsay fa efa akaiky indray ny fandresen'ny maro an'isa dia manomboka mivadika indray izy.
Ny frantsay anie mitovy amin'i Jacques Sylla ihany e.... jereo fa hiverina koa izao i Jacques Sylla rehefa kelikely tssss.

4. essera
(
30/03/2009 09:57)
Aiza ary nareo zany RaHery,
Na tsy azo atao hoe tena stable be aza ny HAT dia minoa ahy fa sahirana ihany ra8 raha hiverina eto amin'ny tanana.
Eritrereto hoe abandon ange no nataon'lery raha ohatra aho hiteny mahitsy e. Fa ala olana ny hoe niandany tatsy ry zareo satria hitany fa ...
Ny iray koa, n'iza n'iza aloha firenena miseho dia tsy maintsy izao : tsy misy mahazo tonga dia manome ny ny position exacte, fa mifanositosika (timidement hoy ny tenin'ny mpanjanaka fahiny). Ny firenena matanjaka matetika no tonga dia manome ny heviny.
Fa andao ange ho hita eo e.
Fa zao koa, aza forsena koa aloha lé mpianatra tsy hianatra fa le bandy lohan'ny DREN tena mapmé anah mihitsy. rehefa ianao no eo amin'ny pouvoir d mianatra daholo isika, d rehefa tsy ianao d tsy mianatra daholo isika. ouh lala